Iza nareo no efa nahita ny videon'i Andres Bissoni t@ youtube

21. Miharena ( 26/10/2017 18:27)
Raha resaka siansa anie dia mazava be hoe mamaky zavamisy toy ny hoe tsorakazo iray ampiana tsorakazo iray mira tsorakazo roa. Tsy misy zava-baovao ao fa ny fivoaran'ny tontolo azo vakiana daholo toy izany ary azon'ny olon-drehetra hamarinina.

Toy izany koa ny fahazoan'ny olona ny ara-panahy raha ny marina satria izay asan'ny Fanahy dia fantatra tsara. Ka raha misy ny fanasitranana dia tsy mahavaka akory izany fa fantatra hoe asan'ny Mpahary sy ny Mpamonjy.

Ny olan'ingahy Rhaj0 manindrahindra ny fahatakaran'ny olona ny siansa dia ilaozany manao fiheverana boribory vetaveta eo mba hanoherana be fahatany ny asan'Andriamanitra Mpahary azy tenany ihany koa.

Ka io hoy ny Malagasy hoe aza mandrora mitsilany e! Miady amin'ny Mpamorona azy izay manana tsara ny fahalalana rehetra ampy hanavotra ny ainy sy ny manome fahasalamana na dia tsy takatry ny hozadihan'ny voariny aza.

Dia mba ataovy tsara ny fandaharan0kevitrao fa aza mamerina teny tsy misy lohany sy vodiny eo hatrany e!
22. rhaj0 ( 26/10/2017 19:09)
Asa rahoviana vao ho takatr'i Miharena fa i Miharena ao ihany no mamoromporona izao "Mpamorona" izao ao @ imazination-ny ao.

Ao @ imazination-n'ny atheist anefa dia TSISY Mpamorona izany, fa "nivoatra" daholo ny tontolo (tout se transforme).

ka ao @ imazinatoin-n'i Miharena izany, dia "mitsilany mandrora" "tsy misy lohany sy vodiny" foana HONO izaho (Atheist) ee...

Nefa indrisy ry tava-tsosisy, hozy ilay gasy iray izay, fa ilay Mpamorona, izay manana pouvoara mazika rahefa hetsehin'ny pensée mazikan'i MIharena HONO, dia TSY mahavita n'inon'inona aminay (Atheist) mihintsy, na dia efa mikimpy mafy toa constipé ao azany i Miharena, ka lasa tsembo-doza toa Jesosy rahefa mivavaka koa...
23. Miharena ( 27/10/2017 18:22)
Tsy manakiana ny fivoaran'ny tontolo mihitsy isika na iza na iza anie e!

Ny Ateista no misy no mpanaraka firehan-kevitra fa tsy ny Kristianina izay mahalala fa misy Mpahary mitaiza sy mihazona izao rehetra izao.

Izay tsy manaiky izay dia tsy ampy fahalalana ara-panahy fa manao bontolo fotsiny hoe izahay hanao izatsy fotsiny izao e! Na dia efa betsaka aza ny porofo fa misy Mpahary miresaka amin'ny olombelona mivantana.

Io tsy mila konstipe izany satria dia mazava tsara ny fifandraisana ho an'izay mihaino AZY.
24. ghammyandrianarisoa ( 27/10/2017 20:43)
ten marina zany
25. ghammyandrianarisoa ( 28/10/2017 04:50)
misy adihevitra ts met vita mitsy
26. gasy1zay ( 30/10/2017 14:50)

rhaj0:

Asa rahoviana vao ho takatr'i Miharena fa i Miharena ao ihany no mamoromporona izao "Mpamorona" izao ao @ imazination-ny ao.

Ao @ imazination-n'ny atheist anefa dia TSISY Mpamorona izany, fa "nivoatra" daholo ny tontolo (tout se transforme).

ka ao @ imazinatoin-n'i Miharena izany, dia "mitsilany mandrora" "tsy misy lohany sy vodiny" foana HONO izaho (Atheist) ee...

Nefa indrisy ry tava-tsosisy, hozy ilay gasy iray izay, fa ilay Mpamorona, izay manana pouvoara mazika rahefa hetsehin'ny pensée mazikan'i MIharena HONO, dia TSY mahavita n'inon'inona aminay (Atheist) mihintsy, na dia efa mikimpy mafy toa constipé ao azany i Miharena, ka lasa tsembo-doza toa Jesosy rahefa mivavaka koa...

Tsy i Miharena rery rhaj0 fa ireo kristianina lavitrisa manerana ny tany a! Ary tsy ny kristianina ihany fa ny silamo koa mino andriamanitra mpamorina (Dieu créateur), ary ny Ntaolo malagasy koa dia mino Zanahary ( Dieu créateur) antampon'ny loha
27. rhaj0 ( 30/10/2017 17:51)
gasy1zay:
Ary tsy ny kristianina ihany fa ny silamo koa mino andriamanitra mpamorina (Dieu créateur), ary ny Ntaolo malagasy koa dia mino Zanahary ( Dieu créateur) antampon'ny loha

Ka "iray ihany" azany ve ireo "Dieu créateur" ireo ry Gasy1zay aa?
Ary ahoana ny Créateur hindu sy amerindiana sy ... grika sy ny an'ny jentilisa tao moyen-orient ee...

