Ny Lakile-n'ny Fahasambarana

21. rhaj0 ( 22/02/2018 00:49)
Ilay fisian'izao Andrmntra izao re ry Gasy1zay dia :

- TSY hoe ekena na tsy ekena satria misy na tsisy impact @ fiainana(y) ilay izy,

- fa fotsiny hoe, kely fahalalana raolona, izay no nisy ary takatra tao t@ fotoan'androny tao k'atao ahoana, ka dia nakapoka ho Andrmntra daholo izay tsy takan'ny sainy. Na ny orana mikija, na ny rivotra mifofo, na ny afo miredaka, na asa , tokantrano, fahasalamana, fitaizana, fianarana, etc...
Taty aoriana, rahefa nitombo fahalalana raolona, izay vao tonga saina fa TSY Andrmntra kay ny orana sy rivotra ary afo.
Saingy ny Kristiana (sasany) dia mbola mino fa Andmntra HONO no nanome asa , tokantrano, fahasalamana, fitaizana, fianarana, etc... . Misy dia misy ny Kristiana TSY mino an'ireo. Ohatra ireo tonga saina voan'ny Tsunami: kôpy ny olona hoe, inona ity Tsunami.
22. Miharena ( 22/02/2018 05:08)

rhaj0:

MIjery ilay laha-kevitra aho dia mahita hoe hezahin'i Rhaj0 hiondrika amin'ny zava-poronina sy zava-boaforona hatrany ny resaka fa tsy miresaka ILAY MPAMORONA sy MAMPISY mihitsy izy.

Mila jerena hoe hanao boribory vetaveta amin'ny resaka ao anatin'ny zava-boary ve no tena tian-dRhaj0 atao sa hoe tena hamaritra ny FAHASAMBARANA e!

Ny Fahasambarana tsinona raha ny marina dia IZAY TONGA LAFATRA ihany no mahay manome izany fa na dia ny tenantsika aza dia tsy afaka makamaka fahasambarana satria raha mety ianao anio rahampitso mety tsy metimety. Ny fahasambarana eo amin'ny tsirairay mety tsy mitovy satria samy makamaka eny.

Fa ny fanekena fa miaraka amin'ILAY Mandrakizay no tena fahasambarana ka afaka tsara manavaka hoe inona no zava-poana ary inona no Maharitra.

23. gasy1zay ( 22/02/2018 13:46)
Raha ny fahitako azy dia i rhaj0 ilay tsy mino tsy resy lahatra dia mitady argument, fanazavana siantifika, sociodemographique, politique, historique raha fehezina dia amin'ny fomba rehetra hanazavana hoe fa maninona ny olona iray na ny kristiana iray no mino an'Andriamanitra, mba hanala ilay doute ao anatiny ao sy mba hi-reconforter azy hoe tsy maninona na tsy mino aza izy fa ireo mpino no diso.
24. endriny ( 22/02/2018 18:14)

[quote=gasy1zay]
Raha ny fahitako azy dia i rhaj0 ilay tsy mino tsy resy lahatra dia mitady argument, fanazavana siantifika, sociodemographique, politique, historique raha fehezina dia amin'ny fomba rehetra [quote]

Tsy omeko tsiny i Rhaj0, satria ianao aza mamaky baiboly mitorona koa. Bilobiloka biblika no betsaka.

Koa iza no ho resinao lahatra amin'io. Ireo minomino foana angamba.
25. rhaj0 ( 23/02/2018 02:33)
gasy1zay:
argument, fanazavana siantifika, sociodemographique, politique, historique ...

i Obama ho'a dia nilaza foana fa io finoanao io, dia ataovy inspiration, fa ny fanapaha-kevitra rehetra, dia afototra @ siansa/sosiolozia/pisikolozia/soatoavina ankehitrio.

i Obama @ io Kristiana.
(sa moa i Gasy1zay dia trumpiste, ka manondro an'i Obama ho kenyana sy moslimo?)

