Hafatra hoan'i rhaj0

1. gasy1zay ( 27/06/2017 17:56)
Mba niheno ity Pastera canadiana ity aho dia nahatsiaro an'i rhaj0 :
http://www.enseignemoi.com/joel-spinks/audio/rachetez-le-temps-21459.html#track1

aux derniers jours des moqueurs viendront, marchant dans la moquerie selon leurs propres convoitises ... :)
2. RBNIR ( 30/06/2017 11:02)
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/x5776t_taona-maro-ny-menafify_music[/dailymotion]
3. tspoaeta ( 01/07/2017 03:44)
fa efa adala koa ve ty RBNIR?
4. RBNIR ( 03/07/2017 06:25)
Inona ny olana ry tspoaeta?
5. tspoaeta ( 03/07/2017 06:33)

RBNIR:

Inona ny olana ry tspoaeta?

innnna aaaaary ny olana ze mahafaaantatra ôôôô?
6. rhaj0 ( 04/07/2017 12:12)
gasy1zay:
aux derniers jours des moqueurs viendront...

Dia efa 2 taona lasa izay ve ry Gasy1zay, no efa notsofina rano ny "moqueurs" aty Kanada, nefa ho'a tsy mety mbola tonga foana ny "derniers jours"-nareo ee ... :-)

http://www.tvanouvelles.ca/2015/08/28/bien-sur-quon-peut-se-moquer-des-religions
N'en déplaise au Conseil musulman de Montréal, le premier ministre Philippe Couillard n'a pas l'intention de restreindre le droit des gens à ridiculiser les religions. «Bien sûr qu'on peut se moquer (des religions)» (..) Pour le premier ministre Couillard, la liberté de religion comprend le droit de rire des religions et de «dire des niaiseries».

Fa misaotra mahatsiaro ry Gasy1zay aa...

Fa nahatsiaro ny teto koa t@ vakansy keliko teo ee.. nandeha nilasy tany an'ala ho'a aho io.. Fa tena orana tsisy farany ho'a teo, ary dia petsa h@ taolako ee..

Asa hoe, fa dia ahoana loatra:
- sao tsy nivavaka ve aho talohan'ny nandehanana, ary dia nataon'Atra nahita faisana tanaty orana tao,
- sa, tsy niera t@ Grand Manitou, ary dia nisy nanao "danse des pluies" tany ho any, ary dia io voatondraka rano tao io aho

Nefa indray, nisy niara-nilasy tao an'ala tao ho'a, nanao hiram-pi.. fa mbola tondraka tao koa ee.. nefa izao ny fandraisan-dreo izany mety hoe, batisa,, ary dia terak'indray va izany zareo tao :-)

Fa ny nahatsiarovako ny teto, indrindra i Gasy1zay :-) dia ...
ka tsy nitsahatra ny avy ilay orana, dia hoe, tena izao angamba no nanjo an'i Noah (ilay inoan'i Gasy1zay). Dia lasa aho izany io, mba nanomboka hoe, ahoana izany ny fanaovana ilay mampiaraka ny biby tsiroaroa izany.. natomboko t@ escargot, fa tena tsy haiko hoe, iza no lahy iza no vavy...

fa raha toa izay, dia mino aho, fa i Noah koa tsy mahalala (ny fahalalan'i Noah-de-l'an-zero tsinona zero).. dia mino aho fa dia escargot homo na lesbo no tafita eee.... :-)
7. RBNIR ( 04/07/2017 12:27)
rhaj0:

fa raha toa izay, dia mino aho, fa i Noah koa tsy mahalala (ny fahalalan'i Noah-de-l'an-zero tsinona zero).. dia mino aho fa dia escargot homo na lesbo no tafita eee.... :-)

Izaho indray manao hoe tsy ry zareo no manana ny fahalalana 0 fa isika aty aorina...

Ny antony? ry zareo afaka niresaka sy nifanerasera mivantana tamin'Andriamanitra fa isika olona fidina sisa no mahazo miresaka amin'Andriamanitra.....

8. rhaj0 ( 04/07/2017 17:35)
Esy e ry RBNIR... mbola incantation tsisy farany foana ve izy ity ry RBNIR??

Fa mety marina ihany ny anao, fa izaho tokoany no "tsy nanana fahalalana", satria TSY nijery meteo talohan'ny niangana, dia io dondrona be toa an'i Noah TSY nahalala izay fandehan'ny "ao ambony ao".

Fa nisy olona nandalo ho'a, dia nasehony t@ protable-ny ny sary t@ satelita, naneho ilay rahombe nisosa teo ambony lohako, ary dia hoe, hisava io rahampitso ee...

