i Miharena sy ny profeta Tsaratsara

41. RKjeanclaude ( 05/07/2017 19:24)
Tadidinao ilay nambarako hoe rehefa tsy mahakasika be loatra ny tantaran'i Israël dia tsy velarina be ao (anaty Baiboly) loatra. Ohatra: i Egypte dia voaresaka(na dia tsy novelabelarina aza) ao satria nisy ifandraisany kely taminy, fa i Maya,ohatra, atao inona ao moa!?
Ka tsy Eurocentric aho fa ny lojikan'ny tantara marina no tiako ho hitanao. (Sady Roma izao mbola isan'ireo mipetraka eo amin'ny lohany fa mbola tsy rava tanteraka ilay fanjakana(izay rfa hitan'i Daniel talohan'ny l'an zero--an-jato taonany maro).
42. RKjeanclaude ( 05/07/2017 19:52)
marihiko aloha fa izaho tsy momba an'iMiharena a! tsy miresaka ankotry ny Baiboly sy ny Tompo aho fa tsy manohana na manipaka ny heviny mahakasika ny lohahevitra tany aloha.
43. rhaj0 ( 06/07/2017 12:03)
RKjeanclaude:
Ny Baiboly (bokin'i Daniel) dia nilaza fa hisy fanjakan-dehibe 4 hifandimby eto an-tany...

RKjeanclaude:
Tadidinao ilay nambarako hoe rehefa tsy mahakasika be loatra ny tantaran'i Israël dia tsy velarina be ao (anaty Baiboly) loatra.

Ka ilay "eto an-tany" kay izany tsy mahakasika AFA-TSY Israel ao @ Baiboly ao.

Ka dia tena tsy mahakasika ny "eto an-tany" ho'a izany ny resa-Baiboly eee...

Fa dia izao "tantaran'i Israël" izao foana koa ho'a no evohinao ao ee....
hi hi hi.. ho "Israëliana" oviana nefa moa ianao... :-)
44. RKjeanclaude ( 06/07/2017 16:04)

rhaj0:

Fa angaha izany Israël izany moa any planeta marsa, azafady fa tsy fantatro. ha.... ha....ha. ...Tsy israeliana saingy marina ilay (Baiboly) ampiasain-drizareo ka mahaliana ka dia evohako ato e, hafa ihany ny mievoka amin'ny azoko antoka.
45. rhaj0 ( 06/07/2017 16:56)
Nampianarin'ny vazaha ny "ahazo antoka" @ zaferany ry Rkjeanclaude dia coince ao; tsy mampiasa coco intsony fa dia ao.

-- raha tsy ireo "vazaha" ireo nefa no "nanjanaka" an'i Rkjeanclaude, ohatra, raha ny Sinoa na ny Japs no nandeha taty, dia ... (nety) lasa "nahazo antoka" tamina zafera hafa i Rkjeanclaude

-- na hoe, raha teraka tany Azia ohatra i Rkjeancaude, dia (nety) efa lasa boudista botabota, na hoe, raha nihalehibe taty Kanada i Rkjeancaude dia lasa Atheista :-)

-- dia nefa koa anie, ny taranak'ireo vazaha nanesika ny zafera t@ Rkjeanclaude ireo azany efa miala @ ilay zafera...

Fa dia reveo ao, ataovy milay be ao @ imazination-nao ao izany izy io Rajeancl aaa..

Ary tena izay amilivilianao azy ao, dia ifalio ao izany eee... hoe ny paikaben'Israely dia mipaika hatrany Amazonia ka hatr@ fi(s)ainan'i Einstein sy Mandela ohatra...

ntsss...

46. RKjeanclaude ( 06/07/2017 17:20)

ny kristianisma dia tonga talohan'ny fanjanahana ka, raha ny teto Mada, tsy avy amin'ny mpanjanaka io. Ary na taiza aho na taiza dia Kristiana foan satria na ao Kore avaratra sy Iran extrême socialista aza misy kristiana, dia tafaraka tamin'izy ireny aho.
Tsy amelako izay ny Baiboly na taiza aho na taiza.
47. rhaj0 ( 06/07/2017 19:47)
Fa ny fampidirana ny Fivavahana Kristiana angaha moa tsy "fanjanahana (ara-tsaina)" ry Rkjeanclaude??

