Misy tsy mazava - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

Misy tsy mazava

Lohahevitra : Tsetsatsetsa tsy aritra
Fitohizan'ny hafatra : Misy tsy mazava
Valiny : 2
angouz - 12/10/2016 16:52
Salama daholo !

Hono oa azo atao ve ny manoratra fanjonohana olona mba ho solokina eto amin'ity serasera ity eto, misy olona milaza fa afaka mampindrana vola hatramin'ny 900 000€ dia avy eo alain'ny mombamomba anao dia ianao no lasibatra avy eo, dia ny ao ambadika tsy fantatra fa dia mijabaka izay mijabaka, amin'ny izao vanim-potoana izao ve dia hisy sahy ampindrana vola, mba hafahafa
Valio | Miverina eny ambony
perse108 - 05/04/2017 13:29
dia tena tsy azoko ny tinw ho tenenin momba izan
Valio | Miverina eny ambony
hery - 05/04/2017 20:44
Tsy hisy hijabaka amin'izany ka.

Na eto amin'ny serasera na eny antsena
Valio | Miverina eny ambony