Ka asa ianao ry RBNIR raha hiaiky ihany fa na "niresaka @ izao Andrmntra" izao azany i Noah, dia maninona no tsy lasa mba "nahalala" izy, ka hoe:
- tsy mila mandefa voromailala sy goaika letsy ialahy ry Noah kely, fa efa ao ambony rahona ao ilay Andrmntra ary efa mahita fa efa (tsy) hisava ny orana eee..
- na koa, ilay goaikan'ialahy anie ry Noah ka tsy tonga tany @ Everest akoriny, ary na i Kilimanjaro ao atsimo azany tsy tongany, satria ny mason'ilay Andrtmrna teo ambony rahona, izay teo ambony lohan'i Noah, kay ilay Andmtnra tsy nahatakatra nahita ny Everest/Kilimanjaro koa

Ka dia heverovereto tsara ao ry RBNIR :
1- Ilay Anrmtnra ve dia tsy mba nikôzy t@ Noah fa navelany tao anaty TSY-fahalalana tao Ilehio
2- Sa hoe, koa na ilay Andrmntra azany TSY nahatakatra sy TSY nahalala ny fandehan'ny rahona/orana
3- Sa, tena TSiSY izao Andrtmrna izao, fa ny imagination-n'i Noah-de-l'an-zero, sy ny fahalalany zero, no mamoromporona resa-kehy eo io eee??
9. gasy1zay ( 04/07/2017 20:51)
Fa i Josoa anie ry zareo tena nahavita nibaiko ny masoandro tsy hilentika e!
10. rhaj0 ( 05/07/2017 02:09)
Raha mba hain'i Gasy1zay moa hoe, toatoa ny ahoana ny fandehan'ny masoandro, dia tsy hinohino foana an'i Josoa ianao.
Na hoe, raha mahay misotro tequila i Gasy1zay, dia ... iiieeee... afaka mibaiko io masoandro io tsy hilentika koa ianao kah, ary ho vavolombelona @ izany ry Miharena :-)

Fa @ Ramadan io, dia rahefa mody moa hono io masoandro io izay vao afaka mikefona. Dia raha mipetraka @ tranobe misy rihana ampolony hono ianao, dia .. raha te-hikaly aloha, mety hoe 10 minitra mialoha, dia mila midina any rihana voalohany izany ee..
11. tspoaeta ( 05/07/2017 03:23)

gasy1zay:

Fa i Josoa anie ry zareo tena nahavita nibaiko ny masoandro tsy hilentika e!

alefaso ary we zany jerena!
fa raha hanao fahagagana ihany tonga dia vary masaka araraka avy any andanitra raha mahavita, fa tena noana ny olona zao. amzay mba tsy mitsindroka intsony ny katiramia fa tonga d mitanandranandrana mitaty fotsiny
12. RBNIR ( 05/07/2017 05:04)

rhaj0:

Esy e ry RBNIR... mbola incantation tsisy farany foana ve izy ity ry RBNIR??

Fa mety marina ihany ny anao, fa izaho tokoany no "tsy nanana fahalalana", satria TSY nijery meteo talohan'ny niangana, dia io dondrona be toa an'i Noah TSY nahalala izay fandehan'ny "ao ambony ao".

Fa nisy olona nandalo ho'a, dia nasehony t@ protable-ny ny sary t@ satelita, naneho ilay rahombe nisosa teo ambony lohako, ary dia hoe, hisava io rahampitso ee...

Ka asa ianao ry RBNIR raha hiaiky ihany fa na "niresaka @ izao Andrmntra" izao azany i Noah, dia maninona no tsy lasa mba "nahalala" izy, ka hoe:
- tsy mila mandefa voromailala sy goaika letsy ialahy ry Noah kely, fa efa ao ambony rahona ao ilay Andrmntra ary efa mahita fa efa (tsy) hisava ny orana eee..
- na koa, ilay goaikan'ialahy anie ry Noah ka tsy tonga tany @ Everest akoriny, ary na i Kilimanjaro ao atsimo azany tsy tongany, satria ny mason'ilay Andrtmrna teo ambony rahona, izay teo ambony lohan'i Noah, kay ilay Andmtnra tsy nahatakatra nahita ny Everest/Kilimanjaro koa

Ka dia heverovereto tsara ao ry RBNIR :
1- Ilay Anrmtnra ve dia tsy mba nikôzy t@ Noah fa navelany tao anaty TSY-fahalalana tao Ilehio
2- Sa hoe, koa na ilay Andrmntra azany TSY nahatakatra sy TSY nahalala ny fandehan'ny rahona/orana
3- Sa, tena TSiSY izao Andrtmrna izao, fa ny imagination-n'i Noah-de-l'an-zero, sy ny fahalalany zero, no mamoromporona resa-kehy eo io eee??

