Testamenta vaovao/Testamenta taloha

681. tealala ( 22/08/2018 18:33)

RBNIR:

Ka raha izany iza no tokony ahitsy ilay josoa koa milaza an'i sekema????

Josoe 24:32 Ary ny taolan'i Josefa, izay nentin'ny zanak'Israely avy tany Ejipta, dia nalevina tao Sikema, amin'ilay saha novidin'i Jakoba, nomeny zato kesitasy, tamin'ny taranak'i Hemora, rain'i Sikema, ary tonga fananan'ny taranak'i Josefa ny taolany.

1) IJosefa no nalevina tao Sekema
2) I Jakoba kosa no nividy ny tany fa tsy i Avraham.

RBNIR:

izany hoe

abrahama nalevina tao makpela : Marina ny voasoratra tao anaty genesisy

Jakoba sy Josefa kosa nalevina tao sikema : Marina ny voasoratra tao anatin'ny bokin'ny josoa sy ny asan'ny apostoly,

Ny fahadisoana kosa dia ny fampifandraisana ny genesisy sy ny asan'ny apostoly...

Gen 50:12 Koa dia nataon'ireo zanak'i Jakoba taminy àry izay nandidiany azy. 13 Nitondra azy ho any amin'ny tany Kanaana ny zanany, dia nandevina azy ao amin'ny zohy, amin'ny sahan'i Makpela, izay novidin'i Abrahama mbamin'ny saha tamin'i Efrona, Heteana, mba hananany fasana ho azy, tandrifin'i Mambre.

Hahahahaha, miomehy aho mandinika ny zavatra lazaino ry RBNIR :D, dia tsy nahita havaly intsony ianao satria diso be tena diso be ilay zavatra nolazainao t@ io.
682. RBNIR ( 23/08/2018 05:21)

tealala:

Resaka efa ela be izany fongarintsika izany indray tealala a!
Tena mbola manao mise à jour kely aho aloha ahahahah
683. tealala ( 23/08/2018 07:25)
Hahahaha, marina izany resaka efa ela fa fotoana tahaka ny tsy misy raha toa ka jerena amin'ny fahanteran'ny boky resahintsika eto :).
684. tealala ( 23/08/2018 18:20)
Iaraha-mahita izao fa zavatra hita sy vakina réalité be ilay zavatra diso ao anati'ilay asan'ny apostoly..Tsy izaho no diso fa ny boky vohizinao io no diso, raha toa ka tsy misy diso.

Matoa misy diso ny boky vakinao tsy avy amin'ny fanahy masina io izany amiko fa nofinofin'olona iray izay tsy naharaka tantara.

Tokony mba hanana fahatsorana ianao raha ny tokony izy hoe ny zavatra nolazaiko dia misy fahamarinana kely fa tsy tonga dia hanohitra dia lasa mahaforona zavatra tsy mitombina mba hanohananao ny hevitrao.

Tsy dia nila "TT" akory aho nampihiratra ny masonao fa ny boky raisinao ihany no natoroko anao ny tao anatiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1857