Mba tena tsy rariny intsony kosa e 
Mba tsy rariny intsony kosa e : sipana ministra dia hasiana gyrophare toa ireny PM ireny nefa dia maika hamonjy an'ingahy ministra sipany dia hanao firaisana sy hilalao vody fotsiny.
Mba tsy rariny kosa e ! |
Valio |
Miverina eny ambony
Ha!ha!ha!Iny ndray no tsy hitako!Taiza io Rabaradaka?Azo inoana koa ve zany fa misy ny deuxième dame de Mada? |
Valio |
Miverina eny ambony