Ny boys band sy ny Mpiondana

21. tahiana.dafy2015 ( 25/10/2017 10:34)
Salama daholo e, misy fotoana ny Boysband niserana satria ireny samy variana amin'ny asany daholo. Misy ny sasany efa manam-bady sy manan-janaka, misy koa ny sasany miasa any ivelany. Tamin'ny herin-taona izao nisy fampisehoana Boysband sy Girlsband tao amin'ny Coliséum de Madagascar tao Antsonjombe tao tamin'ny Alahady 24 Jolay 2016 niarahana tamin'i Tempo Gaigy, Tif à Tif, Suspens, Nabaoh, Krutambull, Spesialista sy 3%. Dia nahafinaritra be ny fiarahana tao tamin'io, fa mbola nisy fampisehoana koa tany Sabotsy Namehana tany niarahana tamin'ny Boysband sy Girlsband ary ny mpanao Hip-hop ohatra izao ry 3% sy Suspens, Krutambull sy Spesialista ary i G'AS.TA. Aleoko Hip-hop toy izay Boysband rangahy an! Six e! :) :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4269