Afaka miova ve ny finoana?

61. rhaj0 ( 01/12/2017 19:16)
endriny:
Ary iza no nahary ilay mpahary e?

Dia iza koa no nanjaitra ilay akanjo fotsy lavabeany?
Miharena:
Ny Mpahary tsy afaka hiteny hoe iza no nahary azy satria ...

Satria TSY tadidiny na TSY takatr'ilay Mpahary (an'i Miharena) hoe, IZA no "nahary" azy..

hi hi hi .. io toa ny resak'i Jesosy t@ reniny ihany ee... hoe "mifaninona" hono izy sy ilay reniny.. mifaninona = manantsafa ny firohizana na fihavanana. Tena TSy takatr'ilay Jesosy, na hadinony, hoe IZA no reniNY.

Fa ny sampona dia .. hono ho'a ry Miharena.. ianao io, ny vatana aman-tsainao io izany dia "noforonin'ilay Mpahary"(-nao) koa???

Efa napetraka ihany ny fanontaniana taloha, hoe, rahefa hainao ny fandehan'ny Supematozoide sy Oviola, dia rahefa asaina miasa ny coco-nao, dia asa hoe, aiza ho aiza @ fivoatran'ilay atody no nisy ny "forona" re ry Miharena??

RAha TSY manana ilay "apprendre les dynamiques".. de la vie ianao ry Miharena, dia .. indrisy ho'a ry tava-tsosisy hozy ilay gasy iray izay, fa fanontanian-garabola foana no hany asesikao MIharena eto, ka dia...
62. Miharena ( 02/12/2017 10:49)

rhaj0:

Resaka Mpahary no resahana fa tsy ny fivoaran'ny voary avy amin'ny tsirinain'ny vavy sy ny lahy. Voary ireo lazainao ireo fa tsy ny Mpahary.

Ka iza no garabola tsy mahatakatra na inona na inona fa tsy izay mihevitra fa mahay rehefa mahay mamaky ny voary nefa tsy te-hahalala ny Mpahary?
63. rhaj0 ( 02/12/2017 17:11)
Ka hoe, taiza ho aiza @ ilay fivoaran'ny fiarahan'ny supermataozaohidan-drainao sy oviolan-dreninao ianao Miharena io no "noforonin"izao Mpahary Mpaharinao" izao.
Mbo tena tiako ho hita eo ny "fahalalanao ilay Mpahary" (mpaharinao) ity ry Miharena...

Sa tsianjery maimbo nasesika t@ coco-Miharena fotsiny ny hoe, "noforonin'ny Mpahary ianao ry Miharena", dia izay no averimberinao dridran-gilo eto? Nefa efa mba manana fahalalana ny sioperimataozaohida sy oviola ihany anie ianao eee?

Ampiasao @ tokony ho izy ihany ho'a ilay coco-nao ry Miharena aa..
Inona hoe no dikan'ilay hoe "apprendre les dynamiques" de la vie.
64. Miharena ( 02/12/2017 18:21)

Ilay teny farantsihay ataonao farany io no averiko aminao hoe efa fiainana mandeha no mba dinihinao eo dia milaza ianao fa tsisy Mpahary io.

Dia eo koa hoe efa fantatra fa tsirinaina mifameno no miteraka karazana iray mitovy amin'ny raiamandreniny, dia mbola hilaza ihany Rhaj0 fa tsy mamaky sy mianatra ny voary dia lazainy fa dondrona izay milaza hoe MISY MPAHARY IREO fa ny olombelona milaza ho manam-pahaizana toa an-dRhaj0 dia milaza fa mahay mamaky tsara ilay VOARY no tena manana ny fahamarinana fa tsy misy Mpahary.

Valio tsara aloha raha manana lojika fa tsy garabola ianao amin'izany.
65. rhaj0 ( 02/12/2017 20:08)
rhaj0:
Ka hoe, taiza ho aiza ... ianao Miharena io no "noforonin"izao Mpahary Mpaharinao" izao.
66. Miharena ( 03/12/2017 11:36)
Rehefa mamaly dia aza mamaly fanontaniana satria efa voavaly teo hoe tsirinain'ny VOARY no nahatonga antsika taorian'ny fahariana voalohany.

Ary ny Mpahary no voalohany aloha vao ny voary nifandimby.
67. rhaj0 ( 03/12/2017 17:40)
Miharena:
... tsirinain'ny VOARY

mouah ha ha... hotsahotsan'ny ahoana azany izany "tsirinain'ny VOARY" ao @ imazination'i Miharena izany.. Nefa anie, TSY "tsirinaina" no "namoronaNY" an'i Adama fa avy t@ fotaka, ary i Eva avy t@ taola-tehezani Adama ee..

Nefa moa i Miharena "kipantsin'Atra" no miteny, ka dia izay indray izany HONO ee...

Dia ahoana no nidiran'izany "tsirinain'ny VOARY" tao @ Ikala Maria izany koa izao ohatra??

Esy e ry Miharena.. dia ao ianao hitan'ny havanao ao, fa izaho ve hi-contredire anao @ izany :-)
68. Miharena ( 03/12/2017 18:33)
Rhaj0, ny olona voary tsy afaka hametra hoe ahoana no tian'ny Mpahary hitondrana ny famoronana.

Mpanao mazia IZY aloha rehefa tsy takatry ny lojikan-dRhaj0 no ataoNY.

Nefa Rhaj0 aza ny atidohany nisy namorona.

