ATSANGAKO NO TANAKO

21. rhaj0 ( 03/03/2020 00:45)
ka benita sa tsy benita izy it eee... :-)

22. RBNIR ( 03/03/2020 06:53)

rhaj0:

RBNIR:
... fa hoy i Jesosy tamin'ireo mpianatra hoe raha tsy mibebaka ianareo dia ho ringana....

Ka raha te ho voaaro amin'ny coronnavirus sns ny olona iray dia tsotra : mibebaka...

Ilay ohatra hoe,
- ireo Kristiana avotry ny tsunami #1,
- dia niakatra teny @ bonga kely mba hidera sy hibebaka (surement) an'i Jehovah,
- nefa dia nokaofin'ny tsunami #2, ary dia ringana: maty daholo zareo.

Dia ahoana izany izy ireo re ry RBNIR-mahay-azy?

Sa tsy (nahay) "nibebaka" ireto kristiana japoney ry RBNIR, ary dia tsisy antra mihintsy ilay Atra fa tonga nataony "ringana" tany, teo no ho eo ireto izy?
Valio :-)


Dia ianao koa ve k'lou ry RBNIR mba voan'ny sery ihany tsindraidray?...
Isak'izay marary izany RBNIR, dia satria tsy nibebaka hoz'ianao ihany an... Izay izany izy io an...
Valio :-)

Ny tena marina ilay hoe "MIBEBAKA" mihitsy no mbola tsy fantatry ny olona ankehitriny...

Raha sitrapon'Andriamanitra dia hozaraina eto ny atao hoe mibebaka....
23. rhaj0 ( 03/03/2020 14:44)
RBNIR:
Ny tena marina ilay hoe "MIBEBAKA" mihitsy no mbola tsy fantatry ny olona ...

Eny azany ee... "TSY fantatry" ireo Japanizy ny "tena marina @ ilay hoe mibebaka", hozy RBNIR, ary dia plouf plouf.. "ringana" daholo zareo nokaofin'ny Tsunami #2.

Mahay 'le RBNIR 'ty ;-)


I Gasy1zay nefa, raha ny fahazoako ny resakany teto, dia tena mba maniry ho toa an'ireo Japanizy "ringana" ireo, satria I Gasy1zay "mino", fa t@ ireto Japanizy "nivavaka" teo ambonin'ilay bonga kely, dia hotsahotsan'ny hoe, tena "niray t@ FM" teo zareo, ary raha zareo eo ampiraisana t@ FM io no "ringana", dia hotsahotsan'ny tena mino I Gasy1zay, fa tonga dia paradisa ny direction.

Fa ny an-dRBNIR moa, dia hoe:
.. plouf plouf.. ringana 'ty fa tsy mahafantatra ny hoe mibeubaka aaa...
24. RBNIR ( 04/03/2020 07:16)
soa fa i rhajo no niteny an'io an!
25. rhaj0 ( 05/03/2020 13:34)
Ka "atsangano ny tanana" ry Kristiana namana, raha toa ka tena fatra-panaja ny Baiboly ianao.
RBNIR? Gasy1zay?

26. RBNIR ( 06/03/2020 11:58)
[size=2]dia hita mihitsy hoe metisy ianao izany rhaj0..[/size]
27. gasy1zay ( 06/03/2020 14:33)

rhaj0:

Ka "atsangano ny tanana" ry Kristiana namana, raha toa ka tena fatra-panaja ny Baiboly ianao.
RBNIR? Gasy1zay?




Dia hilaza ndray ve zany rhaj0 sy ireo namany tsy mino fa ny zanak'Israely ihany no nanana andevo teto an-tany? Ny amerikana efa t@ taonjato fahafiry vao foana ny fanandevozana. Ka ny lalana hoan'ny fitantanana ny andevo dia nisy t@ lalan'i Mosesy satria nisy ny andevo t@ izany.
28. rhaj0 ( 06/03/2020 14:52)
Fatra-panaja ny Baiboly va ianao ry RBNIR sa tsia?

