Ny siansa arak'i RBNIR

201. RBNIR ( 30/05/2018 14:08)
rhaj0:

endriny:
Aza mandainga re ry RBNIR a, trou noir ve dia mbola farihin'afo indray e

hi hi hi .. TSY "mandainga" i RBNIR, fa ny tena izy aminy, dia TSY mahatakatra resaka siansa na ny kodiny i RBNIR.

Tsara aloha rehefa mahatsapa ianao rhajo fa tsy misy lainga ny zavatra lazaina eto...

Ka ampiko ary ny fanazavana e!

Ny Afo be izay voalazan'i Kristy fa handevonana izao tontolo izao (galaxie lacté) dia tsy inona fa ilay lazain'ny manampahaizana ankehitriny hoe "trou noir" ihany. 2 Pet.3:10

Manaporofo an'izany ireo tranga rehetra tanisain'ny manampahaizana ankehitriny momba ny trou noir,

Ny tiana hahatongavana moa dia ny mba hahiratan'ny sain'ny olona hoe tamin'ny fomba ahoana no nahafantaran'i Jesosy an'izany zava-miafina izany nefa ny fahalalana tamin'ny taona 0 mbola tsy lasa lavitra ary trou noir dia taty amin'ny taonjato faha 20 vao tena "manomboka" fantatra ny momba azy, fanampiny mbola tsy nisy satelite, tsy nisy video satelite tamin'izany ary tsy nisy telescope akory aza e!!!

Koa samia mamisavisa hoy i Dedesa izay...
202. rhaj0 ( 30/05/2018 20:07)
Esy e ry RBNIR.. TSy mandainga i RBNIr, nefa TSy milaza ny marina koa an..

Resa-jazan-garabola re no ataonao ry RBNIR aa... TSY siantifika ny resakao fa resadresa-poana.. (efa hoe, misy vera ve ao akaikin'ny ordi ao sa misy bozaka). Ary ity jejojejoanao hoe "siansa arak'i RBNIR', dia collage notsimpontsimponina testy sy teroa, sady tena feno pensée mazika..
Dia tena heverinao fa rehefa averimberinao eto ve izany resakao ry RBNIR, dia ho "marina" ho azy eo ihany @ farany? pensée mazika dia mety foana io??

Dia hita mihitnsy ianao ry RBNIR fa Kristiana ho'a eee..

Notsapaina ho'a i RBNIR hoe, ahontsakontsano ao anaty coco-nao hoe ny teny hoe Quasar, dia toa naverin-dRBNIR teto tokoany, fa tena tsisy hainy akoriny ny dikany sy ny resaka ambadika ny @ izany ho'a ee...

izao indray azany ry RBNIR aa... Mba hainao ve hoe, toatoa ny ahoana ny "fiainan'ny trou noir"??

5..4..3..2..1..0...

(mivoatra) "miaina" mantsy ireny trou noir ireny, toa an'izao Jesosy izao ihany, ka hoe
- teraka, taorin'ny orgasme ben'ny tsihaitsihay tao,
- dia niha-lehibe, nikefona sy nikefona,
- dia maty nitsefotra, ary dia lasa any @ "fiainan-tsi-hita".

eritrereto tsara ao ry RBNIR aa... eritrereto tsara ao. Sahala @ zava-drehetra, dia eritrereto tsara ao ny echelle des temps sy distance @ io resaka trou noir io.
Ary araka ny filazanao RBNIR azy t@ "feo mahery" teo, dia asehoy eto tokoany koa izany hoe,
mba "manao recherche" HONO i RBNIR ao.. mba "manao expérience"... :-)
203. RBNIR ( 01/06/2018 07:01)

Aleo ny ho avy no hitsara azy rhajo a! saingy enga anie ka tsy ho tara loatra ny fanambaran'ireo manampahaizana ny momba io trou noir io satria raha tara loatra mety efa tsy handray ny fibebahana intsony Andriamanitra amin'izay fotoana izay...
204. rhaj0 ( 01/06/2018 12:27)
RBNIR:
Aleo ny ho avy no hitsara ...
hi hi hi.. Aleo ny Ankizy (mandalo eto) no hitsara (anao sy ny redirevinao) ry RBNIR aa... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5268