Mahavariana

21. endriny ( 31/03/2017 13:03)
Mba vakio ito loharano mazava ito

RA TAN:

Anarana TOKANA sady anarana AMBONY nohon'ny anarana rehetra ny anarana "YAHOSHUAH" (FIL,2:9); TSY MISY ANARANA MITOVY AMINY.
Donc, DISO BE ianao mampitovy an'i YAHOSHUAH @ zany BEN-nao manokana izany.


fa BEN eh...
22. endriny ( 31/03/2017 13:42)

volafitia:

Variana aho ry zareo amin'ity forum finoana ity. Mahafinaritra ilay izy amin'ny maha adihevitra azy. Saingy manafitohina ihany koa.


Aza dia variana aloha ianao fa izao no maha Gasy ny Gasy: "Mierin'olona sy matikambo". Fa rehefa antsoina hanao asa dia: "mimenomenona". Raha ametrahana fitsipika: "Mivindavinda".

Mba hevero kely ange isika (ianareo moa mety tsy an'sany fa aza fady) ilay mandeha taxi-be, na maraina na atoandro e. MIfampivindavinda fotsiny ao anaty taxi be ao. Ka raha misy olona mitarika resaka dia lazaina hoe: "mba beresaka koa izany ra olona", na hoe: Matikambo koa izay ra olona

Ny Malagasy ankehitriny mihintsy no tsy mahay miresaka intsony. Mety nesorina koa io fahaiza-miresaka io, fa natokana ho an'ny mpitarika politika sy finoana ihany sisa.

Ny mpitarika finoana: Dia mandalina manokana an'io fahaizana miresaka io

Ny mpanao politika: Dia manana fivoriana miafina hianarana sy handalinana an'io fomba firesaka io.

Fa ny antsika moa hita mibaribaribe eto amin'ny serasera. Mba ataovy ny kajy hoe ?/100 no mba mijery izany [b}fiaraha-monina sy kolotsaina[/b] izany eto?

Izaho aloha mandainga raha miteny hoe mijery an'ireo lohahevitra ireo isam-bolana aho e. Mety in-droa isan-taona aho no mijery ireo raha be inndrindra. Satria tsy nampianarina anay ny mankafia ny kolotsaina Malagasy. Fa ny anay ny an'ny Israelita sy ny an'ny frantsay ary ny amerikanina ihany
23. RA TAN ( 31/03/2017 19:56)
endriny:

Mba vakio ito loharano mazava ito



VALINY:
YAH no anarantra Ray dia tsy maintsy miatomboka @ YAH ny anaran'ilay zanak'A/tra.
YAHOSHUAH no misy anaran'Andriamanitra Ray dia Izy no marina: JAONA,17 Ray masina o, tehirizo ireo amin'ny anaranao(YAH) izay nomenao ahy. MAT,1:21 ...ary ny anarany atao hoe YAH no MPAMONJY

Fa mba aiza ao @ ilay YESHUA BEN YOSEF nareo ary ny anaran'A/tra Ray araka ny MAT,1:21 & JAONA,17:11 ???
24. volafitia ( 31/03/2017 21:15)
Maninona re raha tsy mamoromporona ohatran'izao e?
25. endriny ( 01/04/2017 04:40)

RA TAN:

VALINY:
YAH no anarantra Ray dia tsy maintsy miatomboka @ YAH


Ihihihi Rehefa velarikon'Yah dia akombony n'Yahnao izany koa inona moa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2035