You are here: home > Forum

Ny Jiosy ao Dago

Lohahevitra : Fivavahana, finoana
Fitohizan'ny hafatra : Ny Jiosy ao Dago
Valiny : 12
rhaj0 - 28/11/2016 14:49
O ry Stahtam sy Tealala.. hono ho'a, ngo dia ianareo, na ny mpiaraka aminareo no mivoaka gazety io? Fantatrareo ve i Nihatsara ohatra?

http://www.jpost.com/Diaspora
... The Jewish community is mostly middle class, said Netsarh — most members earn enough to make ends meet but not to put aside any savings.

Some members of Madagascar’s fledgling community started practicing Judaism around 2010, but they became officially Jewish in May...

Netsarh is working on producing the first-ever Malagasy translation of the the Five Books of Moses and the Jewish prayer book. So far, she has completed the book of Genesis...
Valio | Miverina eny ambony
stahtam - 29/11/2016 08:25

rhaj0

stahtam
Toa ohatry ny resaka efa nandeha teto ity resaka judaisme/jiosy - silamo/arabo raha tsy diso aho. Hainao tsara angamba izany hoe diaspora Jewish izany! fa tsy aty aminay izany.
Valio | Miverina eny ambony
yandrih - 29/11/2016 11:56
Raha gasy misandoka na milaza ny tenany ho jiosy aloha @ko dia rariny loatra raha enjehin e,eny fa na ny soratra masina aza manameloka azy ireo(Apok2:9)
Valio | Miverina eny ambony
stahtam - 29/11/2016 12:27

yandrih
Raha gasy misandoka na milaza ny tenany ho jiosy aloha @ko dia rariny loatra raha enjehin e,eny fa na ny soratra masina aza manameloka azy ireo(Apok2:9)
stahtam
Ary ny gasy misandoka na milaza ny tenany ho mpitondra fivavahana? (Rom 3/1,2)
Valio | Miverina eny ambony
yandrih - 29/11/2016 12:38

stahtam

yandrih
Raha gasy misandoka na milaza ny tenany ho jiosy aloha @ko dia rariny loatra raha enjehin e,eny fa na ny soratra masina aza manameloka azy ireo(Apok2:9)
stahtam
Ary ny gasy misandoka na milaza ny tenany ho mpitondra fivavahana? (Rom 3/1,2)
yandrih
"Izay mitoetra @fampianarana irery ihany no manana an'Andriamanitra" (2Jaona:9)fa tsy midika inon ny fisehoana ho mpitondra fivavahana na tsia!
Valio | Miverina eny ambony
stahtam - 29/11/2016 13:35

Azo lazaina ho mitoetra @ fampianarana ve ny olona manohitra io fahefana natolotra tao @ Romana 3/1,2 io? Hitako no maniry tahaka ny anana ny sectes ankehitriny koah
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 29/11/2016 14:03
Ny mahavalalanina ahy, dia "soratra masina" iray ihany no tarafinareo ireo, nefa dia io mifanipaka (sy mifanebaka lava) io, ka samy milaza fa ny andaniny dia TSY arak'ilay SM...

Dia ao izany nareo eee... "maniry tahaka ny anana" ao...
- ao ny misavisavika te-ho jiosy
- ao ny misavisavika manaraka ny fivavahana sy finoan'ny jiosy
- ao ny misavisavika te-ho kristiana
- ao ny misavisavika manaraka ny fivavahana sy finoan'ny kristiana
- ao ny misavisavika (milaza-tena) ho mpampianatra-mahay
- ao ny misavisavika ireo mpampianatra-mahay
Valio | Miverina eny ambony
yandrih - 01/12/2016 00:03
Ny tenin'A/tra tsy mifanipaka zany fa ny olona mionona be fahatany @fampianaran'olombelona no tsy mahay mandray azy.
Valio | Miverina eny ambony
stahtam - 01/12/2016 06:02

yandrih
Ny tenin'A/tra tsy mifanipaka zany fa ny olona mionona be fahatany @fampianaran'olombelona no tsy mahay mandray azy.
stahtam
"...fa tsy midika inon ny fisehoana ho mpitondra fivavahana na tsia!" fampianaran'ny baiboly ve sa fampianaran'olombelona io teninao io?
Valio | Miverina eny ambony
Veloo - 13/12/2016 20:15
Bref - ry reto -

Nous sommes d'origine juif - iza no mino? Za tttttt
Valio | Miverina eny ambony
yandrih - 14/12/2016 07:26
fa tsy jiosy isika fa Malagasy ray sy reny!!!
Valio | Miverina eny ambony
veloo - 21/12/2016 23:07
oui oui marina zany ka fa ny ancestre isika jiosy
Valio | Miverina eny ambony
endriny - 12/01/2017 07:17
Nosy Ste Marie, na ny Nosy Borah hoy Flacourt dia Nosin'i Abraham na Ibrahim. Jiosy izany a... ary teto Madagasikara marina izany ny sahan'i Edena
Valio | Miverina eny ambony