fahasalamana - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

fahasalamana

Lohahevitra : Resa-dehilahy
Fitohizan'ny hafatra : fahasalamana
Valiny : 4
zazatanora01 - 18/09/2016 11:52
mirahaba zalahy!!!
mila fanampiana zalahy fa mitete ehh!(angatra hono)
dia ny an'ny ilay sipa indrindra indrindra
Valio | Miverina eny ambony
hery - 29/09/2016 21:27
Any amin'ny dokotera avy hatrany.

Aza andrasana ela.
Valio | Miverina eny ambony
sahia - 07/10/2016 09:55
zay lay oe samy mijinja izay nafafiny ! @ manaraka mitandrema
Valio | Miverina eny ambony
NDINDY - 22/10/2016 14:33
Rehefa sitrana ka manao firaisana de manaova capote fiarovana fa efa tsy fantatra intsony izay misy aretina sy tsy misy @ zao.Na aza manao firaisana intsony....
Valio | Miverina eny ambony
batsilana - 04/09/2017 10:11
dokotera e
Valio | Miverina eny ambony