Potehin'ny fianakavian'i Hery ny firenena 
Efa mazava ange ny zavatra noteneniko teto mikasika ilay zandrin'i Hery Rajaonarimampianina e, i AINA RAKOTOARIMANANA, fa io rangahy io no mifehy ny fitrandrahana vato sarobidy eto Madagasikara. Fa maninona nojerena fotsiny e |
Valio |
Miverina eny ambony
ka zay ilay fisainana ny olona pitondra ko - tia tena - tsy mba mijinjo ny sara babem-bahoka
ny ahy ahy ahy ihany
manangona aloha fa tsy ho ela dia ho lasa ilay zoky be tttt |
Valio |
Miverina eny ambony