mahereza ry rahalahy

21. rhaj0 ( 27/02/2017 13:35)
Efa noresahina tato ihany
http://forum.serasera.org/forum/message/m58a1f597c51d0/20#m58ab634549ba4

fa aminao Irakiraka, inona no dikan'ny hoe "Mino an'i Jesosy" ??
22. endriny ( 27/02/2017 14:11)

irakiraka:

Ny vrai témoignage dia voaporofo @ alalan'ny verset biblique.
Fa Aza matahotra, Minoa an'i Jesosy dia ho vonjena ianao sy ny ankohonanao. Tsy ahatratra anao zany helo zany.


Fa ianao koa ity toa manao resaky ny olona very tadidy. Fa angaha tsy hoe efa vitan'i Jesosy indray ny famonjena e?

Fa ianao ve izany ho'a mino fa: "TSARA NY MANAO SORONA AIN'OLOMBELONA"?
23. endriny ( 28/02/2017 05:28)

irakiraka:

Isika rehetra izao dia mila miaiky fa mpanota ee; mila miala @ fahazaran-dratsy: ny filan'ny maso, filan'ny nofo, fijangajangana, rehaka, tsy fiononam-po,avonavona, tsy famelan-keloka, fitenenan-dratsy...Ary hangataka ny ràn'i Jesosy hanadio antsika ho afa-pahotana ee. Ny famindram-pon'ny Tompo anie no mbola tsy mahalany ritra antsika ee.


Averiko indray fa i Jesosy dia nilaza fa ny Fifonana tsara indrindra dia ny fiaikena heloka eo amin'ny olona nanaovana ratsy fa tsy fandehanana miankohoka migogogogo any am-piangonana akory.

Dia mandinika ilay lazainao aho dia gaga foana amin'ny fiheverana fa sadikadikan-draha ilay Atra nanome ny maso ny sofina ary ny taova hafa rehetra mba hakana fanahy ny olona. Ka izay mivalam-pijery sy fihaino ary mampiasa ny taova nomena azy tonga dia manota daholo ary alefa any @ Afobe. Dia Atra fitiavana anefa no anarany amin'io fa tsy Sadikadika.

Ny baiboly no manohitra ny baiboly. Poikany, tsy mifanohitra ireo fa mifameno. Amen
24. irakiraka ( 28/02/2017 06:57)
"Mahereza ry rahalahy":
Nentina indrindra hampaherezana ireo mpiara mihazakazaka. Ny anjara asan-tsika dia manambara ny fahatsaran'i Jesosy. Isika tsy mahay manova olona fa atao @ fo aloha ny asa. Dia ahintsana ny vovoka @ tongotra ho vavolombelona (Lio 9:5) ra sendra firenena mafy hatoka. Fa dia misy karazany mintsy ...
25. rhaj0 ( 28/02/2017 13:12)
irakiraka:
Ny anjara asan-tsika dia manambara...

Ka ianao izany ry Irakiraka "manambara" ny anao. Izaho (na izahay) eto koa "manambara" ny anay, na hoe, nanome kaomanitera ny "fanambaranao".

Fa hotry ny tsy zakanao ho'a izy izany eee...

Dia toa mibaradaka izany io ianao, fa toa saika hamolaka angaha ianao izany, nefa sendran'ny "mafy hatoka"... Ka tsy i Oui-oui (toa anao) tsinona ny eto kouh....

ka dia ahintsanao izany ny vovoka @ tongotrao eee.. ny ahy indray dia, asa hoe, ny angadrano @ lohako indray ve izany no ahintsako :-)
26. irakiraka ( 28/02/2017 13:58)
Hoy Jesosy:"Mandehana; Indro Izaho maniraka anareo, tahaka ny zanak'ondry ao ampovoan'ny ambodia" :)
Na ny tena zao aza tsy laitra mintsy taloha nge ry izy 2 vavy e :) Efa saika novonoiko mintsy zay ramatoa be mpamangy an'i bebe-nay zay. Fa de mahagaga ny Tompo an, tsy takatry ny saina mintsy ny programany.
Nareo roa koa zao tsofina rano sahady @ anaran'Jesus ho takan'i Paoly Apostoly mintsy.
Na hiteny an an an eo aza, rehefa ny Tompo no miasa tsy misy mahasakana.

27. rhaj0 ( 28/02/2017 14:40)
irakiraka:
tsy takatry ny saina mintsy ny programany.

hi hi hi... nefa hotry ny "takatry ny sainao" fa "programany" indray no manjo anao ao...

Ka takatry ny saina sa tsy takatra ny saina izy io retsy aaa ??? :-)

Sa io izany, arakaraky ny imagination-nao ao, dia akapokapokao ho Jesosy, na programany, izay zava-misy eo eee... RAha mbola tsy @ mampetimety ny baolinao, dia mbola "tsy takatrao", fa rehefa metimety @ baolinanao, dia tena hoe.. ah ha.. kay izay mihintsy ilay programany, hoz'ianao.

Ataovy ao azany kouh.. rehefa hofinganiNY ianao, dia tsarovy fa programany daholo izany izany ee...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3096