Ny Lakile-n'ny Fahasambarana

61. rhaj0 ( 05/03/2018 17:48)
gasy1zay:
ohatrany manome tsiny an'Andriamanitra hoe maninona izy no mandefa olona any @ afobe

Hainao ihany fa Atheista aho, ary TSY mino ny fisian'izany Atra izany. D'accord?

Ka ahoana koa azany no anomezako "tsiny" ny TSY mi-existe re ry Gasy1zay?

Eritrereto fanin-2 ary lalindalina kokoa indray hoe inona ny resaka ry GAsy1zay aa... :-)

62. gasy1zay ( 05/03/2018 18:31)

rhaj0:

Ny Biby izany dia tena mba mifanavotra rehefa giravy ny raharaha. Happiness Kingdom.
Mino aho fa "sambatra" zareo ireo @ io.



[size=8](fa ny an'i Godomni indray, efa hitany izao fa giravy HONO ny manjo ny sasany, endasin'i Sasatana, fa tena angarihany fotsiny
dia lazainy hoe, efa lazaina foana ho any @ Jisehy, fa be marenina, avelao ao...)[/size]


Fa inona zany no tian'i rhaj0 ambara eto raha tsy manome tsiny an'Andriamanitra amin'ireo lasa any amin'ny helo fa tsy azoko
63. Miharena ( 05/03/2018 18:33)

rhaj0:

gasy1zay:
ohatrany manome tsiny an'Andriamanitra hoe maninona izy no mandefa olona any @ afobe

Hainao ihany fa Atheista aho, ary TSY mino ny fisian'izany Atra izany. D'accord?

Ka ahoana koa azany no anomezako "tsiny" ny TSY mi-existe re ry Gasy1zay?

Eritrereto fanin-2 ary lalindalina kokoa indray hoe inona ny resaka ry GAsy1zay aa... :-)




Efa voalazan'i Gas1zay kosa anie Rhaj0 hoe nisafidy ny TSY HINO ianao e! Na dia mahita sy omena porofo be dia be aza momba ny FisiaNY!

Ka inona marina moa no tianao hahatongavana marina tokoa momba ny fahasambarana raha izany?
64. rhaj0 ( 05/03/2018 18:51)
Eritrereto ao k'lou ry Miharena aaa .. Mbola mieritreritra koa i Gasy1zay :-)

(entre-pa: f'angaha nareo tsy "miresaka @ Atra" rehefa mivavaka ao, dia hibitsihany fahalalana?)
65. gasy1zay ( 05/03/2018 19:18)
ny eritrerotro efa ela no vita fa lazain'i rhaj0 foana hoe tsy zany hono koa
66. rhaj0 ( 05/03/2018 19:32)
Raha "ela no vita" ny eritreritrao ao re ry Gasy1zay, dia maninona no mbola voahitsy lava eto ilay izy? Matetika dia ianao Gasy1zay ihany no manitsy ny eritreritrao taloha keliny teo.

Sa TSy nahitsinao ilay nolazainao GAsy1zay, arak'ilay "eritreritrao efa ela no vita", hoe,
Ny Atheista dia manome tsiny an'Atra (TSY mi-exista).
67. gasy1zay ( 05/03/2018 19:53)
Inona ary ny dikan'izao raha tsy fanomezantsiny oa fa mba hazavao aminay :

1- (fa ny an'i Godomni indray, efa hitany izao fa giravy HONO ny manjo ny sasany, endasin'i Sasatana, fa tena angarihany fotsiny
dia lazainy hoe, efa lazaina foana ho any @ Jisehy, fa be marenina, avelao ao...)

