iza ilay mpihira? tononkira manontolo

1. balita57 ( 28/10/2016 09:40)
Miarahaba anareo,
Iza @nareo no mahafantatra na afaka manohy sy mameno ity tononkira ity? misy havako mantsy mihirahira foana an'izy ity nefa indrisy tsy tadidiny na ilay mpihira na ny tohiny satria efa zokiny izy, ary koa "alzheimer". mba tiako hanaovana "surprise" ho azy.
Misaotra mialoha anareo.

Ity ary tonony kely

"Ry Volana o ! izay mitsinjo ny any ho any
Ry rivotra o izay mitsoka avaratr’any
Mba hilazao ilay tiako lavitra any
Fa minina azy aho ka tomany
Tomany nefa tsy mahita any ilay olon-tiana… "
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1725