Prof Fesera sy Prof Feta

21. Miharena ( 22/08/2017 12:01)
Efa fantatrao tsara fa izay manao izay tsy hahavanona ny namany dia mitovy amin'i Satana izay nanohitra ny lamin'Andriamanitra araka ny tantara voasoratra.

Dia lazao fa tsy misy ny mpamosavy izay mpandova ny toetran'i Satana!

Raha maka ohatra ianao dia ao amin'ny Baiboly ao no misy ny fakam-panahy niresahan'i Satana tamin'i Jesoa hoe homeny Azy hono izao fanjakana rehetra izao fa efa natolotra azy.

Dia aleo hanomboka eo indray ny resatsika aloha hahitana hoe inona no havalinao an'izany rehetra izany?!
22. rhaj0 ( 22/08/2017 12:35)
Dia toatoa ny ahoana izany Satana izany?

- Toa an'i Spiderman: akanjo mena mifinjifinjy
- sa toa an'i Batman: akanjo mainty mirebareba?
23. Miharena ( 23/08/2017 18:33)
Misy mpamosavy nijoro vavolombelona nahita an'i Satana. Toy ny olona izy fa ny tapany ambany toy ny voay. Misy ireo mahita azy io misy kirany fa tsy mahazo endrik'olona ara-dalana mihitsy.
24. rhaj0 ( 24/08/2017 01:33)
Izaho indray "mijoro ho vavolombelona" fa toatoa ity ambany ity i Satana (to @ imazination-ko):
Manana vodi-kisoa, tongotr'omby ary tandrok'osy sy rambon'olona ary sofi-tsaka. Bokobokony nefa misy nono, ary bevohoka foana.

Ilay vodi-kisoa no tena mampino fa tena toatoa io Satana. Adalan'i Jesosy angaha ny nandefa ny Devoly tany @ Kisoa rahefa nandroaka azy Izy. Miverina @ Kisoa ny Satana.

26. rhaj0 ( 25/08/2017 13:02)
Eto indray jerena ry RBNIR aa

http://lmgtfy.com/?q=azzacov+dia+hoax+ry+RBNIR+a

Ary mba ampiasao @ tokony ho izy @ izay ilay coco + internety. fa aza mandany bandwidth toa io eee..

Mandehana mianatra physics 101 mihintsy aloha fa tena ... manalabara-tena sy manalabaraka an'Andrmntra anie ianao io ry RBNIR miteniteny foana lava eto, nefa ny soratrao eto dia ho tavela mandrakizay eto @ interinety, ho hitan'Ifara sy Idimby..

Tsy mampihomehy intsony ity... marina mafy tsy loz'ty.
27. Miharena ( 25/08/2017 19:03)
Aza tailanina ilay resaka Rhaj0 fa izay nahita sy nampahitana dia nitantara ary manohy mitantara fa misy ny Helo.
28. rhaj0 ( 25/08/2017 20:33)
Taty Ottawa izao, t@ desambra 2016 teo, dia tsy rony tsy ventiny teo, dia nisokaka ho'a ny tany teo ampovoan-tanana. Tany Texas koa, t@ 2015, nitritra koa ny tany. Ary tena nisokaka be mihitnsy ny tany t@ ireo trangaa roa ireo an...

Soa ihany fa "taty Ottawa sy Texas" io, ary tsisy Azzacov namoromporona abobo ampinoana dia ampitahorana ny toa an-dry RBNIR sy Miharena... ary ny ankizy eny @ garabola :-)
29. RBNIR ( 26/08/2017 03:57)

rhaj0:

Dia tsy mba mahataitra anareo ve izany ry rhajo??? hatramin'izany tsy "nivava" io tany hitsahintsika io , ankehitriny izany efa manomboka misokatra tsikelikely izy????? (mba fantatrareo moa fa raha maromaro ny otran'izany mety hivoaka ny afo tehiriziny ao dia handoro sy handevona ny ety ivelany????
30. RBNIR ( 26/08/2017 04:03)
rhaj0:

http://lmgtfy.com/?q=azzacov+dia+hoax+ry+RBNIR+a

Ny valin'ilay recherche miankina amin'ilay soratra apetraka rhajo....

Raha ity ohatra no ataonao dia lasa maromaro ny site mivoaka ao (misy manaiky, misy manohitra....)

http://lmgtfy.com/?q=la+v%C3%A9rit%C3%A9+sur+le+dr+azzacov

Ka io moa........
31. RBNIR ( 26/08/2017 04:03)

32. RBNIR ( 26/08/2017 04:07)
P.S : fa miaiky aloha aho fa havanana ianao amin'ny resaka informatika e! (hainao tsara ery ny nanao filtre an'ireo site tsy tianao haseho! :)
33. rhaj0 ( 26/08/2017 12:44)
Dia jereo hoe IZA no nanoratra ny site ry RBNIR aaa... RAha izao forum sy canalblog izao no andrianao... satria ve forum sy canalblog @ voninahitr'Atra moa ilay izy teo??

Efa nanaovan'ny olona Wikipedia mihintsy anie ny AzaKaovy-nao eee..

Asa raha azonao ny Wikipedia. Ny Wikipedia dia communauté no manoratra azy:
- izany hoe, na ianao RBNIR io azany, na i AzaKaovy-nao koa, dia afaka manoratra eo
- FA IZANY HOE, mifanitsy mifanoro ny communauté, ary ny mipetraka (farany) eo, dia (plus ou moins) voamarina

- jereo tsara etsy ambany fa misy références
- Koa na ianao RBNIR io izany, rahefa mamaky ireo REFERENCES ireo, dia rehefa mampiasa ilay coco, dia afaka manamarina/manitsy izay eo koa.

