Ny ah aloh ny tiko de zay manaik ny fangatahako . ... - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

Ny ah aloh ny tiko de zay manaik ny fangatahako . ...

Lohahevitra : Fitiavana
Fitohizan'ny hafatra : Ny ah aloh ny tiko de zay manaik ny fangatahako . ...
Valiny : 1
Hear me! - 16/11/2017 11:33
Ny ah aloh ny tiko de zay manaik ny fangatahako . Satria hoy ny mpanankanto iray izay hoe:"Ny fitiavn tsy met kos rah tsy mifmal ts aleo ve mampiononten rah sanatria hijaly"; eny tiko iz ary zah manaw zay azk atao rah misy zvt takiny @ko. Sad ten anisn'n ten ilain'n Bandy aloh ny "sexe" satria io anisan'n manintona anay hikôty vevav. Hevt in fa ny ah ny tiko de tiko à tous cas!
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 23/05/2018 23:04
Ary ianao ve nefa manaiky fangatahan’ilay sipa! Ohatra hoy izy hoe omeo vola aho dia manaiky ianao?
Valio | Miverina eny ambony