Ny siansa arak'i RBNIR

21. RBNIR ( 06/04/2018 07:57)
sa hiteny sahala amin'i rhajo koa ianao mbamisera hoe ny fampianaran'i paoly tsy izy (satria tsy mampety ny raisonnemeny mantsy ilay izy...fa mandoto ny ranony....

Tsy misy mifanohitra ao anaty baiboly fa mila dinihina tsara daholo mbamisera a! aza adinonao hoy aho ny mpit.3:18 izay manindry mazava hoe tsy considerena ny fanahy fa juste ny tena (nofo) ihany dia biby ny olona.....
22. RBNIR ( 06/04/2018 08:13)
rhaj0:

Dia na dia ny iray @ ireo fotsiny aza ve no vabahana kely dia tsy mba mi-cloc mihintsy ilay coco..

Hodinihina ihany raha tsy misy ifandraisany amin'ny teorie bing bang sy teoria evolution dia hovaliana ihany e!
23. RBNIR ( 06/04/2018 08:25)
Aleo atomboka any amin'ny 467 ary...

"And there was no more sea."
For an old sailor like me, this verse, if it were true, would be one of the saddest verses in the Bible. 21:1

Marina izany : ho an'ny olona tia ranomasina aloha dia veloma ny plage e!

Any amin'ilay tany vaovao tokoa mantsy dia voalaza fa.....« [Ny amin'i Jerosalema vaovao] Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao aho; fa efa lasa ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany, ary ny ranomasina dia tsy misy intsony. » (Apokalypsy 21:1)

Tany tsy misy ranomasina no hampanantenaina...otran'ny lojika ihany an! raha misy ranomasina any mety be indray ny hanary lamba ka hiboridana nefa efa nomena ankajo fotsy lava.....:-)
24. mbamisera ( 06/04/2018 08:41)

RBNIR - 06/04/2018 09:57
sa hiteny sahala amin'i rhajo koa ianao mbamisera hoe ny fampianaran'i paoly tsy izy (satria tsy mampety ny raisonnemeny mantsy ilay izy...fa mandoto ny ranony....


Tsy dia hitako loatra izay hidiran'i fhajo amin'ny resako teo... Toko sy andininy iny notanisaiko iny, tsy afaka ny hiteny aho hoe ity ho considere-na ity tsy ho considere-na...

Raha ireska an'i rhajo indray dia eo ampamakina ny zavatra nozarainy aho, lava ilay izy ka amin'izay efa voavakiko dia hitako fa misy mitombona tsara ny sasany amin'ny voalazany ao...

25. RBNIR ( 06/04/2018 09:18)
eny ary mbamisera a! nafangaroko tamin'i rhajo mantsy ianao e!

Raha ohatra aloha olona mino ny teoria big bang sy teorie d'evolution dia azo antoka hanome rariny ilay olona nanoratra an'io amin'ireo teboka sasantsasany toy ny hoe ny masoandro no tokony ho nisy talohan'ny tany, ny olona dia avy amin'ny gidro ary ny evolution tokony hifaraka tsara fa tsy hikorontana toy izay voalaza ao amin'ny baiboly,

Fa araka ny efa nazavaiko ny tenako tsy afaka hino ireo teoria 2 ireo, mety possible ianao izany mety mino dia normal otran'ny mahita lojika amin'ilay izy ianao....
26. mbamisera ( 06/04/2018 10:55)

Raha ohatra aloha olona mino ny teoria big bang sy teorie d'evolution dia azo antoka hanome rariny ilay olona nanoratra an'io amin'ireo teboka sasantsasany


Amiko manokana tsy dia hitako loatra ny hidiran'ny resaka manao hoe: "mino ny teoria big bang sy teorie d'évolution".

Amiko, mamaky aho ary mamakafaka, inona no azo raisina, inona no tsy azo raisina, inona no mahasoa, inona no tsy mahasoa sns... fa tsy dia misy idiran'ny finoana teoria big bang sy évolution. Amiko manokana izay...
27. RBNIR ( 06/04/2018 11:12)

mbamisera:

Amiko manokana tsy dia hitako loatra ny hidiran'ny resaka manao hoe: "mino ny teoria big bang sy teorie d'évolution".

Amiko, mamaky aho ary mamakafaka, inona no azo raisina, inona no tsy azo raisina, inona no mahasoa, inona no tsy mahasoa sns... fa tsy dia misy idiran'ny finoana teoria big bang sy évolution. Amiko manokana izay...

