You are here: home > Forum

Anazy marina angaha ny hery ka ampariny tanteraka ankehitriny ? Tsy fantany fa mandavaka ny fasana hileveneny izy rehefa manao an'io

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : Anazy marina angaha ny hery ka ampariny tanteraka ankehitriny ? Tsy fantany fa mandavaka ny fasana hileveneny izy rehefa manao an'io
Valiny : 1
dreamlover14 - 17/08/2017 21:07
Mba vakio ange ity eh :

http://www.sobikamada.com/a-la-une/item/13218-antsiranana-marc-ravalomanana-expuls%C3%A9-de-son-h%C3%B4tel.html
Valio | Miverina eny ambony
tovorandria - 25/11/2017 13:47
ka ny fahatahorany an dravalo hilatsaka aza mahalatsa tay azy ko, azy zao ny baolina saingy tsy ho ela d tsy azy intsony
Valio | Miverina eny ambony