hevitra momba ny fitadiavam-bady

21. fijo ( 03/06/2004 22:10)
tsy hoe tsy zakan'ny toe tsaina fa mba misaina kely fotsiny e.eto imasom bahoaka eto ve?misy azo handefasana hafatra ao amin'ny namana dia alefaso moramora any ary hafaka mifampahafantatra tsara ianareo any.
22. booboo ( 01/07/2004 12:20)
dé aza atao xxxxxx fotsiny ahafahan'izay liana mamaly anao any @ mangingina atsy ambadika atsy
23. fijo ( 01/07/2004 21:55)
ilay mitady fiafina aloha tsy mazava e.na misy te hamaly aza dia aiza no hamaly?
24. myllanah ( 06/07/2004 15:59)
Ny Fitiavana dia sentiment eh, mety misy ny tia vazivazy, misy ny saron-kenatra, fa ny tsara indrindra dia ny mi tenter Chance foana eh, satria izay manao ihany izany no mahazo . sady tokony tsy hisy hahamenatra an' izany; sady aleo mitady na misafidy toy izay tolorana fotsiny,
25. yonikafopl ( 06/07/2004 21:00)
matoa izy miafina dia izy indrindra no tsy seriuex zany e! , raha miafina ianao tsy hahazo valiny serieux zany kalou hoy aho e!
26. fijo ( 06/07/2004 22:00)
izay indrindra.sady tsy hatokisana izany olona mitady ny lohany nefa matahotra ny masony izany.
27. tolotra ( 07/07/2004 12:20)
ilay mosony oloha eo ihany fa ny lohany mihitsy no tsy mety, olona hitady vady izany ve de x no entina eto, sa mitady anao x fotsiny
28. methode ( 07/07/2004 22:34)
Ny eto amin'ity serasera ity aloha dia fifandraisana voalohany angamba no azo antoka fa raha tena resaka lalina dia tokony hihaona!! Tsy ampy raha soratra sy sary fotsiny!! Mety misy kilema tsy hitanao eto, nefa mety ilay tsy tianao mihitsy no kileman'ilay olona, dia izay no mahatonga hoe sérieux.
29. ludo ( 05/08/2004 16:09)
mety misy marina iany ny voalazanareo fa saingy diniho fa tsy voatery hamaly eo ambany
ny olona 1 zay vononkamaly ny hetahetan'ilay nametraka ra ohatra ka nametraka ny anarany
mazava lay olona ka afaka mamaly azy mivantana any @ sera2 izy fa any tsy misy mahita angamba kosa af-tsy lay tompon'ilay ps
iany!!!
30. harry5 ( 23/09/2005 20:00)
za aloha de mitady eh tonga dia haseoko mihitsy hoe io za itanao io sady izao koa ange eh rehefa anjaranao dia tonga eo fona io fa aza matahotra suive ton destin et tu va voir moi je croie
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2729