Misy zavatra adinonao (na tsy fantatrao) 100 taona taty aorianan'ilay faminaniana vao notanterahana ilay safo-drano...

Mbola tsy nisy "signes "mihitsy teny amin'ny lanitra raha tsy efa hirotsaka ny orana....
13. rhaj0 ( 05/07/2017 10:55)
RBNIR:
Mbola tsy nisy "signes "mihitsy teny amin'ny lanitra raha tsy efa hirotsaka ny orana....

Fa mba takatakatrao ihany ve k'lou ry RBNIR ny atao @ météorologie sy climatologie?? Sa tsisy ao anaty Baiboly ireo?

Nefa anie ny vokatr'ireo "fahalalana-2017" (izay TSY ao anaty baiboly) ireo ka katsentsenfinao isan'andro eee...

Raha zaza eny @ garabola aloha, na koa ireo zokintsika 100 taona lasa, dia rahefa mahita fa latsaka ny orana, dia ... "mitady signes" toa anao RBNIR (lhl lehibe @ izao 2017 izao) tokoany eee...
14. RBNIR ( 05/07/2017 11:10)
rhaj0:

Fa mba takatakatrao ihany ve k'lou ry RBNIR ny atao @ météorologie sy climatologie?? Sa tsisy ao anaty Baiboly ireo?

Tsy izay ilay tiako ambara satria JEsosy aza dia ny météorologie sy ny climatologie nao dia efa fantatry ny olona marina tokoa,

Fa ny tiako ambara dia ilay fisainan'i Noah (nahavita sambo fiara ngeza be) sy ilay sainy mahalala hoe hisy safodrano nefa ny signe aza mbola tsy miseho akory...

Noho izany mahay lavitra noho isika i Noah ary nahafantatra lavitra noho isika ihany koa....

Tsy dia hoe izy loatra no mahay fa ny Fanahin'Andriamanitra no niasa tao aminy e!!!
15. RBNIR ( 05/07/2017 11:14)
ity koa taloha kelin'ilay 01/04/2009 (raha ny marina dia ny 06/03/2009 dia efa nametraka fanontaniana momba ny anarana hoe Yahoshuah!!!

http://lavozmesianicasefardita.blogspot.com/2009/03/jesus-yeshua-yehoshua-yahshuah.html

Be dia be RA TAN !! (POSSIBLE KOA METY LAFO SADY NI RAM BE NY INTERNET NAREO TAMIN'IZANY FOTOANA IZANY DIA TSY HITA NY MARINA E!!

Dia izay koa ianao ry samueslon edwar dia nanararaotra ery!!!

Mibebaha ianao ary mifona amin'ireo olon'Andriamanitra ireo fa ho avy aminao IZY rehafa tsy hibebaka ianao!!!
16. RBNIR ( 05/07/2017 11:15)

17. rhaj0 ( 05/07/2017 11:54)
RBNIR:
Fa ny tiako ambara dia ilay fisainan'i Noah (nahavita sambo fiara ngeza be)

"ngezabe" tahak'n'inona hono izy tao ry RBNIR?

Mba takatrao ve, ohatra fotisny hoe, misy firy ny espèces eto @ ity tany ity? Dia ny Lemur gasy ve tao koa?

Raha ny marina re ry RBNIR, ary "niainako" ilay izy... hi hi hi... dia rahefa tsy mitsahatra ny milatsaka io orana io, dia tena mandreraka be fa tsisy atao, ka dia mandrevirevy ao anaty lasy ee.. Dia i Noah koa moa malaza mpisotro divay, ary mety vao mainka mandeha ny aingam-panahiny. Hoe mampivady escargots, dia avy eo mampivady kankana, dia misambotra vorona mivady, hihinana ireto kankana, fa ho haloany ireo rahefa midiina ny sambofiara aty aoriana? Ny parasy koa moa ampivadiana dia ampirimina tsara ao anaty salaka????

Tena mivadika ao am-pasany ao mihitnsy izao i Noah hoe, revirevy rediredy TSY mitombona mba napetrapetraka ve, no nisy nametraka an-tsoratra, dia efa an'arivo taona aty aoriana, dia tena misy RBNIR (mbola) mino ity angano ara-baki-teny???
18. calin.brandon ( 26/07/2017 06:50)
rhaj0 >>>

Dia mahazendana ny iban'ny resakao ato ka. Ny resakareo manko e !
Na ny masturbation intellectuelle aza mety mbola avo lenta.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4811