Arabo sy Israeliana sa... Moslimo sy Jiosy?

1. rhaj0 ( 12/08/2016 14:09)
Aleo akisaka eto ity resaka ity, fa tena mba zava-dehibe ihany..

stahtam:
nisy faminaniana niseho momba an'i Ismael ... Resaka ankapobeny no resahina ... Problème mondial ny adin'ny Arabo sy ny Israeliana

Tsara rahefa tonga saina ianao ry Stahtam, fa ny olana dia ny "Arabo sy Israeliana" fa TSY ny "Moslimo sy ny Jiosy".

Ny fahitako azy, ary hitako fa io takatrao io koa, dia ny OLANA dia ny TANY.

Ary io takatrao tsara io koa, fa ny Israeliana dia mampiasa ny Finoany/Fivavahany hanamarinany ny maha-tompo-tany azy. Hainao tsara koa fa ny Jiosy dia hatrany Etiopia, Maroc ka hatrany Rosia. Ireny Jiosy ireny dia efa mikalamina any @ TANY misy azy aby any. Fa ny Israeliana moa, manamora ny immigration, ka dia mitady tany malemy hanorenam-pangady ny Jiosy sasany, dia mi-IMMIGRER, sahala amiko mi-immigrer aty Kanada ihany io, nefa dia mody asiana hoe.. "miverina @ taniny ny Jiosy eee"

Dia takatrao tsara koa, fa ny Moslimo dia efa hatrany Indonezia (any akoriny aza no tany be Moslimo indrindra eto an-tany).. ary TSISY idiran-drizareo ny adi-tany any Moyen-Orient.. Fa ny Arabo sasany no mampidipiditra ny finoana, dia misaritsarika ny sasany hanohana ny adiny.

Io sahala @ ireo sekta be dia be any amintsika eee... ohatra ilay tary milaza-tena ho Hebreo io izao, asa inona no nampidirina tao an-dohany. HIverina any Hebreo hono ny gasy tonga saina sa inona kabariny ao ????

Ka eritrereto tsara ee...aiza ho aiza @ ireo ilay "faminaniana"?

Ny fahitako azy koa, dia ireo "minomino foana" ny faminaniana ao io, averiko ary tsipihiko kely akoriny azany, ireo "adala minomino foana izay faminaniana any", no mampifandray (mandray tsy raisina) an'izay situation ao.

Asa ianao raha mahita ireo fandaharana @ TV sy boky be dia be, izay miresaka ny faminanian'i NOstradamus. Ka i Nostradamus hotry ny nanoratra toa ny poeme ary an-kisarisary be dia be. Dia avy daholo izao adala sy hendry izao, dia milaza fa, izao poeme izao hono dia ny WW1 eee.. izato poeme izato kosa hono dia 9/11 eee... Dia aholakolana ao ny poeme-n'ilay NOstradamus, dia midingidingina be mihintsy ireo expert @ izany hono, sady mahazo vola ihany, satria betsaka koa no "adala minomino foana izay faminaniana any", dia mitelina sy miboloky izay abobony ao.

2. lahindroy ( 18/08/2016 10:17)

rhaj0:

salama tompoko ô

heu ...no comment !
toa misy indray klé :

marvellous

3. Rajasanagara ( 25/09/2016 15:09)
Aleo hazava ny resaka.
Ny Semita ankehitriny dia ny Palestiniana sy ireo foko arabo vitsy ao Yemen sisa.
Ny Jiosy ankehitriny dia tsy misy semita intsony fa Khazars avokoa. Mpisoloky ireo,milaza fa jiosy nefa tsy misy rà semita akory.

Vakio ny boky nosoratan'i Shlomo Sand ,mpanoratra jiosy izy io.

https://www.google.fr/#q=Comment+le+peuple+juif+fut+invent%C3%A9&stick=H4sIAAAAAAAAAONgFuLSz9U3MMkzjk8xUAKzTQuMzLIttQQcS0sy8otC8p3y87P983IqATtPaVUsAAAA
4. calin.brandon ( 07/10/2016 14:54)
Tsy ho voaporofonao izany hoe khazar daholo ny Jiosy ankehitriny, ry Rajasanagara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1198