Mahazo olona tokoa ve @ ity forum ity?

21. unik ( 15/06/2004 13:01)
ie
(minoa fotsiny ihany)
22. hery ( 15/06/2004 18:33)
Statistika momba ny forum

Isan'ny hafatra : 43006
Mpanoratra : 994 (amin'ny namana 3770)
23. didi ( 26/06/2004 17:11)
Tena efa ela aho no nijery sy namaky fotsiny fa tena hitako fa be ny mila an'ity forum ty ! tsara ê !
Ny ahy moa ny mihaino hira no tena ataoko eto ê ! dia mijery ny resaka comique sy sampona ataon'ny sasany !
24. kitjo ( 27/06/2004 05:48)
mahazo olona mihitsy izany na anonyme aza!
Misimisia fa mba manaova signe kely ohatra an'i didi nareo mpamaky e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.295