Sosialim bahoaka

1. Tsikaiky ( 08/04/2017 14:04)
Miarahaba antsika rehetra ny tenako.
AM PANAJANA!
600ar ny kapoakan vary; ny solika tsy mitsaha mihakatra; ny kilao iray @ hena kisoa sy omby efa hitovy
ny ambotaiazy mamely; ny delestazy sy ny filatsahan ny tension njiro manginy fotsiny
ny karama farany ambany tsy voahaja... sns

ASA RE RA MBA MISY MINISITERA IHANY ETO AMINTSIKA AFAKA HISAHANA
IREO ZAVATRA MAMPIJALY ANAY MADINIKA IREO??

Tena miha miitotongana ny fiainanay madinika!!!

Mba tokony hifantohanareo saina ny sosialinay madinika azafady indrindra
fefa tena mihatra amin tolana mitrakitraky ilay fahantrana

Soratako ihany izy ity sao mba misy mamaky ihany :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2462