raha amiko indray , samy manana ny andraikiny ny rr sy ny mpampianatra.Ary andraikitra samy manana ny azy eo @ fanabeazana.
Ny mpampianatra manome ny fahalalana izay tsy vitan'ny rr any an-trano. Ny rr kosa manana andraikitra @ fanaraha-maso izay ataon-janany any an-trano, sao dia be lalao ohatra ny ankizy dia tsy mianatra any an-trano.Na indraindray ny rr mampihanta zanaka loatra hany ka diso hanta ny ankizy raha mbola kely izy. Fa rehefa tonga taona kosa izy ataoko fa tompon'antoka @ ataony sy ny ho aviny te-hahay izy dia mianatra.
ny mpampianatra eo ihany fa ny R no mandamina ny programany @zanany manao hoe : zao mianatra , zao milalao , zao manao raharaha , zao manao an' ity fa mila masiaka aloha an ! de tezaina @ soratra masina ny ZAZA de mandeha ho azy e !