Fa azo, na hoe, tsara tohizana @ lohahevitra hafa io, fa ndao k'lou iverenana indray ny "hasambarana" eee... nahitsiko kely.

ny maha-sambatra an'i Endriny:
Io izany dia tena i Endriny ihany no erany:
- izay "ananana" arak'izay vitan'ny tena ao, dia
- izay no "ifalian'ny tena",
- TSY ijerena ny hafa, na ny an'ny hafa, na ny (tsy) ataon'ny hafa, ary ao anatin'izany "hafa" izany dia izao Andtrmna izao, ho an'izay mino Azy any, satria izany no mitondra @ "fahorian-tsaina"

ny hasambarana @ Gasy1zay:
Io izany dia tena i Andrmntra ihany no erany:
ny (f)ataon'i Gasy1zay dia ny mahasahy mino ary miroso, ka mametraka ny fiainana rehetra @ Tompo, ary dia mahatoky fa Izy no mahatanteraka ny zava-drehetra @ fiainana ao, na eto an-tany na ho any an-danitra. Ny vokatra (materialy) an'izany finoana sy firosoana izany dia "hasambarana".

rhaj0:
Raha ny fahitako azy, dia..
- mitovitovy ihany ny petra-kevitra roa ireo, saingy
- ny an'i Gasy1zay, antsoiny, araka ny imazination-ny ao, antsoiny hoe "Andrmntra" ny asan'ny coco-ny (dia antsoiny hoe "Satana" rahefa "ratsy" ny vokany).

Raha ny marina, dia i Gasy1zay ihany no "erany", fa antsoiny hoe "Andrmntra" (na "Satana") fotsiny HONO no manao ny azy ao.
26. gasy1zay ( 23/02/2018 15:07)
nen'i Obama re ry rhaj0 dia valiteny mpanao politika a! Tsy mahazo maka position mazava fa sao dia mahasorena ny sasany.

Fa ny mahagaga ahy dia ny fahasahin'i rhaj0 tonga dia manapaka hoe : Oh ry zareo a! tsisy Andriamanitra izany...

Ohatrany mampatsiahy ahy ilay ranamana nilaza hoe tsy misy SIDA izany ...
27. rhaj0 ( 23/02/2018 15:25)
gasy1zay:
Fa ny mahagaga ahy dia ny fahasahin'i rhaj0 tonga dia manapaka hoe : Oh ry zareo a! tsisy Andriamanitra izany...

mouah ha ha.. ary TSY mi-click velively @ Gasy1zay koa, fa afaka hilaza koa aho, na i Einstein na i Mandela na Dalai-Lama, ka hi-wa-wa-wa hoe:

Fa ny mampivanitika ahy dia ny fahasahin'i Gasy1zay tonga dia manapaka hoe : Oh ry zareo a! misy Andriamanitra izany..
28. endriny ( 23/02/2018 15:25)

gasy1zay:

Fa ny mahagaga ahy dia ny fahasahin'i rhaj0 tonga dia manapaka hoe : Oh ry zareo a! tsisy Andriamanitra izany...

Ohatrany mampatsiahy ahy ilay ranamana nilaza hoe tsy misy SIDA izany ...

Tsy izaho tsy Rhaj0, fa hatreto mbola tsy nahita porofo fa misy Atra. Ary mbola tsy nahita olona nahita an'izany Atra izany.

Fa ny fisian'ny SIDA ve azo oharina amin'ny hoe fisian'Atra. Sa viriosy koa ilay Atra? sa hoe zanaka viriosy ny Atra?
29. gasy1zay ( 23/02/2018 15:51)

endriny:

gasy1zay:

Fa ny mahagaga ahy dia ny fahasahin'i rhaj0 tonga dia manapaka hoe : Oh ry zareo a! tsisy Andriamanitra izany...

Ohatrany mampatsiahy ahy ilay ranamana nilaza hoe tsy misy SIDA izany ...

Tsy izaho tsy Rhaj0, fa hatreto mbola tsy nahita porofo fa misy Atra. Ary mbola tsy nahita olona nahita an'izany Atra izany.

no sady tsy nahita porofo hoe tsy misy Atra ...
30. endriny ( 23/02/2018 15:56)

gasy1zay:

no sady tsy nahita porofo hoe tsy misy Atra ...

Ka tsy misy koa inona no porofo ho entinao ilazana zavatra tsy misy? Sa hamorona?
31. gasy1zay ( 23/02/2018 15:57)

rhaj0:

gasy1zay:
Fa ny mahagaga ahy dia ny fahasahin'i rhaj0 tonga dia manapaka hoe : Oh ry zareo a! tsisy Andriamanitra izany...

mouah ha ha.. ary TSY mi-click velively @ Gasy1zay koa, fa afaka hilaza koa aho, na i Einstein na i Mandela na Dalai-Lama, ka hi-wa-wa-wa hoe:

Fa ny mampivanitika ahy dia ny fahasahin'i Gasy1zay tonga dia manapaka hoe : Oh ry zareo a! misy Andriamanitra izany..

