Tsy te ho faty?

21. xxx ( 16/01/2005 10:03)
Marina daolo zay lazainareo fa averiko kely alou neny xxx teo fa ra tahiny ka mateza de 70 na 80 taoana ,de manaova fiainana keluy alou zany ,fa tsy mety zany fa fuitaky satana manao anizany ,ary ohatra enao manao fiainana fotsiny alohany io taoan io ka ra maty de aoana moa ?( ny tiako lazaina ohatra ,ra misotro toaka foana enao ka efa fantatrao fa ratsy io de @tsy ampoizina miitsy ny mety ahafatesana na koa ohatra avy nangalatra izy de avy eo nefa tsy ampoizina de mety voadona ny fiara izy )de hitanareo @zany ka ra tahiny ka mateza de 80 nefa enao mety maty alohany io taona .Marina tsy misy zay tsy mangetaheta maniry fiainana fa ny Tompo ny tena fiainana ,fa ra miala @isika de miala @tsika ko izy ra efa nanara dia Azy isika .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.085