You are here: home > Forum

Tokony ho tonga saina @ zay ny vahoaka

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : Tokony ho tonga saina @ zay ny vahoaka
Valiny : 1
Tovorandria - 06/07/2017 23:03
Raha ny hevitro izao d alaina ireo 4mis eny la reunion kely hipetraka ao @ A&C hotel satri volam bahoaka tss adivarotra no nanaovan i claudine sy rajao an io, tena efa mihaly le vahoaka, ny panao politika miliaridera tampoka d ny mahantr mahantra foana. Ahoana ny hevitrareo? Tokony apudirina ao @ A&C ve ireo 4mis matory @ sachet reo sa ajanona eny?
Valio | Miverina eny ambony
rabaradaka - 25/10/2017 09:25
Efa tonga saina ny olona ry namana, fa i Hajo ve hahavita hitarika olona, zavatra ireny no nambotry firenena ! Ireo milaza ho mpitarika politika ireo zavatra efa tsy misy tia intsony ! Tsy maintsy hijoro i rabaradaka tompokolahy sy tompokovavy
Valio | Miverina eny ambony