Dia tsy hitanao ve ry Gasy1zay fa samy "namoromporona Mpamorona" arak'izay saim-pantany tao @ jeogirafia sy tantarany tao Raolona? Ka koditra fa tena TSISY n'inona takatra ny zava-misy. Eritrereto anie ohatra, na t@ andron'i Jesosy fotsiny ee.. TSY fantatra akory ho'a hoe boribory Latera, ary na ny Kilimanjaro azany tsy fantatra akoriny ny fisiany.

Dia tsy mazava ho azy aminao ve ry Gasy1zay, fa t@ 6000 taona lasa, tao Irak izao, tatsy @ reniranon'i Babilaona, dia nisy olona, TSY mahalala afa-tsy ny 10km à la ronde-ny tao, ary dia nampita lovatsofina hoe, ao @ io Saha Edena nisy azy tao io, teo no niandohan'izao tontolo izao, na hoe, zareo tao no olona voalohany TETO @ Latera..

Dia mbola "mino" an'izany ve ny coco-nao re ry Gasy1zay???
28. gasy1zay ( 30/10/2017 19:37)

Andriamanitra dia iray ihany fa tena marina ny voalazanao fa rehefa tsy netinety t@ sasany ilay Andriamanitra notoriana taminy satria nanelingelina ny fiainana ( aza manota, tiava ny fahavalonareo, aza mimamo, aza mijangajanga, ...) dia namorona Andriamanitra hafa izy , nisy indray tsy nandefa saina lavitra ka namorona Andriamanitra hafa fa tonga dia hoy izy hoe tsy misy Andriamanitra ( mora kokoa ) ka afaka manao zay tiako aho rehefa tsy mampigadra na rehefa tsy tratra
29. rhaj0 ( 31/10/2017 00:43)
gasy1zay:
Andriamanitra dia iray ihany ... fa rehefa tsy netinety t@ sasany ilay Andriamanitra notoriana taminy satria nanelingelina ny fiainana ... dia namorona Andriamanitra hafa izy

Tsarovy tsara ry Gasy1zay fa (ny Andrmntry) ny Kristianisma dia TAORIAN'NY (Andrmntry ny) hafa. Ka dia ny Kristianisma izany no "namoromporona Andrmntra hafa", araka ny filazan'i Gasy1zay azy. Nataon'ny Kristianisma TOKANA ny azy ny Andmntrany.

gasy1zay:
nisy indray ... tonga dia hoy izy hoe tsy misy Andriamanitra ( mora kokoa ) ka afaka manao zay tiako aho rehefa tsy mampigadra na rehefa tsy tratra

Eritrereto tsara hoa ry Gasy1zay, fa ireo Atheista izay TSY "mamoromporona Andmntra" dia.. mameno ny Oniversitia, ary kely dia kely ny isan-jatony any am-ponja. Aza mba mora lemen-tsaina toa io kosa ho'a ry Gasy1zay, fa piropagandin'ny Mpanjono anareo ao @ Kristianisma io hoe: raha vao TSY mino ny Atry-Kristiana dia "manao izay tiany atao". (io toatoa ny hoe, après moi le déluge, sa indray, sans moi le chaos)

Raha ny marimarina kokoa, dia ireo Kristiana, izay zatra fehezina @ lamboridy, no mitroatra (inconsciemment), ary dia lasa "manao izay tiany atao". Ireo olona mampalahelo ireo no tonga dia soketan'ny olombe-Kristiana ho "tsy misy Andrmntra". Nefa anie ireo Kristiana mpanota sy mpivily lalana ireo dia "mino izao Andmntra" izao ihany, toa an-jareo. Fa ilay "Andrmntra" no TSISY, ary dia io hita TSISY dikany io ilay lamboridy(-Kristiana).

Ny Atheista, na ireo TSY "mamoromporona Andrmtnra", toa ny Boudista, dia manana "conscience sociale", izay TSY ilavana lamboridy.

Hozy Ineny Gogola:
Développer une conscience sociale implique d'apprendre les dynamiques des relations sociales entre individus, groupes ou communautés. Un individu avec une conscience sociale estime les droits de l'homme et reconnaît l'importance d'une interaction sociale harmonieuse pour le progrès du développement des êtres humains.