Dia mbola mila averina eto foana ve ny torolalan'ilay Leopold tao Belzika: hafatra ho an'ireo hampianatra ny "kristianisma talohan'ny fanjanahana" (ny pretra no nisava lalana ho an'ny miaramila).

Hozy Ralarosy:
Coloniser = Mettre un pays sous sa dépendance économique.

Fa tohin'ny resaka io ambony io, hoe raha teraka tany Azia ianao dia lasa boudista botabota, dia eritrereto tsara ho'a fa "aksida" re no nahatonga anao ho Kristiana eee... Fa rehefa miasa saina ianao, dia ... hiala ho azy @ tarazon'ilay aksida eee...
48. Miharena ( 07/07/2017 05:13)

rhaj0:

Raha ny marina, dia tsoriko aminao ry Miharena fa ilay "finoana" mihintsy no TSY (misy dikany) amiko. Ka izay inoana sy ataon'ny Mpino, na Kristiana na hafa, na tena izy na maramara, dia... tena ivanitihako fotsiny.

Sa hoe, mba lazao sy velabelaro mazava eto azany hoe ry Miharena ity filazanao hoe, "fomban'olona milaza azy ho Kristiana", izay "manaraka tsara ireo fomba maha-Kristiana"??

Ny marina ny fomba maha-Kristianina dia fomba maha-olom-banona sy tomonmbana iraisana amin'Ilay Mpahary tongotra aman-tanana.

Ny ivelan'izay dia fomba noforonin'ny sain'olombelona na fanahy tsy tomombana.

Ny olombelona tsy misy fanahy no tsy manana finoana. Marihina fa ny finoana dia midika hoe Mino na misotro. Izany hoe vonto Fanahin'aina ny Mpino.

Ka raha ianao milaza fa tsy mino dia tsy manana Fanahin'aina izany ianao fa mety ho robot angamba. Tsy misy fo mitia, tsy misy saina mandinika ary tsy manaiky fa tsy namboarina fa nisy ho azy angamba!!

49. RKjeanclaude ( 07/07/2017 07:42)

rhaj0:

Fa ny fampidirana ny Fivavahana Kristiana angaha moa tsy "fanjanahana (ara-tsaina)" ry Rkjeanclaude??

Dia mbola mila averina eto foana ve ny torolalan'ilay Leopold tao Belzika: hafatra ho an'ireo hampianatra ny "kristianisma talohan'ny fanjanahana" (ny pretra no nisava lalana ho an'ny miaramila).

Hozy Ralarosy:
Coloniser = Mettre un pays sous sa dépendance économique.

Fa tohin'ny resaka io ambony io, hoe raha teraka tany Azia ianao dia lasa boudista botabota, dia eritrereto tsara ho'a fa "aksida" re no nahatonga anao ho Kristiana eee... Fa rehefa miasa saina ianao, dia ... hiala ho azy @ tarazon'ilay aksida eee...

ny kristiana tsy fanjanahana fa fanafahana. Saingy ampiasain'ny olona amin'ny zavatra maro: indrindra fa ny tombotsoany manokana, ka lasa miova endrika amin'ny olona mankahala ilay fivavahanaa
50. rhaj0 ( 07/07/2017 13:02)
Rkjeanclaude:
ny kristiana tsy fanjanahana fa fanafahana.

Velabelaro kely hoe raha azonao atao... fa manjary lasa toa pli-vava sy affirmation-gratuite na formule-majika-tsy-lojika fotsiny ity ataonao eto ity ry Rkjeanclaude..

Dia mba ameo ohatra mivaingana koa hoe,
-- @ ireo Kristiana an-tapitrisany, dia "afaka" t@ inona izany hono ireto izy?
-- @ ireo TSY-Kristiana an-tapitrisany, dia "TSY afaka" t@ inona izany hono ireto izy?
51. RKjeanclaude ( 07/07/2017 19:23)

