FALY MIARAHABA ANTSIKA TRATRY NY TAONA VAOVAO INDRAY

81. rhaj0 ( 05/02/2018 14:21)
Ampiana kely atao lalindalina sy "mitombina" kokoa indray azany ny fanontaniana eee..

fanontaniana ho an'i RBNIR (sy Miharena sy Gasy1zay) fa tsy mety valiany:

-- mpanankarena ve? Ary ny harenanao dia "namen'Andrmntra" ho anao?
-- sa mahantra??? Ary TSY mba nampazahoan'Andmntra ianao ao io izany??

-- salama tsara ve? Ary ny fahasalamanao dia "namen'Andrmntra" ho anao?
-- sa marary??? Ary TSY mba nampazahoan'Andmntra fahasalamana ianao ao io izany??

82. gasy1zay ( 05/02/2018 14:30)

rhaj0:

Tsy efa novaliana teto ve ito e? Izaho hoy aho amiko dia manankarena satria amiko aho dia manana ny ampy hiadanako na dia tsy manana 4x4 aza, faharoa salama koa za na dia tratry ny sery sy kohaka aza tsindraindray, amiko rehefa afaka manao sy asako aho, afaka mandeha mivavaka dia salama zay,
farany amiko avy amin'Andriamanitra ny harena sy ny fahasalamana.
83. rhaj0 ( 05/02/2018 17:06)
Ka ireo "sery sy kohaka" mahazo anao ao izany ry Gasy1zay, dia mety hoe, fampahafantarana anao fa nisolafaka indray ianao tao ry Gasy1zay an... isan-taona lava izao?!!!
84. gasy1zay ( 05/02/2018 17:46)

rhaj0:

Ka ireo "sery sy kohaka" mahazo anao ao izany ry Gasy1zay, dia mety hoe, fampahafantarana anao fa nisolafaka indray ianao tao ry Gasy1zay an... isan-taona lava izao?!!!
Le sery sy kohaka no anaovako exercice mandroaka aretina, raha marary rhaj0 dia tongava fa hametrahako tanana e!
85. Miharena ( 05/02/2018 18:15)
Ny olan-dRhaj0 dia tsy mandinika ny laoniny sy vodin'ny fanontaniany izy.

Efa fantatra fa misy ny aretina sy ny tsy fahafaha-manana arakaraka ny zavamisy mihatra amin'ny olombelona tsirairay.

Ilay hoe nomen'Andriamanitra ary sa tsia izy ireny dia eny sy tsia no valiny. Misy fotoana hisedrana ny olona dia mandefa karazana loza hihatra Andriamanitra toy ny niseho tao Egypta tamin'ny andron'i Mosesy sy ny namaizana ny zanak'Isiraely raha nanota.

Ny fahotana no mankarary sy mampahantra raha ny marina izany. Tsy hoe rehefa mikoahaka kely akory io aretina io fa aretina mety handripaka mihitsy.
86. rhaj0 ( 05/02/2018 18:32)
gasy1zay:
Le sery sy kohaka no anaovako exercice mandroaka aretina, raha marary rhaj0 dia tongava fa hametrahako tanana e!

Izaho mety tsara ato @ atheisme-ko ato ry Gasy1zay f'aza andanianao jiro aa..

Fa ndana re mba "hametraho tanana" azany ireo Zazakely gasy maty isaka ny 12 minitra noho ny halozan'ny mortalite infantile ao Dago; dia "hametraho tanana" koa ny zaza voan'ny malnutrition chronique ao.. Lozabe anie ireo, fa misy fiantraikany mafy @ fivoaran-tsain'ny ankizy ee..

Rahefa tsy hanao i Jesosy, dia ataovy ry Gasy1zay aa.. "hametraho tanana" daholo ireo ZAZA ireo.

Dia tantarao aminay eto ho'a eee... Dia mijoroa ho "vavolombelona" (eto); mba ho tena reharehan'ny Kristiana ianao ry Gasy1zay.
87. gasy1zay ( 05/02/2018 18:54)

Ndraso tantaraiko eto raha manana occasion hametrahatanana azy reo aho
88. rhaj0 ( 05/02/2018 19:48)
rhaj0:
Rahefa tsy hanao i Jesosy, dia ataovy ry Gasy1zay aa.. "hametraho tanana" daholo ireo ZAZA ireo.

gasy1zay:
Ndraso tantaraiko eto raha manana occasion hametrahatanana azy reo aho

wow... danz be anie izany nareo izany ry Gasy1zay eee.. Zavatra TSy vitan'i Jesosy (na hoe tsy nataony mihintsy tao DAgo tao izay am-polo-taonany maro izay) no ho ataonao!! i Hrnrn-ndRBNIR izao efa sirika fa TSY nahavita koa.

Ka tena hitokona eto serasera eto mihintsy aho ambara-pahazoako ny fitantaranao azy ry Gasy1zay.

Ary ilay "occasion" re, dia mba ianao ihany no mi-creer azy ry Gasy1zay fa tsy hoe au hasard eny ianao mandehandeha dia "mametra-tanana" dia mahasitrana tampoka eo no ho eo.

