Aiza ny zeunes no tsy miteny, sao hangeren'ny vato hono ee... - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

Aiza ny zeunes no tsy miteny, sao hangeren'ny vato hono ee...

Lohahevitra : Fivavahana, finoana
Fitohizan'ny hafatra : Aiza ny zeunes no tsy miteny, sao hangeren'ny vato hono ee...
Valiny : 2
rhaj0 - 09/05/2018 22:06
i Fransisy no miantso:
http://www.lapresse.ca/international/201803/25/01-5158622-le-pape-appelle-les-jeunes-a-resister-a-ceux-qui-veulent-les-faire-taire.php
«Chers jeunes, c'est à vous de vous décider», a lancé le pape. «Si les autres se taisent, si nous, les aînés et les responsables, si souvent corrompus, sommes silencieux, si le monde se tait et perd la joie, je vous le demande: vous, est-ce que vous crierez ? S'il vous plaît, s'il vous plaît, décidez-vous avant que les pierres ne crient».
Valio | Miverina eny ambony
Aandrianina1 - 13/05/2018 22:35
Io zany ze manambola ihany no afamiteny e
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 14/05/2018 14:34
Ka ilay zeunes tsy miteny anie, hotry ny "fomba" izay mbola misy mahita ihany ny "TSY maha-ratsy azy" HONO.

Ny zeunes izao efa eo ihany, fa ny Vehivavy koa ohatra, na efa vehivavilehibe izao azany, rahefa asian'ny Baiboly hoe, ny "mangina" sy "manaraka tsara ny fampianarana" (ataon'ny Lehilahy) no zavatra mendrika (paradisa) ataovinao. Dia ao tokoany ve izany ee??

F'efa @ izao andron'ny Interinety izao dia, rehefa tsy hiteny dia ataovy text sy SMS izany eee...
Valio | Miverina eny ambony