Vavaka - fisaorana

1. rhaj0 ( 20/12/2017 20:11)
Ka dia nisaotra an'Atra izany ry Trump sy ny tariny. Tena tsy azoko tsara inona no isaorana ary inona ny idiran'Atra @ ataon'i Trump, fa inty k'lou ny vavaka
http://www.lapresse.ca/international/etats-unis/201712/20/01-5147868-donald-trump-reclame-une-priere-en-pleine-reunion-gouvernementale.php

vavak'i Trump sy ny tariny:
Le ministre du Logement de Donald Trump a récité mercredi, en pleine réunion gouvernementale à la Maison-Blanche et à la demande du président américain, une prière chrétienne pour remercier Dieu de la victoire politique obtenue au Congrès sur la réforme fiscale :
«Notre doux père au paradis, nous sommes si reconnaissants pour les opportunités et la liberté dont vous nous avez gratifié dans ce pays (..) Nous vous remercions pour le président et les membres du cabinet qui sont courageux, qui entendent faire face aux vents de la controverse pour tenter d'offrir un avenir meilleur à ceux qui viennent après nous. Nous vous remercions pour l'unité au Congrès qui a présenté une opportunité pour que notre économie prospère, afin que nous puissions combattre la dette corrosive qui détruit notre avenir (..) En ces temps de discorde, de défiance et de malhonnêteté, nous demandons à ce que vous nous donniez un esprit de reconnaissance, de compassion, de bon sens et que vous nous donniez la sagesse pour être capables de guider cette grande nation à l'avenir».
novalian'i Miharena ny 26/12/2017 05:32
2. gasy1zay ( 20/12/2017 21:15)
Tsy hoazon'i rhaj0 ny vavaka sy ny antony ivavahana raha tsy mino i rhaj0, regleo alohan'ny onde radio fa rehefa mitovy ny longueur d'onde dia mora kokoa ny manakatra ny tsy takatry ny saina :)
3. rhaj0 ( 21/12/2017 03:17)
Eny, TSY azoko ny vavaka sy antony ivavahan-dry Trump sy ny tariny eto.

Fa mila azonao tokoany kosa k'lou ity politikan'i Trump ry Gasy1zay. Siriho ny bilaogiko atsy fa nametrahako infos ao
https://rahampitso.blogspot.ca/2017/05/youve-been-trumped-5.html

@ ankapobeny, dia novain'i Trump sy ny Repoblikana ny fandoavan-ketra, ary mieboebo zareo fa manampy ny "vahoaka" (middle class no nolazainy fa tiliany).
Nefany, rahefa natao ny kajy, dia
- ilay mahantra mikarama latsaky ny 25.000$, dia mahazo fihenan-ketra -60$
- ilay manankarena mikarama na mampidi-bola mihoatra ny 750.000$, dia mahazo fihenan-ketra -50.000$.

Ary dia savihan-dry Trump ao anaty ny "vavakany" fa ... tena @ "voninahitr'Andrmntra" mihintsy izany.

ka raha tena mba hainao Gasy1zay izany ny @ "vavaka", dia lazao eto azany raha miombon-kevitra ianao ny @ fampiasan-dry Trump ny "vavaka" (@ adilahy politika).

Izay ve ny "vavaka" ry Gasy1zay : fisavisavihana an'Atra ho @ cause-nao manokana ao, toa io ataon'i Trump sy ny tariny io ???

Nefa anie toa misy mpivavaka toa azy ihany koa ny mpanohitra ny politikan'i Trump ao zamerika ao io ee...
4. gasy1zay ( 21/12/2017 14:13)
Notre doux père au paradis : fiderana an'Andriamanitra , nous sommes si reconnaissants : fisaorana an'Andriamanitra pour les opportunités et la liberté dont vous nous avez gratifié dans ce pays (..) Nous vous remercions pour le président et les membres du cabinet qui sont courageux, qui entendent faire face aux vents de la controverse pour tenter d'offrir un avenir meilleur à ceux qui viennent après nous: fisaorana an'Andriamanitra. Nous vous remercions pour l'unité au Congrès qui a présenté une opportunité pour que notre économie prospère, afin que nous puissions combattre la dette corrosive qui détruit notre avenir (..) : fisaorana En ces temps de discorde, de défiance et de malhonnêteté, nous demandons à ce que vous nous donniez un esprit de reconnaissance, de compassion, de bon sens et que vous nous donniez la sagesse pour être capables de guider cette grande nation à l'avenir: fangatahina