2- Fa maninona Andriamanitra tsy mamonjy ireo zaza gasy maty isaky ny 5 min

3- Fa maninona Andriamanitra tsy mihaino ireo zaza kristiana siriana matin'ny baomba

4- Fa maninona Andriamanitra mamela ireo kristiana lasan'ny Tsunami

5- Fa maninona Andriamanitra no mamela ny olombelona halaina fanahy

6- Fa maninona Andriamanitra no mamela ny asan'ny tanany ho any amin'ny afobe

Tsy fanomezan-tsiny ve ireo sa diso ndray zay? Sa tsy i rhaj0 no niteny ireo ?
68. rhaj0 ( 05/03/2018 20:21)
oadray : MANONTANY aho, manontany hoe "Fa maninona", eny, manontany (mampieritreritra) aho ry Gasy1zay fa TSY manome tsiny aaa...

Raha nieritreritra ianao ry GAsy1zay, dia ny dikan'ireo dia...
euh... eritrereto tsara ao ihany k'lou eee... :-)
69. gasy1zay ( 05/03/2018 20:55)
efa nambarako ny hevitro hoe tsy azon'i rhaj0 mihintsy ny ainy mieritreritra hoe misy olona sambatra na tsy mitovy eritreritra sy fomba fijery aminy aza , ny azy ny fahasambarana dia hoe ny fiheverany fa mahasambatra azy rhaj0.

70. rhaj0 ( 05/03/2018 21:24)
Pouika.. rahefa avy "mivanitika" (an'i Gasy1zay sy ny finoana adalany) aho dia "azoazoko tsara ny aiko" :-)
71. endriny ( 06/03/2018 14:19)
Fa inona moa izany ilay atao hoe Sambatra e? Maninona no voambolana fampiasa eto an-tany io raha toa Ka zavatra tsy ho hita eto?
72. gasy1zay ( 06/03/2018 15:15)

endriny:

Fa inona moa izany ilay atao hoe Sambatra e? Maninona no voambolana fampiasa eto an-tany io raha toa Ka zavatra tsy ho hita eto?


i endriny ve zany tsy sambatra?
73. endriny ( 07/03/2018 03:07)
Ka Izaho anga moa no niteny hoe any an-danitra ny paradisa mandrakizay.

Izaho sambatra amin’ny ananako eto koa. Ary tsy mila fanampiny
74. rhaj0 ( 07/03/2018 14:26)
Mampalahelo mihintsy ho'a ny Kristiana, na hoe, ny Kristiana eto @ serasera eto toa an'i Gasy1zay sy ry Miharena na koa ry RBNIR izany eee... MIkombona ao @ box-keliny ao, mihevoka baiboly ao, TSy mba misoka-tsaina mihintsy mba mampiasa ny interinety (sy ny coco) comme il faut, hany ka rahefa mba tsatohana kely hoe, ahoana ny tena ao an-dohany ao, ohatra ny momba ny "Fahasambarana" eto ity, dia ... mangorera kely ny vali-teny ee...
Nefa anie, raha mba migogola @ kely fotsiny zareo, dia hahita fa TSY mangorera kely (fa mangorera be) ny Fampianarana Kristiana ee... :-)

Ity hoe vabahao ao ity lakile ity ry Kristiana (tsara sitrapo) eto @ serasera.. 23 ny ankanjobĂ 
https://chretien.news/versets-sur-le-bonheur/

(sopapa: nanao karoka heureux dans la bible fotsiny aho io ary dia nahita vrak-ny be)
75. rhaj0 ( 07/03/2018 20:56)
ny fahazoan'i rhaj0 ny resak'i Gasy1zay:
Ny Atheista dia manome tsiny an'Atra (TSY mi-exista).
gasy1zay:
...2- Fa maninona ...
Tsy fanomezan-tsiny ve ireo...

F'angaha tsy mahatapaka mihintsy miresaka @ Gasy1zay.
- ny resako dia manipika hoe, ahoana ny hoe "manome tsiny... (ny) TSY mi-existe"
- ny hitan'i Gasy1zay, dia hoe ahoana no "manome tsiny". Teboka.

Koa raha tsy marary chaine koa hiresaka (dia hanome tsiny) @ "TSY mi-existe" :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2549