Tsy omena tsiny iana(re)o satria tsy nifanerasera taminy, ka tsy mahalala, maty antoka ihany ianao sy endriny fa tsy mba hiaina fahagagana fa dia hionona amin'zay ananareo sy vitan'ny herinareo. Saingy raha sambatra moa nareo zao ...
32. rhaj0 ( 23/02/2018 16:07)
Eny azany fa izaho dia manana porofo fa "misy" izao Andrmntra izao.

i Gasy1zay izao, araka ny nolazainy teto ihany, dia fiadanana, fahasalamana, asa tsara ets... Nisy fotoanany i Andrmntra en personne, eny, "en personne", dia tena niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gasy1zay, mba hitahy azy HONO. Fa @ io fotoana niondrehany io indridra, en même temps exactema, atsy @ mil kilometres je m'en fous, dia nisy ity zazakely syriana, matin'ny baomba narotsak'i Assad. Syriana kristiana ilay ankizikely. Fa tena naleon'izao Andrmntra izao HONO niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gasy1zay, mba hitahy azy HONO.

raha mahita porofo manja noho io i Gasy1zay, mody HONO no lazaiko fa manja io an, raha mahita porofo manja ho'a i Gasy1zay dia ilazao zahay eto :-)
33. gasy1zay ( 23/02/2018 16:14)

Ka i rhaj0 anie tsy sahy akory rehefa teneniko hoe ndao hanatrika fotoambavaka e! alefako amin'i rhaj0 eto ny prog rehefa mandalo any aminareo any ireo olon'Andriamanitra afaka mampihiratra ny mason'i rhaj0 jamba io ka hahita ny heriny sy ny voninahiny.
34. rhaj0 ( 23/02/2018 16:36)
Legoza.. efa in-100 kely aho miteny hoe, "manatrika fotoam-bavaka" tokoany aho, na any @ kakolika na any @ ilay moderna tatsy Montreal. Dia efa hoe, dia variana aho (sa kivy sy koriko) mijery ireto lehilahy sy vehivavy lehibe midogaigy mihaino ny rediredin'izao mpitori-teny rehetra izao.

Fa aza ahodina ny resaka ry Gasy1zay aa... "porofo" ve io narosoko io?
Tena niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gasy1zay, mba hitahy an'i Gasy1zay HONO izao Andmntra izao??.
35. gasy1zay ( 23/02/2018 16:57)
ka i rhaj0 kosa ve tsy tonga hitady azy akory fa tonga dia saina feno rikoriko no entina any dia inona aza no hitanao eo?

Ka tena rehefa mamangy ahy ny Tompo rhaj0 dia tena misy manifestation physique mintsy an! Ohatrany somary mihovitra zany ianao ohatran'ilay video Andres Bissoni nalefako iny e! Ka dia hilaza ndray rhaj0 hoe voan'ny fanintona ve za sa bemangovitra nefa za tsy manavy ary tena conscient amin'io?

Fa tsy maninona hoa fa tsy omena tsiny anie rhaj0 raha tsy mbola niaina ilay izy ka hihomehy e! Ny olona raha nahita ny apostoly nilatsahan'ny Fanahy Masina dia nisy nihomehy koa dia nilaza hoe mamo ry zalahy an!
36. rhaj0 ( 23/02/2018 17:20)
Ilay namako mamely marijuana izay koa nitantara experience vécue toa io lazain'i Gasy1zay io. Hoe ka tena "sambatra" hono iilery rahefa hotsahotsan'izany. Fa @ io ilay ranamana mi-consomme mihintsy, fa i Gasy1zay indray izany toa revirevy ao an-doha fotsiny. I Bissoni no be tantara, dia ni-s'identifier tao i Gasy1zay.