Tena misy mbamisera ohatra fotsiny ity point faharoa ity...

The Genesis 1 creation account conflicts with the order of events that are known to science. In Genesis, the earth is created before light and stars, birds and whales before reptiles and insects, and flowering plants before any animals. The order of events known from science is just the opposite. 1:1-2:3

Deduction notsohahan'ilay olona io satria izy dia mino fa marina ny teorie bing bang sy ny teorie d'evolution napetraky ny siansa ankehitriny.....
28. RBNIR ( 06/04/2018 11:13)
dia ny an'Andriamanitra indray no kiaininy rehefa avy eo satria tsy mifanaraka an'ireo teorie roa ireo hono.....

29. rhaj0 ( 06/04/2018 11:53)
- Ka handray ny Siansa azany ve ianao io ry RBNIR
- sa tsy handray ny Siansa, ary dia hikombona ao @ Baiboly?
30. RBNIR ( 06/04/2018 11:56)

rhaj0:

- Ka handray ny Siansa azany ve ianao io ry RBNIR
- sa tsy handray ny Siansa, ary dia hikombona ao @ Baiboly?

Rehefa voaporofo ny siansa dia azo raisina tsara (satria tafiditra ao anatin'ilay atao hoe marina izy amin'izay fotoana izay)....raha ohatra kosa ka mbola tsy voaporofo (sahala amin'ny teorie bing bang sy ny teorie evolution) dia mialatsiny tsy afaka mandray isika rhajo!!!
31. RBNIR ( 06/04/2018 11:57)
ireo rehetra nentiko tery ambony teboka 11 (miaraka amin'ilay trou noir = farihy afo) dia marina daholo rhajo! tsy iandiankevitra ireny ary eo ny satellite manamarina azy ankehitriny.....
32. rhaj0 ( 06/04/2018 12:58)
Ny Siansa izany efa miteny mazavabe, fa hoe :
"The order of events known from science is just [size=16]the opposite[/size] " (of the Bible).

rhaj0:
- Ka handray ny Siansa azany ve ianao io ry RBNIR
- sa tsy handray ny Siansa, ary dia hikombona ao @ Baiboly?
33. RBNIR ( 06/04/2018 13:03)
Efa mazava ny valiteniko tamin'io tsy isan'ireo azoko raisina io....

1 Ianao v nanatrimaso tamin'ny fiforonana ka afaka milaza fa tena ny masoandro no nisy talohan'ireo planètes rhajo??? Inona ny porofo azonao entina (moa v efa nisy fiforonana vaovao hita tamin'ny satellite azonao entina eto dia hiarahamahita eo)????

Araka ny nampianarina anay tany amin'ny garabola mantsy dia efa milliard d'années hono izany no nitranga????

http://www.etoile-des-enfants.ch/article401.html

2 Efa nahita gidro nivadika olona v ianao ka afaka manamarina fa tena mitombina io teorie lazain'ny siansa io???? na koa tsy voatery gidro mivadika olona...fa izay zavatra hafa hitanao manamarina ny teorie d'evolution e!
34. rhaj0 ( 06/04/2018 13:45)
Dia tena TSY takatrao RBNIR marina ny hoe, inona no atao rehefa manao Siansa, na hoe, ahoana ny fanaovan azy (methode), na koa hoe inona no votoatin-dresaka rehetra ao, na hoe, ahoana n y etat d'esprit rahefa @ izany, na koa hoe, ahoana ny fisehony na ny fampiasana ny fahalalana siantifika io...

Ary dia miraparapa amina argument-njazan-garabola eraky ny serasera i RBNIR. Savisavihana na termes siantifika izay TSY takatr'i RBNIR akoriny. Ahontsakontsana dia sivasivanina izao resa-baiboly contradictoire samy baiboly rehetra izao...

Mijanona ao @ BAiboly ary dia hajao sy fikiro mafy ao azany ny Baiboly ry RBNIR aa...


Toa tena TSY mbola takatrao foana koa ry RBNIR fa :

[size=15]TSY mila Siansa anie ny Baiboly ee... et vice-versa: TSY mila Baiboly ny Siansa[/size]
35. RBNIR ( 06/04/2018 13:56)
Koa satria moa ianao mamerimberina dia averiko hatrany fa....

