faniriana zaza

1. kapisou ( 03/08/2016 13:13)
Faly miarahaba antsika rehetra,
mba mila hevitra azfd fa za manana namana te iteraka mafy nefa de efa in3 zay tsy azo foana ilay zaza fa teraka à 25 SA fona izy! sao dia misy mahalala kay eto Mada ve misy ireny service neonatalogie reny? mampalaelo ahy lotra izy miresaka @ko nef tsy itako izay tenenina azy!
misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2271