Teraka an'io

1. rhaj0 ( 20/12/2016 21:08)
Toatoa izao izany no fandehany. Ampitomboana ny fahalalana.

novalian'i rhaj0 ny 06/01/2017 16:00
2. rhaj0 ( 22/12/2016 15:02)
Dia @ izao krismasy izao, dia rahefa mahalala ny fandehany, dia ny fanontaniana dia hoe:
taiza ho aiza @ io, raha toa io koa no nahaterahan'i Jesosy, taiza ho aiza eo no "nilatsaka ilay fanahy masina"?

1- ilay sperme tafiditra t@ ilay ovule, ve, dia sperme-n'ny FM ve no nahay nitsoriaka dia tafatsofoka tao?
2- sa indray atody efa fohy, no nidoboka tao @ uterus-ndRamaria tao? dia iny no nitombo tao
3- sa indray, Jesosy efa nisy tanana aman-tongotra no natafatsiropaky ny FM tao an-kibon-dRamaria; dia izay ilay hoe "nibitaka" tao?
4- sa kosa, ilay atody nitombo iny, no notondrahan'ny FM, ary dia lasa "zanak'Andrmntra" ilay izy

taiza ho aiza, t@ io fitombon'ilay tao an-kibon-dRAmaria io, taiza ho aiza na hoe oviana ho'a no "nilatsaka ilay fanahy masina" eee?...
3. rhaj0 ( 22/12/2016 16:51)
Ndao azany raisina tsirairay ny paika nety nahabevohoka an-dRamaria

1- ilay sperme tafiditra t@ ilay ovule, ve, dia sperme-n'ny FM ve no nahay nitsoriaka dia tafatsofoka tao?

Indrindra moa fa hoe, tavela virijiny hono i Ramaria na dia nanatody azany, dia.. tena possible izany. Inty ny fanaovana azy... mila mitandrina fotsiny izany ny Fanahy Masina rahefa mampiditra iilay seringue lavabe



Dia ny fanontaniana izao, dia hoe:
Dia ahoana k'lou no nahazoana ny sperme-n'Andmntra tanaty tioba eee...
4. rhaj0 ( 22/12/2016 19:29)
2- sa indray atody efa fohy, no nidoboka tao @ uterus-ndRamaria tao? dia iny no nitombo tao


Ka ilay #1 teo izany insemination artificielle: ilay sperme no asosa ao @ fivaviana. Eto kosa, in-vitro fertilization, ka atody no asosa ao @ fivavian-dRamaria. Toatoa izao ny fanaovana azy... Fa eto izany mila mitandrina mihintsy satria, alaina aloha ilay ovule, dia aty ivelany no ampiraisana @ ilay sperme, dia izay vao asosa miditra ao @ fivaviana indray



Fa dia mitombo ihany ny fanontaniana, hoe:
- Dia ahoana k'lou no nahazoana ny sperme-n'Andmntra eee...
- Dia ahoana koa ny fampidirana raha (sperme na atody) ao @ fivaviana izany, t@ l'an zero?? Angaha nisy seringue toa io t@ izany, na koa ultrasound hanarahana ny fampidirana ilay seringue
5. rhaj0 ( 23/12/2016 11:59)
Ts'haiko aloha nareo, fa izaho rahefa misy vao teraka iny, dia .. miasa kely ny coco, dia hoe, 9 volana talohan'io moa izany... nafana ve ny teo amour-mpatana, sa ny teny amour-ndranomasina, ka dia... ;-)

Fa @ izao Krismasy izao, dia ... lasa miasa toa izay koa ilay coco eee... Hoe dia tena ahoana tokoany moa izany izy tao.

