Ny finoana sy ny fitondrana eto Madagasikara

21. rhaj0 ( 10/02/2017 13:42)
Ka i Paoly izany TSY "hanafaka" ny Jiosy na oviana na oviana, na niova fo toa ny inona, na (mamorona hoe) nibitsihian'i Jesosy toa ny inona eee...

Dia io nampanofisany vali-faty io fotsiny ry Jiosy, hoe ho rava i Babilaonina. Nefa moa ny Jiosy TSY "nino" azy @ izany, ary dia niala tsy nanaraka ny (fampianarana) an'i Paoly, sy nijanona tany @ Sinagaogy (ilay falehan'i Jesosy). Fa ny ... Kristiana no lasa "nino" be an'io.

Dia nampinoan'i Paoly hoe handova ny "fanjakana (Jiosy)-n'ny Ray" koa ireo Kristiana mpanaraka azy ireo, dia h@ izao ireo manao rebik'ondry ao ireo ee.. Koa na ry gasikely toa an-dry RBNIR sy Strong3 aty @ 1000-km-je-m'en-fous aty azany manofy ny mba handova koa hono.. Ny lovan'ny Razanao atrehina ry RBNIR sy Strong3 aaa...

22. rhaj0 ( 10/02/2017 14:03)
Fa asa koa aloha i OMAR raha mba mihaino an'i Francis eee... toa efa im-10 kely i Francis no miteny io ambany io, fa toa bemarenina ve i OMAR ao. Izany angamba noa tsy maha-Karidinaly an'i OMAR h@ izao; sady @ izany nitso-drano mpanongam-panjakana.

http://www.foxnews.com
... he (Francis) has publicly excoriated members of the Church hierarchy for spending more time playing [size=7]Vatican [/size]politics than helping the poor.
23. endriny ( 15/02/2017 06:16)
I OMAR izao mbola variana mizara vola amin'ny havany koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2076