fantaro ny ENS/EPS

21. mozart ( 20/04/2004 13:18)
raha ny fantatro aloha de ny prô t@ 1999 no mankaty e!
@ zao fotoana za de mi-recruter ekipa nasionaly ny école! zay no mampatanjaka ny ENS @ interfac'
zah aloha @ football, tae-kwon-do no mba maha-henjana ahy e!
22. mozart ( 01/06/2004 18:24)
zay ary aloha fa manantena ny fitohizan'ny fifanoratana e!
zah mbola vonona ny hanampy anareo foana!!!!
23. fijo ( 01/06/2004 23:53)
mba te hiezaka ihany ilay basket fa tsy ampy ny fanomanana dia tsy lasa e.
24. doola ( 06/02/2012 10:30)
salama e! izaho ndray dia nifampikasoka tam ny manodidina ny ENEPS reetra tao nandritran'ny nytaona 84 ka hatram 2010, fa efa tsy any tsony izao fa aty lavitra, fa nahare zaho hoe mikatona ny piscine ao ankatso am zao, fa hoe nisy nagalatra ny machine fanadiovana rano, izany ve tsy mahagaga, zavatra ef aman-taonina ne ireny de ahoana no nahavery azy raha tsy nisy nanao hafahafa nanao lalam-poza tao. Dia ahoana izany laoha ny mpianatra ao am ENEPS,aiza no mianatra milomano, ny mpianatra rehetra eny am unversité, sa hanova taranja???Efa ela no nampalahelo ahy io piscine io fa toa vao maika aza loza, ny fikarakarana, ny diony, ny fitantanana mihitsy no mila hamboarina. Mba tokony hieritreritra izay tompon'andraikitra ao fa mampalahelo e!
sandra11:

mba mitady ny promotion ENEPS 1982
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3158