Rehefa voaporofo ny siansa dia azo raisina tsara (satria tafiditra ao anatin'ilay atao hoe marina izy amin'izay fotoana izay)....raha ohatra kosa ka mbola tsy voaporofo (sahala amin'ny teorie bing bang sy ny teorie evolution) dia mialatsiny tsy afaka mandray isika rhajo!!!
36. RBNIR ( 06/04/2018 14:06)
rhaj0:

Dia tena TSY takatrao RBNIR marina ny hoe, inona no atao rehefa manao Siansa, na hoe, ahoana ny fanaovan azy (methode), na koa hoe inona no votoatin-dresaka rehetra ao, na hoe, ahoana n y etat d'esprit rahefa @ izany, na koa hoe, ahoana ny fisehony na ny fampiasana ny fahalalana siantifika io...

Ary dia miraparapa amina argument-njazan-garabola eraky ny serasera i RBNIR. Savisavihana na termes siantifika izay TSY takatr'i RBNIR akoriny. Ahontsakontsana dia sivasivanina izao resa-baiboly contradictoire samy baiboly rehetra izao...

Mijanona ao @ BAiboly ary dia hajao sy fikiro mafy ao azany ny Baiboly ry RBNIR aa...


Toa tena TSY mbola takatrao foana koa ry RBNIR fa :

[size=15]TSY mila Siansa anie ny Baiboly ee... et vice-versa: TSY mila Baiboly ny Siansa[/size]

Mila baiboly ny siansa (raha te hahay sy hisokatra ny maso) : porofo .....Ireo teboka 11 nolazaiko ery ambony ireo....

raha mba nitsongoloka tao anaty baiboly ny mpahay siansa dia efa ela no nanisy aro-fanina ny fanambonin'ny tranony, ary dia mba ho vitsy ireo maty nianjera teny ambony tafotrano...

Raha mba nitsongoloka tao anaty baiboly ny mpahay siansa dia efa ela no tsy ory sakafo izao tontolo izao....satria nampiatra ilay teknikam-pambolena natoron'i Jehovah

Raha mba nitsongoloka tao anaty baiboly ny mpahay siansa dia efa ela no nahay nandatsak'orana satria nahafantatra ny tsiambaratelon'ny rahona lasa rano....

Raha mba nitsongoloka tao anaty baiboly ny mpahay sians dia efa ela no nahafantatra ny zavatra saro-pantarina toy ny trou noir sns.....

Raha miverina mitsongoloka ao anaty baiboly ny mpanao siansa dia hisokatra ny sainy ary dia holasa tahaka ireto olona ireto izy....

https://fr.aleteia.org/2014/06/21/quand-25-savants-illustres-confessent-leur-foi-en-dieu/

http://www.alterinfo.net/Les-plus-grands-scientifiques-de-tous-les-temps-croyaient-en-Dieu-_a72302.html

Hahatakatra zavatra saro-pantarina vaovao hatrany.....

« Antsoy Aho, dia hovaliako ianao ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao. » (Jeremia 33:3)




37. rhaj0 ( 06/04/2018 14:09)
@ ireto petra-kevitra telo ireto ry RBNIR, ahoana ny fanekenao azy: eny+eny+eny?? Sa .. ??

petra-kevitra telo:
[size=14]1- Ny famaritana ny "mino" dia hoe: "manaiky TSY mila porofo".

2- Ny Baiboly dia TSY mila "porofoina" fa "inoana-fotsiny".

3- (@ ankapobeny) ny Mpino, ilay Mpanaiky-tsisy-porofo, dia TSY mila "manaporofo" vao hanaiky zavatra/resaka iray.[/size]




Rahefa voavaly mazava direkta, hoe eny+eny+eny ohatra ireo, tsy mila ampiana asafotofoto amina resa-baiboly hafa indray, tsy mila miolankolana tsisy honetetehy, dia afaka tohizana ny resaka.
38. RBNIR ( 06/04/2018 14:15)
raha mba nitsongoloka tao anaty baiboly ny olona dia tsy ilaina entanina intsony hoe aza haparitaka ny excréments nareo (toy ny atao amin'izao fotoana izao manerana ity izao tontolo izao ity....
39. RBNIR ( 06/04/2018 14:20)
« Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino. » (Jaona 20:29)

Misy karazany 2 ny olona :

1- Tsy mahita avy dia mino (ireo no tena sambatra)

2- Tsy mino raha tsy mahita (tsy adinon'Andriamanitra akory anefa izireo.....)
40. rhaj0 ( 06/04/2018 14:24)
Ka ireo izay mbola "mila porofo" any @ izay alehany izany dia ... "TSY tena sambatra" ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.307