You are here: home > Forum

Critique sur le visa schengen à Mada et en Afrique en général!

Lohahevitra : Hoy ny gazety
Fitohizan'ny hafatra : Critique sur le visa schengen à Mada et en Afrique en général!
Valiny : 1
charminggirl5 - 18/02/2020 20:46
Salama daholo,

Hi All,

My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons!

Ity misy Blog iray izay amiko, analyse objective mikasika ny resaka délivrance de visa. Raha curieux ianao, mba vakio fa inter ihany:

http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2019/06/20/analyse-et-critique-sur-le-systeme-de-delivrance-de-visa-transit-faite-par-une-malgache-vivant-ici-a-auckland-en-nouvelle-zelande/

My koa pejy FB ho ahitanareo infos samihafa raha hoe mitady école ianareo ailleurs na koa hoe misy olona tsy dia salama ka mitady firenena manana hopitaly tsara ohatra kenefa tsy voatery hangalana visa na alalana izany:

https://www.facebook.com/Alternative-Places-425323798282753/?modal=admin_todo_tour

Bon courage daholo!
Valio | Miverina eny ambony
rantoralitera - 21/02/2020 13:48
Salama, Zah koa ta anao nianatra teto Mada fona, zah tsitia France saingy mila miondra any Maurice zah io. Mitady asa kanefa tsy mahita any Maurica na anglophone.
Mianatra teny anglais koa hatramin'zao fa tsy mety mahita.
Ny tena anavaoko immigration de ho an'ireo zanako izay tiko hanana mentalité anglo-saxon

charminggirl5