Mba zarao Tenin'Andriamanitra nahakasika anao androany ee

1. irakiraka ( 14/03/2017 09:11)
"L’Éternel, L’Éternel, Dieu miséricordieux et compatissant, lent à la colère, riche en bonté et en fidélité, qui conserve son amour jusqu'à mille générations, qui pardonne l'iniquité, la rébellion et le péché" Exode 34:6-7
novalian'i bor2lais ny 20/03/2017 11:41
2. rhaj0 ( 14/03/2017 13:04)
Ka niova toetra, na "nivoatra" kosa izany i L'Eternel raha izany kouh... Any @ Exodosy izy tena mba tena ao, fa taty aoriana, toa ny atsy @ Apokalipsia, dia toa "nilatsahan'ny hatezeraNY" daholo izay tsy manaraka ny teniNY

Seul les idiots ne changent pas d'avis, hozy ny vazaha (nampianatra anao Baiboly tao) izay.. koa raha "niova Izy", dia... "soa fianatra" izany eee... :-)
3. irakiraka ( 15/03/2017 10:54)
Sasao madio aho mba ho afa-keloka ary diovy aho mba ho afa-pahotana...
Afeno ny tavanao ny fahotako ary vonoy ny heloko rehetra,
Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô
Sal 51
4. rhaj0 ( 15/03/2017 14:51)
Izaho kosa aloha dia tsy mba haka anarana ho Rabefaniraka Bezizo eo, ka hoe, "sasao aho", "diovy aho"...

Izaho salama vatana aman-tsaina ve, nefa ny malemy sy ny ory aman-taoniny mila mpanampy, dia izaho tsy hijery afa-tsy ny tenabeko???
5. endriny ( 15/03/2017 17:29)
O ry Irakiraka a... Atra ho'a tsy miteny izany. Koa aiza izay tenin'Atra ho zaraina aminao eo?
6. irakiraka ( 16/03/2017 12:46)
Izay madio tànana sy mahitsy fo, izay tsy manandratra ny fanahiny ho an'ny lainga, na mianiana hamitaka.
Handray fitahiana avy @ Jehovah izy, ary fahamarinana avy @ Andriamanitry ny famonjena azy"
Sal 24:4-5
7. rhaj0 ( 16/03/2017 18:45)
Ka Salamo indray izany no fikirina eto, ka dia nojineriko kely hoe, iza no nanoratra ny Salamo.

Hozy Ineny Gogola:
Many superscriptions carry the names of individuals, the most common (73 psalms) being of David, and thirteen of these relate explicitly to incidents in the king's life. Others named include Moses (1), Asaph (12), the Sons of Korah (11) and Solomon (2).

Ka dia TSY Andriamanitra k'lou, mazava ho azy, no "miteny" io... Fa dia tena pli-vava ity hoe "tenin'Andrmntra" lava ity izay voasoratra ao anaty Baiboly ao.


Fa dia ao ianao izany ry Irakiraka, miaraka amin-dry David sy Moses, i Asaph sy Korah ary Solomon, ka manirakiraka hoe "sasao aho", "diovy aho".. Dia satria moa zareo ireo ihany no mampino anao fa mila "madio tanana" ianao vao avotra, ka dia ... lasa succes ilay hirany eee...

Kisarisary io, fa na izany aza, izay "tsy madio" izany ve re ry Irakiraka dia TSY asiaNY sira?

ntss... i Befitia re ry Irakiraka, na madio ianao na tsy madio, dia tiaNY foana aaa...
8. RBNIR ( 17/03/2017 09:17)
rhaj0:

Ka Salamo indray izany no fikirina eto, ka dia nojineriko kely hoe, iza no nanoratra ny Salamo.

Hozy Ineny Gogola:
Many superscriptions carry the names of individuals, the most common (73 psalms) being of David, and thirteen of these relate explicitly to incidents in the king's life. Others named include Moses (1), Asaph (12), the Sons of Korah (11) and Solomon (2).

Ka dia TSY Andriamanitra k'lou, mazava ho azy, no "miteny" io... Fa dia tena pli-vava ity hoe "tenin'Andrmntra" lava ity izay voasoratra ao anaty Baiboly ao.

Ianao no tsy mahafantatra (na koa hoe tsy nampahafantarina) hoe Andriamanitra no loharano nipoiran'io fa misy kosa mahafantatra (na koa hoe nampahafantarina) fa tena avy Aminy marina tokoa io Baiboly io....« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Petera 1:20)
« fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy. » (2 Petera 1:21)


9. RBNIR ( 17/03/2017 09:19)
secret izany rhajo a, normal b tsy ho fantatrao mihitsy......

P.S : azo raisina ihany ilay tenenin'i bor2lais (mbola mila miakatra étage 1 ianao aloha) :-)
10. rhaj0 ( 17/03/2017 14:23)
ntss... i Moses (1), Asaph (12), the Sons of Korah (11) and Solomon (2) no mihira
psalm = psaume = hira

dia ny secret-ndry RBNIR, na ny hitan'i Bor2lais avy any @ 3eme etage-ny hono, dia hoe, i Andrmntra no mihira a travers-n'i Moses, Asaph sy Korah ary Solomon..

Dia avy eo dia itarin-dry RBNIR koa hoe, i Andrmntra no mihira sy miteny koa rahefa miteny na mivavaka hono izy RBNIR, fa ny tenaben'izy RBNIR dia ataon'Andrntra fitaovana fotsiny.


Dadany ilehireto rahefa miani-kazo an... :-)


Fa ny loza dia rahefa ampinoany an'io koa ny Mpino mpanaraka azy, dia koditra ireto, ary dia manome ny 1/10-karenany tokoany.

Henatra be vata ho'a ho anao ry RBNIR.
11. bor2lais ( 17/03/2017 16:50)
A....a....tchoum !!! :-)
12. endriny ( 20/03/2017 04:28)
Ary tokony miverina miteny indray Atra izao amin'ny alalan'ny blaogy na web dia mba hitan'ny rehetra. Fa io mantsy tokony mba manaraka ny haitao koa ilay fomba firesak'Atra. Taloha mbola tsy nisy taratasy ohatra tonga dia varatra milatsaka manoratra ambony vato "izay no didy folo". Taty aoriana misy anjely mitondra hafatra. Dia izao izany efa mba ny ordi sy interinety dia tokony mba rehefa mifoha maraina ny olona dia ireo eny misy hafatr'Atra eo.

Fa i Jesosy koa mety tsy mahay mampiasa ordi angamba koa
13. rhaj0 ( 20/03/2017 11:15)
RBNIR:
azo raisina ihany ilay tenenin'i bor2lais...

bor2lais:
A....a....tchoum !!! :-)

mahafinaritra ho'a rahefa mba maneho mifankatia be toa io izy roaroa ireto eee.. :-)
14. bor2lais ( 20/03/2017 11:41)
:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1803