Tena tonga dia hantony ireny Zazakely marefo marobe eny ambanivohitra sy ambany lalana ireny, f'aza asiana excuse hafa intsony, toa ny hoe, ireo RaR no maninona maninona ee... efa an-tenda io ny aina!!!!
89. gasy1zay ( 05/02/2018 21:05)

I Jesosy anie efa naniraka ny mpianany sy izay rehetra mino hanohy ny asany e! Ny olana fotsiny dia i gasy1zay tsy mipetraka any Madagasikara ka mety tsy hahita ireo gasy resahin'i rhaj0 ireo
90. rhaj0 ( 05/02/2018 21:40)
Rahefa mandeha maka rivotra iny azany ianao ry Gasy1zay dia mba tantarao ilay "fametraha-tanana" ataonao ao izany aaa...

Entre-pa fa aiza i Gasy1zay io no mipetraka? Tsy izany fa tiako sirihana hoe, toatoa ny ahoana ny atheista/agnostic any @ misy anao any, sy ny fivoakan'ny Siansa @ fi(s)ainana andavanandro. Tena mba tantarao ry Gasy1zay aaa... Tsy izany fa tena maika be aho hamerina ny teninao hoe:
tsy mba efa [size=15]tokony ho tonga saina ihany[/size] ve i Gasy1zay ao io eee?...
91. gasy1zay ( 05/02/2018 21:45)
Finoana marefo be zany vao mifanena @ tsy mpino sy athé zany tong'dia miverindalana an! Aty Canada koa re za e!
92. rhaj0 ( 05/02/2018 21:53)
tabarnouche.. kebany ve??

Letia ee... Ianao izany koa ry Gasy1zay tena tonga @ ilay maha-vaky vava ahy @ Rajao an.. i Rajao anarany fotsiny mba nandalo tao Trois-Rivieres tao, mba tokony nahita da nahay ny fandehan'ny hoe politika @ tany mandroso ara-politika, nefa dia io manala-baraka (tena) io.

Fa tonga amiko indray anefa ilay logique (fa tsy paroles de connaissance). Teo i Gasy1zay vaky vava hoe, raha karama moyen Kanadiana ve tsy milliards de fmg. Raha aty Kanada i Gasy1zay dia mahalala tsara loatra ny fandehany (hoe karama isan-taona no filaza, na koa ny 20-30% hetra dia mbola ao @ io karama voalaza io, sy koa hoe, TSy milliardera ny gasykanadiana)..

aza manala-baraka Jesosy eo ry Gasy1zay aaa... :-)
93. gasy1zay ( 06/02/2018 13:44)

Mba manisy sira kely koa ndraindray fa tsy nandainga akory hahahaha
94. rhaj0 ( 06/02/2018 15:59)
"nandalo" taty Kanada ve izany i Gasy1zay (mpanankarena)?

io ho'a rahefa mba tafavoaka ny box-kely toa io ry Gasy1zay, dia diniho sy hiaino ilay fi(s)ainan'ny olona ee.. ahoana izany multiculturalisme sy ny religionS sy atheisme izany, ahoana izany transparency sy redevability, na ny politika sy ny hoe alternance, ny fanajana ny zon'olb sy soatoavina 2018, indrindra koa ny siansa sy izay discipline hafa toa pisikolozia/sosiolozia 2018, na ny fifampitondrana samy olb fotsiny azany eee...

[size=8]ilay Rajao ho'a, tena mahavaky vava rikoriko ahy hoe, t@ taty angamba ilery, dia tena toa ireny marmotte ireny, dia nigoboka nilentika tao an-dava-tranony tao fotsiny fa mangatsiaka angaha, dia ni-gele h@ sainy sy fisainany tao, TSY mba nivoatra mihiintsy.. [/size]
95. gasy1zay ( 06/02/2018 16:22)
amiko aloha dia fihatsarambelatsihy fotsiny ny an'ny fitondrana raha mikasika io fivavahana sy ny ouverture io izy satria amiko raha neutre ny gouvernement canadiana dia tsy tokony haka position mazava ( toy ny gay pride, avortement sns...) fa mijanona neutre foana na manatrika ny be sy ny maro tsy ankanavaka ( silamo, kristiana, sns...).

Io ndray aloha ny fivoarana samy manana ny heviny ka raha toa ny an'i rhaj0 hoe manaraka ny sarambabe ny fandrosoana dia aleoko ihany taraiky @ fomba fijeriko eto, za aloha dia tsy d'accord amin'ilay hoe hahalalahana ny fidorohana rongony e! Ohatra fotsiny iny.
96. rhaj0 ( 06/02/2018 18:54)
gay, avortement, marijuana..

indrisy ry tava-tsosisy hozy ilay gasy iray izay, raha ohatra ka tena tsisy takatrao mihitsny ny @ ireo ry Gasy1zay.