Ny Anjely hono izany, hozy ny tao @ Baiboly, no niteny an'i Josefa hoe, ho bikina ny fofom-badinao, ary zanak'Andrmntra ilay zaza.
1- Ka ny Anjely ve izany no infirmiere tao, dia nanisika ny sperme-n'Andrmntra, na koa ilay atody efa nofohezin'ny sperme-n'Andmntra...
2- sa dia tena i Andrmntra en personne mihintsy no naninona naninona an'Ikala Maria kely tao, izay vao 12 taona ary virijiny?..
6. rhaj0 ( 04/01/2017 14:17)
Misy hipaotezy iray hafa koa kay ny maha-bikina.. misy mantsy ny manontany hoe, raha misy tsirinaina ve ao anaty baignoire na koa anaty piscine, satria mantsy misy tokoany rizalahy mety midegany sy mitapisaona, dia alefany ao ilay tsirinainy, dia hoe, mety ho bikina koa ve izay mandro ao?

toa hoe, misy pirobabilitia kely dia kely ny hetezan'izany, hozy i ragogola.

Ka dia mety izay koa ve izany ny naha-bikina an-dRamaria eee.. nony nandro t@ renirano izy, dia nofafazan'Andmntra ny tsirinainy ny renirano, dia nanaovany hypnaotisima vinaninany tao, ka Ikala Maria irery no nahazo ilay tsirinainan'Andmntra t@ izay viavy rehetra nandro teo...
7. endriny ( 04/01/2017 15:43)
Taiza tao Jerosalema indray no nisy an'io Hopitaly io tamin'ny taona 0?
8. rhaj0 ( 04/01/2017 18:38)
iieee... TSY afaka azavaina @ Siansa ny tantara de l'an zero.. Ka dia tsy mitombona ho azy izany ny IUI sy ny IVF ireo ambony ireo.


Ankotr'ilay tsirinaina anaty rano, dia hipaotezy iray koa izao, dia hoe, raha misy tsirinaina tafapetaka ny lamba, ka mikasoka ny fivaviana, dia tafatsirapaka dia tafiditra ve ilay tsirinaina ka mety maha-bikina?

Dia hoy Ragogola hoe, tena kely dia kely ny piraobabilitia..

Fa raha tafita ihany, izay ilay fahaganagana, dia ny fanontaniana dia ho hoe, dia IZA no nametaka ilay tsirinaina t@ akanjon'Ikala MAria? nisy Anjely ve nametaka izany, sa... sahala @ Bill Clinton, dia i Andrmntra en personne mihintsy no nampitsitsitra ny tsirin'ainy t@ akanjon'Ikala Maria???

Na t@ ilay tsirinaina tanaty rano, dia i Andrmntra en personne koa ve no nampitsitsitra ny tsirin'ainy tao @ dobo filomanosana na fandroana tao???
9. endriny ( 05/01/2017 04:41)
Ary lasa manao angano hatramin'ny mpandala ny siansa ihany koa. Tsirinaina ao anaty fivaviana aza tsy maharitra 24 ora ny ankamaroany ka maika fa eny amin'ny lamba sady maina no hitan'ny masoandro. Amin'izay tany amin'ny tanihay.

Maninona aza raha lazaina mihintsy hoe nisy veterinera nanao inseminasio artifisiely mihintsy tamin'izany andro izany.

Mety koa hoe nampiasa solofilahiana hazo efa voton'ny tsirinaina i Maria, satria maina be ilay solofilahiana kakazo dia tsy maintsy novontosan'i Josefa tsirinaina aloha mba ho mandimandina.

Aleo aloha mihomehy kely
10. rhaj0 ( 05/01/2017 12:34)
Ka tsy mitombona izany ilay hoe, tsirinaina anaty rano na @ lamba no naha-bikina an'Ikala Maria ee... sady tsy hita eritreretina koa hoe, i Andrmntra ve dia ampitritritra ny tsirinainy eny rehetra eny... koa raha tsy jiolahimboto mitapison koa hanao an'izany.

Dia ny insemination sy ny in vitro koa moa izany dia efa hita koa fa tsy ho possible, t@ izany l'an zero izany.