Raha ny fijeriko azy rhaj0 dia vavaka fiderana fisaorana ary fangatahina no hita amin'io fa tsy misy misavika amin'Andriamanitra na manery an'Andriamanitra hanaiky na inona na inona araka ny hevitrao, raha diso hevitra izy dia tsy anjarako ny mitsara, tsy haiko na sincère izy na tsia raha mihevitra fa mahasoa ny vahoaka ny volavolan-dalana nolaniany.

Ny vavaka tsy misy formule magika hoe tsy maintsy zao na zao fa firesahinao amin'Andriamanitra, na diso fihevitra ianao na tsia, na inona ny loko politika misy anao na inona
5. rhaj0 ( 21/12/2017 15:32)
Vavaka = fisaorana 1 : Nous vous remercions pour le président ... qui entendent faire face aux vents de la controverse...

Izany hoe, "isaorana Andmntra" fa naninona? fa nijoro ary nahomby ny nataon'i Donald??
Mbo hainao ve ny nataon'i Donald ry Gasy1zay?


Vavaka = fisaorana 2 : Nous vous remercions pour l'unité au Congrès

izany hoe, "isaorana Andmntra" fa naninona? fa "niray hina" ny tao @ Congrès???
Mbo hainao ve ny fandehan'ny tao @ Congrès tao ry Gasy1zay??



Raha "nisaotra" izany ireto Mpino be, dia ry Trump sy ny tariny, dia satria "nahazo". Ary raha "misaotra an"Atra" dia satria "nampazahon'Atra".

Sa tsy izay no dikan'ny "fisaorana"??

Sa tena TSISY idiran'Atra tokoany izay teo, fa atsipitsipy fotsiny ny "fisaorana" eto ry Gasy1zay????

Dia @ io, 50% ny lasantsy hoe, tena i Atra no nampahazo, na hoe ho ampazahon'Atra tokoany i Donald sy ny tariny...
6. rhaj0 ( 21/12/2017 20:13)
Dia entre-pa fa mitohy ny tantaran'i Trump sy ny tariny.. ary dia rahefa avy nivavaka+nisaotra an'Atra ny tariny, dia lasa (nivavaka)+nisaotra an'i Trump koa..

Dia tena idiran-doza mihitnsy ry Bekintana fa latsaka ambany ny oyé-oyé t@ andron-dRaveloson tany amintsika. Izany no alehany rehefa conditionné @ io finoana io..
allelouyah.. hossanah...

http://blogues.lapresse.ca/hetu/2017/12/21/o-grand-trump/
Pendant plus de deux minutes, il a livré l’un des hommages les plus obséquieux et étranges jamais offerts par un vice-président à un président.
«Je voudrais vous remercier, M. le président. Je voudrais vous remercier de parler au nom et de vous battre pour l’homme et la femme oubliés de l’Amérique», a déclaré Pence... Les bras croisés, Donald Trump a accueilli les hosannas de son vice-président sans broncher.

7. Miharena ( 26/12/2017 05:32)
Amiko indray rehefa hita fa mahatsiaro tena ny firenena efa lasa lavitra amin'ny tsy firaharahaina ny mahasoa azy toa an'i Etazonia dia efa nisy dingana lehibe mankany amin'ny fibebahana izay. Fanombohana io ary ny vavaka sisa no ahafahan'ireo Amerikana mandefitra amin'ny fihantsiana etsy sy eroa ary hahafahany koa mamantatra ny andraikitra tokony hotanany eo amin'ny rindran-damina eto amin'ity planeta ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8107