tratry ny taona daholo e

1. endriny ( 01/01/2017 07:23)
Dia mba hitombo araka ny finoana anie ny fahendrena!

Mirary ny vintana tsara ho antsika rehetra amin'ity taona 2017 ity e!
novalian'i lahindroy ny 08/01/2017 19:27
2. hery ( 01/01/2017 07:46)
Misaotra betsaka e. Dia mirary soa ho antsika rehetra koa

3. endriny ( 02/01/2017 09:17)
Tsara e
4. RBNIR ( 02/01/2017 18:02)
Tratran'ny taona, ary dia mirary soa ho an'ny rehetra ihany koa......
5. rhaj0 ( 03/01/2017 13:44)
Tratry ny taona daholo ee..

Dia ahoana ho'a ny rezoluson-nareo ao fa efa mitombo indray ity ny taona ee...

Fa tsy rezoluson par la force, araka ny fitenin'i Lesarla, no tiako tenenina, fa ilay faniriana sy fikasana eee..

Ohatra hoe, @ ity taona vao ity, dia mba ny hampitombo ny "tena fahalalana" no ho atao, ary tsy hanaiky intsony raha tsy misy porofo.
Ka tsy ho atao intsony ity manaiky rebireben'ny finoana ity (mino = manaiky-tsisy-porofo).
6. lahindroy ( 08/01/2017 19:27)

Dia faly miarahaba antsika rehetra tsy ankanavaka fa tratry ny taona 2017 ny tenako na dia somary tara aza ; ny faniriko dia mba hitondra fahasalamana sy fahombiazana ho an'ny tsirairay ity taona vaovao ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.282