ny Alahady

1. rhaj0 ( 13/02/2017 13:15)
@ teny frantsay moa io no hoe "jour du seigneur", nefa indray, @ kolotora paopiolera frantsay, dia misy fiteny hoe "du dimanche". ohatra
- bricoleur, peintre, conducteur du dimanche.. izany hoe olona amatera, ary mety manaonao foana, na hoe ny vokany dia n'impaorte koi..
- trou du dimanche.. io indray hono dia hoe "diso lavaka"
- vetement du dimanche.. ito indray anefa dia ilay tena favy @ akanjo
- etsetra...


@ gasy indray,
- ny maty dia TSY alevina alahady, izany hoe, raha ny fahazoako azy, andro ratsy io, mety ratsy ho an'ilay maty (tsy manampy azy ho tonga any Ambondrombe angamba), mety ho ratsy koa an'ny velona
- dia ao koa ilay ohabolana maoderina : "Kristianina alahady, alatsinainy mangalatra akoho."


Ka dia eo izany isika izao.

novalian'i endriny ny 15/02/2017 06:19
2. Strong3 ( 14/02/2017 06:14)
TSY MITONDRA SOA NA MITONDRA RATSY HOAN'NY MINO ny andro @ izay ao anatin'ny 7 andro ny herinandro

fa noho ny fahakelezan-tsain'ny olombelona dia noraisiny araka izay zava-mitranga ny andro.

Ohatra
nisy maty foana ny vendredi 13 dia lasa atahorana io
vao nandevina atalata dia nisesy ny maty tao amin'ny fianakaviana
... sns

fehiny: mihoara izany fisainana izany
:D :D :D
3. endriny ( 14/02/2017 08:06)
Dia ahoana ilay sabata niala sasatra Atra? dia miala sasatra daholo koa ny olona fa mivavaka hono.. noho ny fahakelezan'ny inona indray no mahatonga an'izany ry Strong3?

Ary kay Atri Strong3 mety valaka ihany koa? Mitovy amiko nofo aman-dra ihany
4. rhaj0 ( 14/02/2017 14:30)
Strong3:
fa noho ny fahakelezan-tsain'ny olombelona dia noraisiny araka izay ... mihoara izany fisainana izany
:D :D :D

Esy e ry Strong3. Soa fa ianao no nilaza an'io. Fa dia arahabaina ianao izany ee..

Dia ilazao an'izany ny namanao Kristiana h@ izay debabe-nareo any rehetra any.

Ato daholo ny resaka naravin'Ingahy Gogola ny @io..

http://lmgtfy.com/?q=numerology+in+the+bible+ry+Strong3+aaa
5. endriny ( 15/02/2017 06:19)
Voatsinefy kely mirehitra mihodikodina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2558