Dia inty momba ny Bodista ity koa dia eritrereto (ianaro) tsara ao ry Gasy1zay. Fa ny tsy-fahalalanao (ignorance) kosa ho'a dia mampiteniteny foana anao lava ao, sady mampinomino foana anao izao resabe-tsahon'ny belazao (Kristiana) ao

http://www.buddhanet.net/ans73.htm
Do Buddhist believe in god?
No, we do not. There are several reasons for this. The Buddha, like modern sociologists and psychologists, believed that religious ideas and especially the god idea have their origin in fear.
30. gasy1zay ( 31/10/2017 01:41)

aza mapme rhaj0 fa tsy hoe misy athé manampahaizana dia toy zay daoly ny athé a! tsy hoe misy boudhista hendry dia toy zay daoly ny boudhista rehetra, any chine,tibet, japon, thailande etc... zany tsy misy vono olona, mpangalatra, mpivarotena, mpangalabadin'olona, mamo, .....???

31. Miharena ( 31/10/2017 05:16)

rhaj0:

gasy1zay:
Andriamanitra dia iray ihany ... fa rehefa tsy netinety t@ sasany ilay Andriamanitra notoriana taminy satria nanelingelina ny fiainana ... dia namorona Andriamanitra hafa izy

Tsarovy tsara ry Gasy1zay fa (ny Andrmntry) ny Kristianisma dia TAORIAN'NY (Andrmntry ny) hafa. Ka dia ny Kristianisma izany no "namoromporona Andrmntra hafa", araka ny filazan'i Gasy1zay azy. Nataon'ny Kristianisma TOKANA ny azy ny Andmntrany.

gasy1zay:
nisy indray ... tonga dia hoy izy hoe tsy misy Andriamanitra ( mora kokoa ) ka afaka manao zay tiako aho rehefa tsy mampigadra na rehefa tsy tratra

Eritrereto tsara hoa ry Gasy1zay, fa ireo Atheista izay TSY "mamoromporona Andmntra" dia.. mameno ny Oniversitia, ary kely dia kely ny isan-jatony any am-ponja. Aza mba mora lemen-tsaina toa io kosa ho'a ry Gasy1zay, fa piropagandin'ny Mpanjono anareo ao @ Kristianisma io hoe: raha vao TSY mino ny Atry-Kristiana dia "manao izay tiany atao". (io toatoa ny hoe, après moi le déluge, sa indray, sans moi le chaos)

Raha ny marimarina kokoa, dia ireo Kristiana, izay zatra fehezina @ lamboridy, no mitroatra (inconsciemment), ary dia lasa "manao izay tiany atao". Ireo olona mampalahelo ireo no tonga dia soketan'ny olombe-Kristiana ho "tsy misy Andrmntra". Nefa anie ireo Kristiana mpanota sy mpivily lalana ireo dia "mino izao Andmntra" izao ihany, toa an-jareo. Fa ilay "Andrmntra" no TSISY, ary dia io hita TSISY dikany io ilay lamboridy(-Kristiana).

Ny Atheista, na ireo TSY "mamoromporona Andrmtnra", toa ny Boudista, dia manana "conscience sociale", izay TSY ilavana lamboridy.

Hozy Ineny Gogola:
Développer une conscience sociale implique d'apprendre les dynamiques des relations sociales entre individus, groupes ou communautés. Un individu avec une conscience sociale estime les droits de l'homme et reconnaît l'importance d'une interaction sociale harmonieuse pour le progrès du développement des êtres humains.

Dia inty momba ny Bodista ity koa dia eritrereto (ianaro) tsara ao ry Gasy1zay. Fa ny tsy-fahalalanao (ignorance) kosa ho'a dia mampiteniteny foana anao lava ao, sady mampinomino foana anao izao resabe-tsahon'ny belazao (Kristiana) ao

http://www.buddhanet.net/ans73.htm
Do Buddhist believe in god?
No, we do not. There are several reasons for this. The Buddha, like modern sociologists and psychologists, believed that religious ideas and especially the god idea have their origin in fear.

Mivoy ny fahalalana moa izany Rhaj0 fa ny fahalalana iray izay mamaritra fa misy ny fahalavoana teo amin'ny olombelona dia tsy ekeny mihitsy. Nefa io no fahalalana azo nampiasaina sisa hahafahana manarina ka io dia voafaritra ao anaty Baiboly.

Ilay famaritana omen'ny Boudhista dia fianarana fahendrena fotsiny ihany fa tsy mamaritra ireo fandrika isan-karazany sy ny famaritana ny Fanjakana tokony hanapaka amin'ny fiainan'ny olombelona izay tokony hitozo amin'ny fahatsarana.

Ny hevi-dalina faritan'ny hafatra ao anatin'io Baiboly io moa dia tsy heverin'i Rhaj0 fa lasa tonga dia mandeha any amin'ny kliantelisma izy. Io anefa tsy varotra fa fampaharantarana FIAINANA MANDRAKIZAY. Ny Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana izay tokony hananan'ny olombelona tsirairay.

Hoy Jehovah hoe " Ny helokareo no efitra mampisaraka Ahy aminareo" io ohatra dia tsy ananan'ny soratra hafa rehetra afa-tsy iray ihany.

Ka manovoza aloha izay vao milaza hoe ampy fahalalana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3537