Sa niforona ho azy? Valio ny fanontaniana!
69. endriny ( 04/12/2017 06:32)

Hoy ny ireo mpilaza masaka fa mahay an'Atra
Miharena:
Ny Mpahary tsy afaka hiteny hoe iza no nahary azy satria efa IZY IZY talohan'izao rehetra izao.
Tsy takatry ny sainao mihitsy ve izany ry Endriny? Nefa garabola Kristianina aza mahalala izany?

Kay hain-dry Miharena mihintsy ny mibaiko ny Mpahay hoe: Ireto no afaka lazainao ry Mpahary a, dia ireto aza lazainao"

Mahazo mihomehy ve? Mahafinaritra be ho'a rehefa mpandainga ny namana, fa aheliky ny akoho tokan'anaka eny foana.
70. Miharena ( 04/12/2017 06:47)

IZY efa nilaza hoe IZAHO NO VOALOHANY SY FARANY ka inona no tadiavinao ankoatr'izay?
71. rhaj0 ( 04/12/2017 11:54)
Dia ahoana indray ity ry Miharena...Any @ Bokin'i Ganesh, dia nifona t@ "Mpaharin'ny Mpahary" ny Mpaharinao (kristiana) ry Miharena.

io ho'a mba mivoaha ihany @ box-kelinao ry Miharena, fa betsaka ny fanazavana erak'izao Boky tonta hafa rehetra izao koa ;-)
72. endriny ( 04/12/2017 13:43)

Miharena:

IZY efa nilaza hoe IZAHO NO VOALOHANY SY FARANY ka inona no tadiavinao ankoatr'izay?

Ihihihihi, aleo ihany aho hihomehy: Izy mihintsy no niteny an'io a?

Indray andro hono nihoraka teny an-danitra Atra hoe: IZAHO NO FIANDOHANA SY FIAFARANA. Noho ny feony nanakoako, nanerana ny tany, dia matin'ny tahotra ny dinaozaoro. (Vita Tompoko)
73. rhaj0 ( 04/12/2017 14:10)
mouah ha ah .. mbola TSISY Andrmntra t@ andron'ny Dinaozoro :-)

Sa moa hoe, ny Andrmntry ny Dinaozoro no namono ny DInaozoro; nahita ny "andro farany" tany ry Dinaozoro. Fa avy eo namono tena ny Andmntry ny Dinaozoro.
Dia taty aoriana, ny Andmntry ny Kristiana no nanjaka(zaka). ;-)
74. Miharena ( 05/12/2017 07:28)
Aleo mihitsy aloha ilazana ianareo Rhaj0 sy Endriny hoe tena tsy mahatsiaro tena sy mametraka ny tenanareo anatin'ny erana misy ankehitriny sy hatrizay.

Ianareo izao no ankehitriny, ny dinaozaorao ampaham-potoana anatin'ny mandrakizay. Dia ilay voary bitika toa an'Ibotity (Rhaj0 sy Endriny) no sahy miteny hoe tsy izy ny Mpahary milaza hoe IZAHO NO FIANDOHANA SY FIAFARANA. Izany hoe IZY no niandohan'Ibotity dia Ibotity indray no manamavo AZY hoe tsy IZY IANAO NA DIA NIPOIRAKO AZA E!

Aza mba adala ihany !
75. endriny ( 05/12/2017 07:35)
Eny ho'a ry Miharena: Nisy Mpahary niteny tokoa araka ny lainga afafy.
76. Miharena ( 05/12/2017 07:43)
Porofoy fa lainga aloha!
77. endriny ( 07/12/2017 04:10)
Ianao ve efa naheno izany feon'Atra izany aloha ary e? Sa feon'anjely?
78. Miharena ( 11/12/2017 14:04)

endriny:

Ianao ve efa naheno izany feon'Atra izany aloha ary e? Sa feon'anjely?

Asiana porofo mivaingana aloha ilay izy e! Dia valio aloha ity fanontaniana ity avy eo aho manohy raha mba liana ianao :

Rehefa manonofy ianao ka miresaka amin'ny namanao dia feon'iza no renao miteny aminao ao ?
79. rhaj0 ( 11/12/2017 15:18)
vao alina aho izao HONO, tao @ "nofiko" HONO, nahare feo mibarareoka beuh toa ireny kisoa vonoina ireny, nefa ny votoatin-dresakany toa bonne, fa ilay feo izany ho'a no sampona ee.. Ka tena incomparable ilay izy, ary toa tsisy afa-tsy .. Jesosy moa no incomparable?? ka izay ve??

Dia toatoa izay koa ve no renao ao ry Miharena?? Sa feom-behivavy misefosefo malemilemy paika no renao ao?? fa kosa ny votoatin-dresaka tena gaigy ??
80. endriny ( 11/12/2017 18:46)

Miharena:

endriny:

Ianao ve efa naheno izany feon'Atra izany aloha ary e? Sa feon'anjely?

Asiana porofo mivaingana aloha ilay izy e! Dia valio aloha ity fanontaniana ity avy eo aho manohy raha mba liana ianao :

Rehefa manonofy ianao ka miresaka amin'ny namanao dia feon'iza no renao miteny aminao ao ?

Raha manonofy alika mivovo aho dia tena mitovy amin'ilay fivovoan'ilay alika efa hitako no averin'ny saiko ao anaty nofy. Fa raha mbola tsy nahita Atra aho sarotra ho ahy no anonofy Atra miteny. Mety hoe feon'i Mopera vazaha no henoko ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0835