Vanderlax - 17/09/2018 15:50
|
![]() Misaotra t@fandraisana teto @forum. MIsy zavatra mahaliana ahy mba itadiavako valiny sao re misy mahafantatra ato. Misy takelaka ity mikasika an'Antanamalaza Tsaravoninahitra, saingy teny frantsay moa tsy dia misy tantara be manakory, ka sao lahy misy mahay ny tantaran'io vohitra io sy ireo olona ao iska ireto azafady? Misaotra sahady e https://hitamasoko.blogspot.com/2018/09/antanamalaza-tsaravoninahitra.html |