lohatenin-kira

1. gily ( 21/10/2016 20:25)
Miarahaba ny rehetra. Hiran' i Jerome Randria izy ity misy izao andalana vitsivitsy izao : na dia niteny tamin'ny fiteny ny olona sy ny anjely aza aho, kanefa tsy manam-pitiavana, dia tsoriko aminao, zava-poana e ...... " Mba misy mahafantatra ny lohateny ve? Misaotra mialoha.
novalian'i gily ny 25/10/2016 20:47
2. ikalamako ( 25/10/2016 17:13)
Bitsika an'i René Razafimahatratra izy ity : https://www.youtube.com/watch?v=gZfX0s0j9AU

gily:

Miarahaba ny rehetra. Hiran' i Jerome Randria izy ity misy izao andalana vitsivitsy izao : na dia niteny tamin'ny fiteny ny olona sy ny anjely aza aho, kanefa tsy manam-pitiavana, dia tsoriko aminao, zava-poana e ...... " Mba misy mahafantatra ny lohateny ve? Misaotra mialoha.
3. ikalamako ( 25/10/2016 17:18)
ary ny tonony aza kay efa tato efa ela fa tsy tazantsika an (nefa koa zah nanontany an'i dadatoa google vao nahita ity hafatra ity tamin'ny sabotsy http://tononkira.serasera.org/hira/razafimahatratra-rene/-bitsika-
4. gily ( 25/10/2016 20:36)
Miarahaba anao. Io mihitsy ilay hira, hay moa zany tsy an' i Jerome Randria. Misaotra ary mankasitraka e.Mirary soa.
5. ikalamako ( 25/10/2016 20:42)
Tsy misy fisaorana o..... antsika daholo zay e. Mirary soa koa.
gily:

Miarahaba anao. Io mihitsy ilay hira, hay moa zany tsy an' i Jerome Randria. Misaotra ary mankasitraka e.Mirary soa.
6. gily ( 25/10/2016 20:47)
Miarahaba anao. Io mihitsy 'lay hira, hay moa tsy an' i Jerome Randria.Misaotra no mankasitraka ihany koa.Mirary soa e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5097