Andao ataontsika hoe noravan'i Jesosy ny didy 10, fa ny fitiavana no lehibe indrindra amin'ireo

21. irakiraka ( 13/04/2017 12:31)
Ny olona te ho ara-panahy tsara tsy manao tsinontsinona an'io. (tsy fifadin-kanina fotsiny no izy fa vavaka sy fifadin-kanina)

Mila préparation tokoa aloha ny vavony mialohan'ny fotoana. ohatra 2 andro mialoha dia efa tsy minana sakafo tsy mavesatra sns sns, dia tak'zay koa refa mi-reprendre ...

Fa na zany aza misy fifadin-kanina tsy izy fa dia mampijaly tena eo fotsiny
Isaia 58:3 Nahoana izahay no mifady hoy izy nefa tsy hitanao? Ary nahoana izahay no mampahory ny tenanay nefa tsy ahoanao?

Satria tsy ilay tsy mihinana no inona fa misy zava-dehibe takian’Tompo ao: Isaia 58:6
22. rhaj0 ( 13/04/2017 12:59)
Dia toa ny Ramadan-ndry Moslimo izany ve ny anao ao ry Irakiraka?

Ny an-dreo dia tsy mihinana SY tsy misotro raha mbola eo ny masoandro. Mampijaly tena ihany ny Moslimo aty, fa @ io volana io, dia matetika lavabe kokoa ny andro noho ny alina.

Fa io hono misy paikabe.. raha manana antom-pahasalamana ianao, diabete na rein sns... dia "voavela", ary TSY mila manao Ramadan.

Misaina ihany ry Moslimo @ io kosany an.. asa ny anao ao ry Irakiraka.
23. irakiraka ( 14/04/2017 06:26)
Asa lo ki ze andry Moslimo sy ny tanjony fa ny ahy dia hoe tena mitady an'i Jesosy e.
Misy fotoana ketraketraka ny fanahy dia @ io no manararaotra.
Fa misotro rano tsara za mandritry ny fifadi-kanina ka.
Dia efa mametraka vision mialoha hoe @ty ataoko 3jours ny ahy (ohatra).
Ary mandritran'io fotoana io d miakatra any am-pengonana mihintsy satria tsy vita ra sady miasa (na koa hoe mijanona ao an-trano) no lazaina fa mivavaka sy mifady hanina hih.
Fa rehefa tsara fiomanana, d tsy ny fanahy ihany no mahazo tombony @io ka.

24. rhaj0 ( 15/04/2017 13:49)
3 andro ianao tsy misakafo fa rano fotsiny hoe e??..

Tena ameo toko aman'andininy mampianatra izany, na avy ao @ Baiboly, na koa hoe, ohatra dogma mipetraka an-tsoratra avy any Vatican.. Satria dia mba ahoana azany no tsy be mpanao ity ataonao ity, nefa ny ny kristiana (sasany) namanao koa tena mba @ fony mihintsy koa, nefa tsy mahataktra io fomba io toa Irakiraka..
25. endriny ( 30/04/2017 04:13)
Resaky ny olona tsy mahatsapa ny fahorim-bahoaka zara raha mahita vary iray vilany isan'andro ny anao ry irakiraka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7239