You are here: home > Forum

Ity Pesta ity!

Lohahevitra : Fahasalamana
Fitohizan'ny hafatra : Ity Pesta ity!
Valiny : 0
KELIMANATSAINA - 07/10/2017 20:45
Salama daholo e!Amiko ty pesta ity de tena natao mihintsy hampihorohoroana e !Amin'ny lafiny iray le izy mamorona mpanakarena vao2 satry d misy ireo manararaotra mampiakatra n vidin cotrime !!
Valio | Miverina eny ambony