You are here: home > Forum

valiha

Lohahevitra : Artista sy Hira
Fitohizan'ny hafatra : valiha
Valiny : 3
dasy - 25/04/2017 15:28
mitady methode d'etude du valiha
aho
misaotra
Valio | Miverina eny ambony
kaye - 04/05/2017 07:48
Ny tsara angamba dia manatona mihitsy ireo kalaza amin'ny valiha... Rajery, Ratovo, Linda Volahasina, ......
Valio | Miverina eny ambony
dasy - 08/06/2017 15:11

kaye
Ny tsara angamba dia manatona mihitsy ireo kalaza amin'ny valiha... Rajery, Ratovo, Linda Volahasina, ......

Ny manahirana dia izaho mipetraka aty ampita, sa aiza no mety hazahona an'ireo mpitendry valiha ireo, raha misy mahalala dia mba ilazao aho
misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony
kaye - 29/06/2017 09:47
Bonjour,

Miala tsiny vao zao vao afaka namaly... i Rajery izao no azo anontaniana sady iny mivezivezy any am-pita any foana. Raha misy FB dia andefaso MP izy ao amin'ny pejiny ao Randrianarisoa Germain dit Rajery.
Valio | Miverina eny ambony