RAha mbola aty Kanada ianao io, dia izao azany ee:

1- ndana milomano miaraka @ olona manao ireo ry Gasy1zay aa..
Olona 2018 fa tsy "legende".

2- dia halalino kely ny Tantaran'olb sy ny fiaraha-monina..
Tantara ho'a fa TSY "tantara-angano".

3- dia dinidiniho ny fandalinana sy famabahana 2018 mbamin'ny fitsinjovana ny ho avy eee...
Fitsinjovana ho'a fa tsy "faminaniana".

97. gasy1zay ( 06/02/2018 20:03)

Sao dia diso toerana ary i rhaj0 na tsy mbola nahazo tsara ny hoe fahalalahana, t@ hoavina koa ny hoe tsy maintsy miara milomano amin'ny gay, avortement sy mpifoka rongony zany vao mponina kanadiana? Ry Harper sy ny conservateur namany ve zao dia niaraka nifoka t@ iza?

Raha te hanaraka azy anie rhaj0 tsy olana fa zay ilay fahalalahana e, fa raha hoe mba mody milomano ao sao oainina dia ianao no be indrindra , izaho izao efa milaza hoe tsy d'accord amin'ny ataony koa inona no hilomanosako miaraka aminy? Tsy azoko, sa i rhaj0 tsy manantsafidy aty fa manaradrenirano fotsiny?
98. rhaj0 ( 06/02/2018 20:54)
Ny tiako lazaina @ "milomano" dia hoe, miaraka miaina, na hoe mijery akaiky ny @ ilay olona; mba fantarina ahoana marina izany fi(s)ainany ao izany. Henoina ny tantaram-piainany ao. Tsy voatery ilay olona @ ilay hoe gay/avortement/marijuana foana ihany koa anie no resahina, fa ny fijerin'ny manodidina na olon-tsotra na izay profesionaly toa dokotera/mpampianatra/psy ny @ izany koa mba henoina ee.. sokafana tsara ny saina sy ny maso sy ny fo.

Mbo (efa) manao an'izany ve i Gasy1zay io?

Sa ny an'i Gasy1zay tonga dia mikarainkona ny saina sy maso sy ny fo, satria danz be ilay conditionnement t@ ilay finoanao tao?

Dia ao ianao izany mikarainkona ao ry Gasy1zay aaa...
Soa dia soa fa ny fiaraha-monina (aty) efa mivoatra.. efa lasa izao ary tsy miverina intsony io ee...

Mivanika anaty foana aho rahefa miresaka @ ireny RaR katolika aty ireny.. mi-wa-wa-wa dia mi-wa-wa-wa ny Leglizy, fa hotry ny hoe, avelao mi-wa-wa-wa ao, fa miodina fotsiny zareo dia manaraka ny revy 2018 eee... gay/condom/marijuana ny resaka @ io ohatra..

99. rhaj0 ( 08/02/2018 16:52)
Nigogola kely aho, dia izao ny statistika aty Kanada
- eo @ 30.000.000 Kanadiana
- eo @ 2-5% no Lgbt; 75%-n'ny Kanadiana mahalala olona Lgbt, 28% manana Lgbt ao @ fianakms
- eo @ 100.000 ny fanalan-jaza isan-taona
- 20% nifoka marijuana
- ary eo @ 67% no Kristiana, 24% no tsy mitono-tena amina religion, ary eo @ 5 millions no atheist/agnostic/humaniste

Ny hita(ko) sy re(ko), dia

- misy fkbn Lgbt any @ lycée katolika, ary mizara condom ny oniversitia katolika

- izao ny tantaran' (ny fanenjehana) ny marijuana. Tany @ 1920s, rahefa no-legaliser-na ny alikaola, dia nivaky loha ny sefoben'ny polisin-toaka, hoe tena tsisy ilavana azy intsony izany zareo. Ary dia ny marijuana indray no nataony lasibatra. Nefa efa t@ izany dia efa nasehon'ny Siansa fa tsy lozabe toa ny ahoana akoriny ity marijuana. Izao moa dia efa tsy afenina intsony fa any anaty fanafody misy kasingany (dia lasa itony fanafody itony no vidian'ny sasany azahoana ilay revy).

Fa dia raha mbola te-hikarainkona ianao ry Gasy1zay, dia ifalio ao izany ny pataloha terin'i Jesosy eee... aza "taitaitra" fotsiny sao dia lasa marary ao ny zavatra.

Dia entre-pa koa ny @ Gasy1zay sy ny "fametrahana tanana" (mikarainkona). Tandremo mikasikasika Zazakely eo ry Gasy1zay rahefa aty Kanada io ianao, fa tonga direction prison an.. Tonga dia hozy ny olona hoe, ilay fomban'ilay dokotera mpanotra ny gymnaste amerikana angaha ity ataonao ry Gasy1zay???
100. gasy1zay ( 08/02/2018 20:55)

Izaho indray rhaj0 tsy mpanarandrenirano fa dia mitazona ny principe nitaizana anay hatrizay na dia mipetraka aty @ tany miaina civilizationa tandrefana aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3348