Entre-pa fa ilay "solofilahiana hazo" dia tsy mitombona koa, fa Ikala Maria anie hono ka virijiny eee... Ary TSY zanak'i Josefa i Jesosy, ka hoe, ny tsirinain'i Josefa no lasa tao @ fivavian'Ikala Maria..


Ka dia tena mba @ ahoana azany no naha-bikina an'i Ikala Maria ee ???... Ahoana no nahatonga ny tsirinain'Andtrmna tao an-kibon'Ikala Maria?

11. endriny ( 05/01/2017 16:54)
Andao aza atao hoe "virjiny I Maria"

Izao no fanontanina:
Iza ary ny vehivavy hoe izaho hanambady an'i Josefa kanefa tsy nivady tamin'i Josefa? Tsy haiko aloha...

Firifiry taona ve I Maria sy Josefa niray trano sy niaraka foana, naira natory mantsy e... dia mbola sahy hiteny ihany isika hoe "Virjiny" I Maria. Raha tsy hoe I Josefa koa efa matizavatra.

Raha izay no izy: "Efa maty zavatra I Josefa", dia tsy gaga indray aho raha ny mpianatr'i Jesosy indray no nifanindran-dalana tamin'i Maria taty aoriana

Aza mampihomehy kely ange e
12. rhaj0 ( 05/01/2017 17:44)
Araho tsara ny Baiboly fa mbola FOFOM-BADY i Maria no lasa bikina izay. Ka théoriquement izany, dia mbola tsy nanao tokoany i Josefa sy Maria, nefa dia bikina razazavavy, satria ny didy dia hoe: TSY manao alohan'ny manambady,

Dia jereo eraky gogola fa efa ANTITRA BE i Josefa, efa ho 80-90 taona, no nampiarahana an'i Maria. Mariazy namboarina ilay izy. Ary maty vady i Josefa, izay efa nanan-janaka koa; izay ilay rahalahin'i Jesosy, izay niaraka t@ Maria, dia ilay raha mba nizaha an'i Jesosy zareo, dia nanaovan'i JEsosy ilay vavabe toatoa ny hoe, "fa mba zovy moa izato ianareo"...

Ka raha lahiantitrabe i Josefa, dia probable mihintsy hoe, TSY nanao izy sy Maria izany ee...


Izay aloha, raha ny fahitako azy, dia mazava tsara sy lojika. Fa ny tena tsy takatro ho'a dia... ahoana no nahatafidiran'ny tsirinain'Andrmntra tao @ fivavian'Ikala Maria eee....

13. rhaj0 ( 06/01/2017 16:00)
Mahatsikaiky ny adi(-saina)n'ny (samy mpino) ny @ Jesosy sy ny rahalahiny (sy anabaviny). Ao @ Baiboly ao hono, dia voasoratra mazava fa manana rahalahy sy anabavy i Jesosy. Tsy hoe cousins, na koa @ ilay hoe rahalahy ao @ Tompo ireo, fa tena zoky/zandry mihintsy.

- Dia hozy ny Katolika, ka rahefa izany ihany, dia zanak'i Josefa t@ vadiny taloha ireo ee.. @ izay izany mba hoe virijiny foana i Maria.
- Dia hozy anefa ny Kristiana sasany, koa nahoana no tsy hita trace izy ireo t@ diabe tany Betlehema? Ary maninona no toa miaraka @ Maria foana ireto izy?


Fa io moa... rahefa mampiasa coco dia mivaralila toa io, ka dia @ Kristiana (sasany), dia akipaka any izay rezonema rehetra eo, fa izao ihany: efa hozy Jesosy hoe, "hadinoy na ario any ny r-a-d sy ny fianakaviana, fa 'ndao hanaraka Ahy", ka dia ... tsisy dikany daholo izany rehetra izany, fa mivavaka foana fotsiny dia basy eee...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0758