Inona no ho nataon'i Jesoa?

21. rhaj0 ( 29/11/2016 18:29)
Manasitrana i Jesoa. Ny fahitako azy, dia izay no miraikitra an-tsain'ny olona (kristiana), nefa kosa, maro no toa tsy (te-)mahalala akoriny hoe, tena mba ahoana ny fanaovany azy.

Ny @ moana marenina izany dia io ao @ Marka 7:33 io, izay toatoa ny hoe:
Asio tain-tsofina eo @ lelan'ny moana marenina fa ho sitrana ary ho afa-miteny sy maheno izy

Ny @ jamba indray dia misy fanaovana azy anankiroa

Marka 8:23 ... nororany ny masony, ka napetrany taminy ny tànany

Jaona 9:6 ... nandrora tamin’ ny tany ka nanao feta tamin’ ny rora, dia nahosony ny mason’ ilay jamba. 7 Ary (..) sasao ny masonao any amin’ ny farihy Siloama



Ka dia izay izany eee..

Asio rora, na rora miharo tany ny mason'ny jamba fa ho sitrana ary ho afa-mahita izy. Azo ampiana fametraha-tanana io. Azo ampiana sasaina any am-parihy.



Ka hono ho'a ry RBNIR, i Herinirina ve izao ohatra mba "mametaka tain-tsofina" na koa "mandrora" rahefa "manasitrana" ao? Sa moa ny azy, vavaka mitala-kitrikitrika arahina fametraha-tanana fotsiny?


Fa io izany izao, rehefa mahalala ny fanaovan'i Jesosy azy ianao, dia ho tonga saina, fa dia tena mpamorika mpandainga ireo milaza m(p)anasitrana, toa i Herinirina, ka "fametraha-tanana arahim-bavaka mitala-kitrikitrika" fotsiny no mba ataony eee...
22. rhaj0 ( 01/12/2016 14:15)
Manasitrana Jesoa
Asio rora, na rora miharo tany ny mason'ny jamba fa ho sitrana ary ho afa-mahita izy. Azo ampiana fametraha-tanana io. Azo ampiana sasaina any am-parihy.

kay efa vita iotioba ity recette ity..


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4493