You are here: home > Forum

Tonokira an 70 ?

Lohahevitra : Artista sy Hira
Fitohizan'ny hafatra : Tonokira an 70 ?
Valiny : 0
Shankar - 24/10/2016 08:08
Manao daholo...
mba misy mahatadidy ilay tonokira na teny misy hoe:
AMGADY LAVA LELE NO ATOLOTRO ANAREO NY TANIKO OMEO...
taminy taona 70/80 izy io
Misaotra mialoha
Shankar
Valio | Miverina eny ambony