You are here: home > Forum

FANAZAVANA / RENSEIGNEMENTS : Antsahamasina Ambohimanarina

Lohahevitra : Tontolo iainana
Fitohizan'ny hafatra : FANAZAVANA / RENSEIGNEMENTS : Antsahamasina Ambohimanarina
Valiny : 0
tianabeloo - 12/12/2017 14:44
Arahaba isika mianakavy,
Sao mba misy mahalala @tsika ato hoe aiza ho aiza eo Ambohimanarina ilay valanjava-boahary an'olon-tsotra atao hoe "parc Antsahamasina" azafady.

Tsara koa raha sendra misy manana contact na toy izany hahafahana manontany ny tompon'andraikitr mivantana.

Misaotra sahady, soava tsarà daholohttp://forum.serasera.org/media/images/m/337cf9401a3541131d086c71541658b3.jpg
Valio | Miverina eny ambony