Raha fatra-panaja I RBNIR, dia TSISY mihintsy, na dia andininy iray fotsiny azany, ho dikadikainao ry RBNIR, na dia anaovanao tsingolo-batita hoe, efa nofafan'ny andininy hafa taty aoriana izany.

Ka fatra-panaja ny Baiboly va ianao ry RBNIR sa tsia?
29. RBNIR ( 08/03/2020 04:39)

rhaj0:

Fatra-panaja ny Baiboly va ianao ry RBNIR sa tsia?

Raha fatra-panaja I RBNIR, dia TSISY mihintsy, na dia andininy iray fotsiny azany, ho dikadikainao ry RBNIR, na dia anaovanao tsingolo-batita hoe, efa nofafan'ny andininy hafa taty aoriana izany.

Ka fatra-panaja ny Baiboly va ianao ry RBNIR sa tsia?

« Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an'ny faharoa. » (Hebreo 8:7)

Matoa nasiana ilay fanekena vaovao dia satria nisy tsininy ilay fanekena teo aloha..

Anisan'ny tsy nety teo aloha izao ity « Ary Izy namaly ka nanao hoe: Ny zavatra rehetra izay tsy nambolen'ny Raiko Izay any an-danitra dia hongotana. » (Matio 15:13)

Nisy zavatra tsy avy amin'Andriamanitra nambolena tao amin'ny Jiosy...dia nongotan'i Jesosy....
30. rhaj0 ( 09/03/2020 13:02)
RBNIR:
Nisy zavatra tsy avy amin'Andriamanitra nambolena tao amin'ny Jiosy...dia nongotan'i Jesosy....

Eny azany kouh... Ka dia ataovy eto azany ny lisitra ry RBNIR aaa... Ianao izany mahalala, ka dia zarao MAIMAIM-POANA.
31. RBNIR ( 09/03/2020 14:08)
izay te hahafantatra mirosoa amin'ny lalina fa tsy eto no fampianarana izany...
32. rhaj0 ( 09/03/2020 14:53)

Dika-teny malalaka:

[size=15]Izay rehetra lazain'ny Baiboly dia hajaiko, afa-tsy hoe, ireo andininy sasany izay nosafidiko ho dinganina sy dikaina, satria kely loatra ny fitombenany (ka TSY hidirako lalina) ary tsy mampetimety ny baoliko, fa ny ambiny, dia iainako, mazjhava ho azjhy.
[/size]
33. RBNIR ( 10/03/2020 06:42)
tsy mahazaka fampianarana tsy misy kilema izy ry rhajo a!

« Fa ho avy ny andro izay tsy hahazakan'ny olona ny fampianarana tsy misy kilema*; fa hangidihidy sofina izy, dia hamory mpampianatra ho azy araka ny filany; [* Gr. salama] » (2 Timoty 4:3)
« ary hampiala ny sofiny amin'ny teny marina tokoa izy ka hivily ho amin'ny anganongano. » (2 Timoty 4:4)

34. rhaj0 ( 10/03/2020 11:50)
k'efa hoe mahita fafiny tsara io Ikalakely koa lazain-dry RBNIR fa TSY mahazaka indray.

Dia na i RBNIR azany ange dia io mandingandigana ny resaka (sasany) ao @ Baiboly toa Ikalakely io koa, nefa ho'a I RBNIR toa tsy mahita fafiny ee... toa mbola mikimpy mafy sy mampipatrapatraka @ tany ny tokony tsy hipatrapatraka ao I RBNIR.. satria hoe izay no nataon'i JEsosy rahefa mivavaka Izy.

sa izay mipatrapatraka izay no fakana fafiny @ RBNIR ? :-)
35. RBNIR ( 11/03/2020 08:54)
mitovy amin'ireo vahivavy 7 ao amin'ny isa.4:1 ihany koa ny toetsain'io vehivavy io....

Tsy mahafoy an'i Jesosy nefa tsy te hanao izay rehetra ampanaovin'i Jesosy azy.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3496