Ka ahoana.. mbola hilona anaty "Forum Canablog @ vonahitr'Atra" foana va ianao, dia mandany ny jiro sy ny bandwidth eo foana??? Dia izao hoax izao no averimberinao eo foana??
34. RBNIR ( 27/08/2017 05:59)
rhaj0:

Asa raha azonao ny Wikipedia. Ny Wikipedia dia communauté no manoratra azy:
- izany hoe, na ianao RBNIR io azany, na i AzaKaovy-nao koa, dia afaka manoratra eo
- FA IZANY HOE, mifanitsy mifanoro ny communauté, ary ny mipetraka (farany) eo, dia (plus ou moins) voamarina

soa ihany fa notsindrinao tsara hoe (plus ou moins) voamarina...
35. RBNIR ( 27/08/2017 06:05)

rhaj0:

Dia jereo hoe IZA no nanoratra ny site ry RBNIR aaa... RAha izao forum sy canalblog izao no andrianao... satria ve forum sy canalblog @ voninahitr'Atra moa ilay izy teo??

Efa nanaovan'ny olona Wikipedia mihintsy anie ny AzaKaovy-nao eee..

Asa raha azonao ny Wikipedia. Ny Wikipedia dia communauté no manoratra azy:
- izany hoe, na ianao RBNIR io azany, na i AzaKaovy-nao koa, dia afaka manoratra eo
- FA IZANY HOE, mifanitsy mifanoro ny communauté, ary ny mipetraka (farany) eo, dia (plus ou moins) voamarina

- jereo tsara etsy ambany fa misy références
- Koa na ianao RBNIR io izany, rahefa mamaky ireo REFERENCES ireo, dia rehefa mampiasa ilay coco, dia afaka manamarina/manitsy izay eo koa.

Ka ahoana.. mbola hilona anaty "Forum Canablog @ vonahitr'Atra" foana va ianao, dia mandany ny jiro sy ny bandwidth eo foana??? Dia izao hoax izao no averimberinao eo foana??

Raha mbola mizara ny hevitra rhajo!!! dia mbola tsy misy afaka mitoky fa manana ny marina!!

Fa raha izaho manokana izay efa nampahafantarina mialoha (ny baiboly efa ela no efa nanambara fa ny helo dia ao ambanin'io tany hitsahina io)...dia mino fa tsy intox io fa porofo tian'Andriamantra hanamarinana ny teniny.....

Ka io moa hoy aho.........IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!
36. Miharena ( 29/08/2017 12:24)
Resaka Helo sy Satana aloha hanohizana azy hoe misy sa tsy misy no resahana Rhaj0 dia mba miaike fa aza miolakolaka etsy sy eroa ianao a!

Ny mety ohatra dia maka ohatra momba ny fahavoazana mety hanjo anao ianao raha toa ka tsy hiaiky ny herin'ny Mpamonjy sy ny Mpamorona.

Fanontaniana mipetraka hoe : ilay mpivadika ve no arahinao sa Ilay Mpahary?
37. rhaj0 ( 29/08/2017 15:39)
TSISY Helo (any ambany tany) izany ry Miharena (sy RBNIR) aa...

Ao ambany tany ao misy pétrole, dia misy gaz, dia misy "nappe phréatique" hozy ilay namanao RKjeanclaude izay, sns ... na jereo ohatra ity youtube ity ee..

Rahefa TSY takatrao ny resaka ao @ io, dia tsotsory ho toatoa izao izany ee..
Fa toa izao hoe ilay mitsongolo-body latsaka any @ Helo.. manja an :-)

38. Miharena ( 29/08/2017 20:43)
Raha tsy misy ny helo dia tokony ho sambatra daholo ny olombelona rehetra.

Fa misy io matoa mijaly sy manaotao foana ny maro.
39. rhaj0 ( 29/08/2017 23:22)
IZany dia tena TSY fahatakarana ny fampianarana Kristiana mihintsy, fa dia miteniteny gratohita fotsiny ry Miharena.

Ny olona eto an-tany izay "mijaly sy manaotao foana" dia MBOLA ETO AN-TANY fa TSY any @ Helo. Na misy na tsy misy izany Helo izany aminy, dia efa "mijaly sy manaotao foana" izy.

fa izany moa @ Kristiana toa anao, fa raha izaho aloha dia "sambatra" eee... imbécile heureux toa ny Kristiana namanao maro ihany :-)
40. Miharena ( 30/08/2017 18:00)
Ny nenina hono tsy hialoha hananatra fa aoriana handatsa Rhaj0.

Ka raha mbola misy ny mampahatsiahy fa handeha any amin'io toerana izay lazainao fa tsy misy io ianao raha tsy mibebaka dia sambatra ianao raha miova.

Aza manao hoe tsy misy ny afo ary tsy mandoro satria ny saibenao dia afaka manafoana izany ka na mandoro ny tenanao amin'ny afokasoka aza ianao dia tsy misy io afo io e! Toa izany no fandraisana ny olona tsy miaiky fa misy ny helo sy ny fahoriana ateraky ny tsy fankatoavana.

Hoy Jesoa izay hoe Manana hevitra hiheverana anareo Ahom dia hevitra mitondra fiadanana fa tsy loza.

Ny mpandoza dia izay mitarika any amin'ny fahoriambe tsy mitsahatra. Izay ilay Helo sao ataonao vazivazy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4009