Fa aza ahodina ny resaka ry Gasy1zay aa... "porofo" ve io narosoko io?
Tena niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gasy1zay, mba hitahy an'i Gasy1zay HONO izao Andmntra izao??
37. mirananirina ( 23/02/2018 18:31)
Ny fahasambarana amiko dia ny fitiavana na iza io na iza. Tsy manana fahavalo izany. Fahasambarana koa amiko ny manana fahasalamana.
38. rhaj0 ( 23/02/2018 18:49)
Raha ny fahazoako azy izany, dia ahitsio raha dso, fa...

ny Fahasambarana arak'i Mirananirina:
1- ny Fahasambarana dia TSY miankina na TSY mifandraika @ Finoana (finoana/fivavahana moa ny lohahevitra, ka dia hotry ny mila atao mazava kely fotsiny io)
2- Ankoatry ny fahasalamana, dia toa ny mitodika (betsaka) @ mpiara-belona ny maha-sambatra an'i Mirananirina. Mitia ny hafa "na iza io na iza".

ny maha-sambatra an'i Endriny:
Io izany dia tena i Endriny ihany no erany:
- izay "ananana" arak'izay vitan'ny tena ao, dia
- izay no "ifalian'ny tena",
- TSY ijerena ny hafa, na ny an'ny hafa, na ny (tsy) ataon'ny hafa, ary ao anatin'izany "hafa" izany dia izao Andtrmna izao, ho an'izay mino Azy any, satria izany no mitondra @ "fahorian-tsaina"

ny hasambarana @ Gasy1zay:
Io izany dia tena i Andrmntra ihany no erany:
ny (f)ataon'i Gasy1zay dia ny mahasahy mino ary miroso, ka mametraka ny fiainana rehetra @ Tompo, ary dia mahatoky fa Izy no mahatanteraka ny zava-drehetra @ fiainana ao, na eto an-tany na ho any an-danitra. Ny vokatra (materialy) an'izany finoana sy firosoana izany dia "hasambarana".

rhaj0:
Raha ny fahitako azy, dia..
- mitovitovy ihany ny petra-kevitra roa ireo, saingy
- ny an'i Gasy1zay, antsoiny, araka ny imazination-ny ao, antsoiny hoe "Andrmntra" ny asan'ny coco-ny (dia antsoiny hoe "Satana" rahefa "ratsy" ny vokany).

Raha ny marina, dia i Gasy1zay ihany no "erany", fa antsoiny hoe "Andrmntra" (na "Satana") fotsiny HONO no manao ny azy ao.

39. mirananirina ( 23/02/2018 19:05)
Hitako mihitsy hoe ato @ fivavahana ilay izy fa amiko tsy hitako mihitsy hoe mivavaka ve dia sambatra na mahazo valiny na tsia? Asa aloha fa akamarontsika Malagasy anie dia mpivavaka daholo nefa ohatra tsy sambatra izany akabeazantsika e. Tahionao ry zanahary ity...e sambatra tokoa izahay. Maika anefa mijaly be.
40. endriny ( 24/02/2018 12:27)
mirananirina:

Asa aloha fa akamarontsika Malagasy anie dia mpivavaka daholo nefa ohatra tsy sambatra izany akabeazantsika e. Tahionao ry zanahary ity...e sambatra tokoa izahay. Maika anefa mijaly be.

Tena marina ny voalazanao satria foto-kevitra roa lehibe no tena vohizina ao am-piangonana:
1. Ny fiainan'ny lanitra mandrakizay dia paradisa ka tsy atakalo ny fiainana mandala
2. Tsy misy fotony ny fiainana eto an-tany sy ireo rehetra mivelona eto satria mandala

Araka ny 1 izany, asaina manonofy zavatra tsy ananana sy tsy hitan'ny tena daholo ny mpivavaka. Manonofy fiainan'ny lanitra, magirana misy ahimaitso sy rano madio mangatsakatsaka ary divay mikoriana avy eny an-doharano. Ka ahoana moa no ahasambatra eto an-tany kanefa ny saina manidina? Hoy ny Ntaolo hoe: Aleo enjehin'ny Omby masiaka toa izay enjehin'ny eritreritra

Araka 2 indray, dia azo iadiana sy irafesana ny fianakaviana fa aleo mihavana amin'Atra, izay Atra tsy hitan'ny maso akory. Ialao ny Rainao, Ialao ny Reninao... Avy manaraka ahy fa ataoko mpanarato olona... Ka na ny manodidina aza ialana mba tsy hidirana amin'ny fahotana hono. Ka dia aleo mitokamonina. Dia ahoana no ahasambatra amin'izany. Ny vitsika aza mahalala miray lavaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1447