Rehefa toa ny ahoana no mibitsika ao aminao Atra

21. Miharena ( 30/05/2017 17:49)

rhaj0:

esy e ry Miharena.. dia tena tsy mba ahahazo tantara-na "bitsika ren'i Miharena" eto mihitsny aho iznay... bou hou...

1- ka tena TSISY ho tantaraina ve izany ry Miharena, na dia kely fotsiny aza?
2- sa misy ihany no afaka tantaraina, saingy mahamenatra?

ka 1- sa 2-??? TSISY sa mahamenatra izao "bitsika ren'i Miharena" izao??
Zarao eto ry Miharena fa tsisy mahamenatra izany aa :-)

Efa nambara taminao anie ilay izy teo aloha fa nataonao hoe TSISY!

Ilay bitsika dia hoe : IANAO NO IZAHO satria nataoNY Fitaovana aho na fantsona itenenaNY.

Dia izay! Ny TENINY dia izay ifanakalozantsika raha misy fahadisoan-kevitra momba ny FIAINANA MANDRAKIZAY izay nambaraNY ao anaty Baiboly.

Raha ny marina izany dia IRAY SAINA IZAHAY E!

MAZAVA AMINAO?
22. rhaj0 ( 30/05/2017 18:46)
Miharena:
Ilay bitsika dia hoe : IANAO NO IZAHO

akanga aloha fa tsy azoko tsara.

Hoy ny "bitsika ren'I Miharena" hoe:
IANAO (Miharena) NO IZAHO (Andriamanitra) ???

Dia koa hoe:
I Miharena dia fitaovana na fantsona itenenan'Andrmntra ???

Izay ve ilay izy ao ???
23. MIharena ( 30/05/2017 19:30)

rhaj0:

Miharena:
Ilay bitsika dia hoe : IANAO NO IZAHO

akanga aloha fa tsy azoko tsara.

Hoy ny "bitsika ren'I Miharena" hoe:
IANAO (Miharena) NO IZAHO (Andriamanitra) ???

Dia koa hoe:
I Miharena dia fitaovana na fantsona itenenan'Andrmntra ???

Izay ve ilay izy ao ???

Mazava aminao. Izay no mahatonga ilay hoe tsy omby izao tontolo izao raha ny bitsika azoko no tantaraiko anao indray mipi-maso!

Dia raiso mazava sy araho tsara izay hevitra mivoaka avy aty rehetra dia ho hitanao hoe misy hitsiny sy rariny tsara eh!
24. rhaj0 ( 30/05/2017 20:01)
Aleo apetrako mazava azany. Hozy ny "bitsika ren'i Miharena", araka ny filazan'i Miharena azy, hoe:

i Miharena no Andriamanitra
i Miharena dia fitaovana na fantsona itenenan'i Andriamanitra

Asio tombo-kase, na trademark, kely k'lou io ry Miharena, dia ataovy sonianao eto mihintsy.
Dia amafiso tsara eto fa izay ilay izy, fa ngo dia izaho indray no lazain'olo fa mamala-kira eto.. :-)
25. MIharena ( 30/05/2017 20:07)

Mazava tsara io kah! Tsy izaho ihany no miteny toy izany fa anontanio ny olona rehetra mahalala an'Andriamanitra!

Fomban'olombelona no manao trademark satria mpivarotra izy hanangonany harena hono!?

Tsy dia aty amiko loatra izay fomba fisainana izay!
26. rhaj0 ( 31/05/2017 11:11)
Miharena tena izy:
i Miharena no Andriamanitra
i Miharena dia fitaovana na fantsona itenenan'i Andriamanitra

okey dokey... Fa dia tandremo tsara azany rahefa mampiasa io kipantsona io.. :-)

27. Miharena ( 01/06/2017 06:54)

rhaj0:

Miharena tena izy:
i Miharena no Andriamanitra
i Miharena dia fitaovana na fantsona itenenan'i Andriamanitra

okey dokey... Fa dia tandremo tsara azany rahefa mampiasa io kipantsona io.. :-)

Matahotra ny mampiasa ny FITAOVANA FENO IZAY ANAO angaha ianao no mampitandrina ny hafa amin'ny fampiasany feno ny azy ?

IANAO ANIE FANTSONA KOA EH!

IZAY LAZAINAO REHETRA ETO SY AVOAKANAO AMIN'NY MANODIDINA ANAO NO VOKATRAO!

AOKA TSY HO DISO FIHEVITRA NA HANAO HEVI-DRAVINA MOMBA IO ENDRITSIKA IO ISIKA, IZAY ENDRIKA NISY NAMORONA FA TSY ISIKA NO NAMORONA ANTSIKA!

OMEO AZY NY VONINAHITRA NAHAZO TSARA EH!
28. rhaj0 ( 01/06/2017 12:41)
Efa hoe, rahefa mazioskiola ny soratana @ interinety, dia midika hoe, mivazavaza..

Fa raha mampivazavaza anao, na an'Andriamanitra, ny resaka eto, dia ... mba sampona kouh 'nareo :-)
29. Miharena ( 02/06/2017 05:06)

rhaj0:

Efa hoe, rahefa mazioskiola ny soratana @ interinety, dia midika hoe, mivazavaza..

Fa raha mampivazavaza anao, na an'Andriamanitra, ny resaka eto, dia ... mba sampona kouh 'nareo :-)

Hay ve noheverinao mivazavaza rehefa SORABAVENTY e!

Fanindriana ny teny fotsiny ireny no nanaovana azy fa miala tsiny.

Misy tokoa ny olona rehefa tafintohina amin'ny fomba fifanakalozana dia manjary marenina dia tsy mifanaraka mihitsy ny resaka ifanakalozana.

Ho karazan'izay mihaino tsara anie ianao fa tsy ilay voafaritra eo ambony io.

30. rhaj0 ( 02/06/2017 11:01)
(hotry ny vao izao koa ry Miharena izany no miakatra interinety... sorabaventy = mivazavaza @ olona rehetra eto @ interinety)

Fa tena hita fa manaraka ny soatoavim-baiboly tokoany ianao ry Miharena rehefa mampiasa sora-baventy kah... Io ilay hoe, "atao @ teny mahery".
31. Miharena ( 02/06/2017 11:53)

rhaj0:

(hotry ny vao izao koa ry Miharena izany no miakatra interinety... sorabaventy = mivazavaza @ olona rehetra eto @ interinety)

Fa tena hita fa manaraka ny soatoavim-baiboly tokoany ianao ry Miharena rehefa mampiasa sora-baventy kah... Io ilay hoe, "atao @ teny mahery".

Hay ve ! Izany hoe dogma ilay sora-baventy ve?
32. rhaj0 ( 02/06/2017 12:18)
tsia... netiquette... fifampitondran-tena eto @ interinety.
Fa TSY ao anaty Baiboly izany ry Miharena aaa... tsy mahagaga raha tsy takatrao eee...
33. Miharena ( 03/06/2017 11:12)

rhaj0:

tsia... netiquette... fifampitondran-tena eto @ interinety.
Fa TSY ao anaty Baiboly izany ry Miharena aaa... tsy mahagaga raha tsy takatrao eee...

Hay ve !

Azafady fa tsy takatro indray iny.

Ny fantatro dia hoe ny voambolana no manome lanja ny teny ary mananmafy ny fanaovana ny sorabaventy fa tsy fivatravatrana.

Mba tiana hahitsy arak'izay fomba fijery izay ianao fa tsy handray zavatra ambadika foana, izay fomba taratro matetika amin'ny fomba fanehoanao hevitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.277