Ny fivavahana dia fandresen-dahatra, sy fahatsapan'ny tena manokana aloha. Ny tokony iraisan'ny rehetra --tena kristiana(mpanaraka an'Kristy, na ao amin'ny Kristy marina)-- dia ny fahafahana amin'ny tsy finoana, sy ny gejan'ota sy ny voka-dratsiny. Ny fiainako mihitsy no vavolombelona. Hotantaraiko eto raha mahaliana anao. Izay tsy mahatsapa ireo, na dia manatona fiangonana isan'andro, dia mpamita-tena no ilazan'ny baiboly azy fa tsy Kristiana. Vitsivitsy ny tena izy amin'ireo anapitrisany ireo.
52. RKjeanclaude ( 07/07/2017 20:19)
(atsy amin'ilay pretra (8)nanolana atsy tsy mety lasa miihitsy ilay valinteniko ho an-drhajo fa iverenaka ihany raha tsy mety io--- miandry kely fotsiny aho aloha)
53. RKjeanclaude ( 07/07/2017 20:20)
(atsy amin'ilay pretra (8)nanolana atsy, tsy mety lasa mihitsy ilay valinteniko ho an-drhajo fa iverenako ihany aoriana kely raha tsy mety aloha izao--- miandry kely fotsiny aho aloha)
54. rhaj0 ( 08/07/2017 22:13)
RKjeanclaude:
Ny fiainako mihitsy no vavolombelona. Hotantaraiko eto raha mahaliana anao

Mbo tantarao kely azany hoe ry RKjeanclaude ny anao ao ziao.

Ny ahy aloha, efa noresahiko teto ihany, dia, t@ mbola nino pere noel aho, dia izao Andmntra izao ho'a, tao @ imazination-ko tao, dia nain manao akanjo toa superman fa fotsy, mitaingina soavaly nain koa, ary miedinedina eny @ poutre-n'ny fiangonana, mijery tsara ny mpiangona matory. Vao afaka ny pere noel aho, 8 sa 9 taona teo angamba, dia tena nariako tany koa ilay nain fotsikely e... tena tsy azo ambakambakaina @ izao atsanga tsy aman'orana izao intsony ho'a raha izaho.

Ny an'i RBNIR indray ohatra, mamela ahy hitantara ny anao RBNIR :-) dia hoe.. tsara revy be hono ilery indray mandeha, ka ilery mpirevibe, ary dia izy nivadibadika iny @ 5 maraina, no nahita an'i Herinirina t@ TV, ary dia tara tanteraka teo. coup de foudre, ary dia io roboka ao io h@ izao.

Fa dia mbo tantarao kely azany hoe ry RKjeanclaude ny anao ao ziao.

55. RBNIR ( 09/07/2017 05:19)
rhaj0:

Mbo tantarao kely azany hoe ry RKjeanclaude ny anao ao ziao.

Ny an'i RBNIR indray ohatra, mamela ahy hitantara ny anao RBNIR :-) dia hoe.. tsara revy be hono ilery indray mandeha, ka ilery mpirevibe, ary dia izy nivadibadika iny @ 5 maraina, no nahita an'i Herinirina t@ TV, ary dia tara tanteraka teo. coup de foudre, ary dia io roboka ao io h@ izao.

Ary voarainao tsara ange izy izany rhajo e! fantatrao v fa azony averina aminao indray andro any hoe hoe i RBNIR ange efa mba nijoro vavolombelona taminao fa ianao no tsy nino e???

Vao maika hitantara eto koa Rkjeanclaude, tsy vao maika??? sady ny an'i Rkjeanclaude izao mety tena.......
56. RBNIR ( 09/07/2017 05:45)
Ny an'i Rkjeanclaude izao mety tena ho "explosif" be ho an'i rhajo mihitsy sa tsy izany Rkjeanclaude?
57. RKjeanclaude ( 10/07/2017 20:37)

RBNIR:

Ny an'i Rkjeanclaude izao mety tena ho "explosif" be ho an'i rhajo mihitsy sa tsy izany Rkjeanclaude?

Ampy hoan-drhjo angamba ny fijoroanareo e. Efa nanoratra momba ny ahy izaho fa tsy nety lasa mihitsy.
58. rhaj0 ( 11/07/2017 11:24)
Alefaso eto ilay tantaranao Rajeancl aa... tena liana dia liana tokoany aho.

Entrepa, fa ny fijoroan'i RBNIR na ny tantarany kosany aloha, raha ny fahitako azy, dia hotsahotsan'ny tsy ampy tsy mety izany, satria, ny fanapaha-kevitr'i RBNIR hanara-dia an'i Hrnrn dia toa niainga, na niorina, na tinapaka, avy tamina
- RBNIR anaty divay,
- na ilay izy nila vazim-boana iny,
- sady @ izay izy tsy nahita tory dia io tavela maraimbe io.

Tena nanana ny fahafaha-misaina mazava va re ny olo toa izany???.. jereo @ saina tsy miangatra???
Tena mba teny tsy misorona aminao io RBNIR aaa... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2475