TRATRY NY TAONA 2019 INDRAY

1. RBNIR ( 07/01/2019 08:27)
Samy tratry ny taona 2019 daholo indray,

Ho taona hitondra fahasoavana feno ho an'ny tsirairay anie ity taona vaovao ity...

Ary mirary koa raha mirary mba hiposaka amin'ny isam-batan'olona amin'izay ilay mazava izay efa manomboka miposaka aty Madagascar amin'izao fotoana izao ....

Ho amin-tsika rehetra anie ny fitahin'Andriamanitra....
novalian'i AndKam ny 07/01/2019 15:02
2. AndKam ( 07/01/2019 15:02)
Misaotra, mirary soa antsika rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2413